slogan an'ny univ de tana
1. bazylou
(
05/09/2008 00:40)
l'universite du troisieme millenaire"", eh bin,, nefa ny trano aza tsy misy ny pokona miady bourse , ny prof manao belote fotsiny , dia mivarotra sujet rehef aavy eo......
répondu par tsiambaratelo le 13/09/2008 13:59
2. tsiambaratelo
(
08/09/2008 09:04)
bazylou:Fa angah mou ny mpampianatra tsy mbo mahazo manao belote?Na hivarotra sujet aza ireo ,ka tsy mividy ny pokona de efa tsy tafa,fa matoa misy mividy de ireny no mandrisika azy ireo hanao izany:-P raha mba domino no ataon-dry zareo de zah kounkou mbo hoavy hanampy isa ny mpilalao.hi hi hi(efa vizana le mpampianatra angamba kou):lol::lol::lol:
l\'universite du troisieme millenaire\"\", eh bin,, nefa ny trano aza tsy misy ny pokona miady bourse , ny prof manao belote fotsiny , dia mivarotra sujet rehef aavy eo......
3. ikaretsaka
(
08/09/2008 12:45)
azony atao tsara ny manao belotes, fa tsy manditry ny heure de cours sy m iharihary ery an-tokontany fa mba any @ salle de profs ahay
matoa izy mivarotra sujet, dia efa garanti foana fa hisy hividy izay!
matoa izy mivarotra sujet, dia efa garanti foana fa hisy hividy izay!
4. tsiambaratelo
(
13/09/2008 13:59)
Zah kounkou zany mahazo mividy?Zah hanao dokotera:-P doctorat mou,raha m