sao mba misy mahalala .......
1. tsidina
(
02/09/2008 15:37)
Mialatsiny fa tsy tsaroako ny anaran'ilay tarika, saingy le tarika misy an'Gladys( Gladys le mpanao fandaharana o a@ tsorabitsika tvm), I Gladys irery no vehivavy ao @ tarika fa misy eo @ 3lahy eo angamba ry zareo zay. Hira maneho ny mahagasy ny hirandry zareo.
Vao indray mandeha manko zah no nahita azy tao @ dailymotion fa tsy no enregister ko le izy de zay. Nefa tiko be le hira ndry zareo.
1-mitady ny anaran'ilay tarika zah
2-ary raha azo atao de alefaso ny link misy azy ao @ dailymotion
misaotra mialoha.

répondu par tsidina le 02/09/2008 18:24
2. ni81
(
02/09/2008 17:38)
Christophe RATREMA no anaran'ny tarika, ary anadahiny izy 3 mirahalahy miara-mihira aminy.
3. ni81
(
02/09/2008 17:40)
Io misy hiran'i Tpkl RAHARIJAONA Lucien hirain'izy ireo.
http://www.dailymotion.com/relevance/search/CHRISTOPHE%2BRATREMA/video/x4at5c_tcr-aoreno_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/CHRISTOPHE%2BRATREMA/video/x4at5c_tcr-aoreno_music
4. tsidina
(
02/09/2008 18:24)
ni81:
misaotra betsaka akia . Hmmm de tena mpianadahy tokoa reo satria jereo ange ny orondry zareo e, hihihiihih, mitovy e
Io misy hiran'i Tpkl RAHARIJAONA Lucien hirain'izy ireo.
http://www.dailymotion.com/relevance/search/CHRISTOPHE%2BRATREMA/video/x4at5c_tcr-aoreno_music