FIFAMOIVOIZANA AO AMINY FIARAHA-MONINA AO

1. tsiambaratelo ( 04/09/2008 17:53)
Asa raha mahatsikaritra isika ,aminy reny toerana fiarahany mpianakavy na ny daholo be miara-mipetrapetraka,mialavoly,mifandom-bera.Zany we toerana mahafinaritra ,milamindamina.Toy ny zaridaina public na Avenue.Fifaliana no katsahina nefa mazana dia fahafatesana no mitranga.Noho ireo lozam-pifamoivoizana ateraky ny tsy fahalalanireo mpamily na motard,ny lalàn ny fifamoivoizana angamba.Fa toa mitatatata be sy mirimorimo ry zalahy,sa angaha te hampiseho ny fiara vao2 na ny môtô be ny.Tsy ho tokony @reny toerana ireny no anaovana izany,fa mba toerana manokana mihitsy.Hisorohana ny loza.:D
2. hanta77 ( 09/09/2008 08:30)
marina mintsy no lazainao
e! ny olona moa tsy mitovy fisainana doly
3. tsiambaratelo ( 11/09/2008 16:11)
Tsy we akory be fialonana ny fiarany hafa na ny môtô ny sasany.Fa lasa saina we raha tsy zay ve tsy hita ny pokona ny fahaizana!Lasa cirque ndray @zay lay toerana:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7522