Manjakazaka @rehetra ny mpitondra!!
1. xxx
(
03/09/2008 13:09)
Antananarivo ve? ampijaliana ny ben'ny Tanàna!
Faritra hafa tsy lazaina intsony!!
Bacc 2008, olana maro be inona, tsy avy @ mpitondra ihany va?

répondu par kidoropamba le 06/09/2008 11:06
2. rastafarai
(
04/09/2008 01:04)
8) Marary fo @ zany eo! T@ deba aza namidy ny bacc kou! Mazotou manakina fa fotoana lany daoly zany e!
3. karavasy
(
04/09/2008 07:54)
Ny ampijaliana tsy misy fa ny kely vovok'aina nefa be taimbava no betsaka. Ny manandoha tsy resy naoviana.
4. ravatorano
(
04/09/2008 08:32)
misy fetra ny zava drehetra ary izany dia amin'ny andron'ny fifidianana ihany ka samia any amin izay mifamotoana fa raha ny resaka samy manana ny fahamarinany avy !
Mandraisa anjara amin'ny fifidianana ary aza misalasala mihitsy fa hery iray ahafahanao manome endrika vaovao ho an'ny fiainanao io e ka any idnray zany e fa avelao aloha ny eo hanjakazaka e

5. xxx
(
04/09/2008 09:17)
Ka ho solon-dry zareo ny vatony ange izay vato kely mba halatsakao ry ravatorano mba hampatorana anao.
6. Annie2006
(
04/09/2008 11:52)
Fifidianana???????
F'angaha tsy mamaky gazety ve isika na tsy mahafantra ny zava misy satria toa nibaribary be fa efa-polo mahery ny ben'ny tanana nosoloin'ny Conseil d'Etat vao haingana satria maro be ny hala-bato.
@ 1563 ben'ny tanàna mahery dia io efa-polo io no hany tratrin'ireo Conseil d'Etat satria "flagrant" loatra.
Fifidianana?????????
Tsy ampy antsika ve i Mugabe, kenya, Russia?
Fifidianana?????
Na ny mpitondra aza midongy Tsy hanova ny code électoral.
Aoka tsy hanonofy mihitsy. Efa lasa lavitra loatra ny fitondrana ka tsy manana intérêt mihitsy miala eo raha tsy trongisina.

7. Oay
(
05/09/2008 13:18)
karavasy:
Ny ampijaliana tsy misy fa ny kely vovok'aina nefa be taimbava no betsaka. Ny manandoha tsy resy naoviana.
Marina ny an'i karavasy fa ny kely vovok'aina nefa be taimbava no betsaka d tsy gaga za raha toa i karavasy sady tsy be taimbava no be aina hihihi... aza manahy karavasy fa efa kely sisa d efa hiova izao ilay teny manao hoe fa mora hoan'ny rameva ny hiditra amin'ny vodifanjaitra fa sarotra ho an'ny mpanankarena ny fidirana amin'ny fanjakan'ny lanitra refa miova io dia lasa hoe tadiavo ny vola sy ny fanjakana d avy eo vidio ny lanitra sy izay rehetra ao aminy satria efa be vovok'aina sy tsy d be taimbava.
8. kidoropamba
(
06/09/2008 11:06)
Izao izy ry leretsy a.
Raha hanao te hanao fifidiananana dia andraso amin'ny fotoana maha tsy salama an'ireo mpikirakira ny ordiNATEra ao @ ministeran'ny atitany.
Raha araky ny fandehanjavatra misy amin'izao dia tapahandrizalhy in-mbalo ny jiro ao amin'io ministera io ka hiakatra vato 3% isaky ny "fahatapahan-jiro' ny vaton'ny filoha hajaina.
Ohatra: Raha mahazo 32% izy dia tapaka im-balo ny jiro ka lasa 57% ny salan'isam-bato azony avy eo.
Io ange no nahatonga an'i Andry TGV nahery tao Tanà e. Narary tampoka ireto foksionera "mpanapaka jiro" ka tsy niakatra ny salan'isan'inaghy Hery le glad-manana.
ka sopapa avy ato @ MAGro io lazaiko nareo io: Aleo darohana 2 andro alohan'ny fanisam-bato ireto foksionera fa raha tsy izany dia miala maina eo nareo.
Ravalomanana ihany fa... :x