tia ahy marina ve izy sa tsia?

1. ainnah1 ( 02/09/2008 07:50)
misy tovolahy 1 miray tanana amiko,vo niaona zay dia samy tratran'ny atao hoe: COU DE FOUDRE, de nisy fotoana tafiaraka matetika ary ndrandray ary zay 2 rery, vo 2 semaine zay!atram'zao nefa izy bola ts niteny tamiko mitsy hoe TIA ahy,fantako fotsiny hoe sarokenatra izy io nef de ho a tel point ve?marihako fa zay sy izy mifandefa msg fona nefa bola tsy nanao declaration mitsy lery!Izay alo a peu pres le tantara fa ra misy fanontaniana de vonona za hamaly anareo.Dia manantena ny hevitrareo, merci d'avance (l) (l) (l) (l)
répondu par pisomc3 le 27/10/2008 12:07
2. ni81 ( 02/09/2008 08:23)
ka mety mbola mandinika tsara sy mijery ny tena fihetsikao izy angamba koa
3. fahamarinana ( 02/09/2008 09:02)
:arrow: dia avy eo maiala pas izy raha tsy tiany,raha tiany dia mitoetra eo akaikinao indray...coup de foudre zany ve ry reto tsy tena mandoro dia kila forehitra mihintsy ? :) (l)
4. ni81 ( 02/09/2008 09:07)
dia avy eo maiala pas izy raha tsy tiany,raha tiany dia mitoetra eo akaikinao indray...coup de foudre zany ve ry reto tsy tena mandoro dia kila forehitra mihintsy ?
:lol: :lol:
5. fasaly ( 02/09/2008 10:46)
ka ny hilaza hoe jtm aminao ve tsy hataony dia ahoana ny hahafantaranao hoe samy tratran'ny coup de foudre nareo, izy ve niteny an'io?
raha niteny izy hoe tratra dia efa mba anisan'ny daclaration nge izany e_ :-P
6. booboo ( 02/09/2008 10:49)
Fahamarinana > mety mahavoan'ny torticoli izany coU de foudre zany, fa ilay couP de foudre tsy haiko hihihihihihi.
7. hanta77 ( 02/09/2008 12:15)
AZONAO VE NY ATAO HOE COUP DE FOUDRE? AONA NO AHAFANTARANAO FA TRATRAN'NY COUP DE FOUDRE IZY NEFA TSY NISY DECLARATION D'AMOUR NATAONY @ NAO? EMPLUS INONA NO AMETRAHANAO FANOTANINA NDRAY HOE TIA ANAO VE IZY SA TRIA NEFA ENAO MILAZA HOE TRATRANY COUP DE FOUDRE IZY
RIEN COMPRIS AZAVAO MISIMISY
8. xxx ( 02/09/2008 12:50)
Resaka satimaka kosa io e! tsy mila lazaina foana ange ny fitiavana e! sady tsy mila tenenina foana koa ange le hoe jtm izay vao tia anao ny olona iray. Hitanao @ fomba fihetsiny sy ny attention ataony aminao mantsy.

Fa na dia izany aza sao dia manao sinema koa enao ry ainnah1 matoa mila preuve ohatr'izany???
9. fahamarinana ( 02/09/2008 13:04)
:arrow: booboo :zà koa tsa mahay ry nao a..fa resaka ka atao fa ilay coup de varatra angamba toa tonga dia mirefodrefotra fa tsy mila famantarana intsony ndray,sa ahoana hoy nareo ? :) (l)
10. nathie86 ( 02/09/2008 13:20)
aôna za coup de foudre zany. D miandry jtm zany vao hoe tena tia izy sa hoe aôna.
11. melF ( 02/09/2008 14:21)
mety mafinaritra azy ndry nefa matoa izy ts mbola nteny d misy antony ao,na izy efa manana olontina na mila mieritreritra fotsiny nefa ra tena tia izy d tokony tsy miakanakana..
12. jujul ( 02/09/2008 14:41)
aza maika loatra fa mandiniha tsara aleo aloa ande amizao , io koa anie tsy azo rotorotona e! matoa izymbola tsy miteny de mety mandinika ny mombaanao koa izy e! hoe milay ve ty sa tsy milay , aza terena koa izy hiteny hoe tianao zany sao hanimba zavatra .
tandremo koa anefa miteny azy hoe tiko ianao , ianao vevavy manjary ararotiny , fa aleo milamina de misesy e! :roll: bey! =((
13. sonibi ( 02/09/2008 15:44)
O ry sea a !mety tia ihany izy fa mandrasa kely fotsiny e! raha ny hevitro alo de poins be zany omeo voavao zay a!
14. xxx ( 02/09/2008 20:32)
raha namonjy fety soirée dansante izaho, nisy olona maromaro tsy nifankafantatra taminay groupe hafa teo am latabatra, nisy bandy tsy nitsahatra nijery ahy mihintsy teo ambony latabatra teo...
farany nalainy nandihy foana, sendra samy tia rock moa dia vao maika raikitra ny feeling! ny slow tsy lazaina tsony fa ipetahany be izaho
nony hody zahay dia taitra be izy hoe hody sahady ve?
ieny hoy aho...dia nanao veloma izy ary niteny hoe: " T'es la plus belle femme de la soirée" tratran'ny coup de foudre aminao zà ozy! tsy namaly aho fa nanao veloma de lasa.
andro taoriana io nisy namana niantso ahy izay tao am soirée nilaza fa tratran'ny coup de foudre hono lay bandy niaraka nandihy, nipepopepo be hono lery hoe aiza lay sipa namanao iny fa tiko loatra, halaiko vady sns...
tena tiko afaka mahazo ny fone ve sns....indrisy nampalahelo izy fa izaho anefa efa manambady tsy azoko nomena ny fone na nangataka nanao izay nety aza ilay sipa namako...
ny tiko hazavaina dia ny olona tratran'ny coup de foudre izany tsy milamina mangina mizaha toetra fa mi fonce 8)
15. Herimiafina ( 04/09/2008 02:10)
Tsy maninona retsy izany ry xxx fa ny fety tsy ho lany, torak'izany koa ny plus belle femmes des soirées, ka aza dia malahelo azy loatra fa mbola ho tratran'ny coup de foudre foana izy.
Impulsion io, resaka admiration endrika ivelany, fa tsy midika hoe fitiavana ka tsy maintsy tohizana.
Ny fanaovana azy dia io ambony io, miresaka fotsiny mandalina tsara, mifandefa message, dia rehefa tsy masaka dia mijaonona ho mpinamana. :^)
16. ainnah1 ( 04/09/2008 07:13)
faly mahita nareo njay, efa mba mis fivoarana kely le situation satria nasin'ny akama coup de pousse kely e!ka d hanao RDV zay am samedi ka tsy hay zay fipokany ao fa tantaraiko eto iany na tafa na tsy..d misaotra fa milay b daolo ny conseil-nareo e =D> =D> =D> =D> =D> =D> :D
17. hanta77 ( 04/09/2008 08:12)
ainnah1:

faly mahita nareo njay, efa mba mis fivoarana kely le situation satria nasin'ny akama coup de pousse kely e!ka d hanao RDV zay am samedi ka tsy hay zay fipokany ao fa tantaraiko eto iany na tafa na tsy..d misaotra fa milay b daolo ny conseil-nareo e =D> =D> =D> =D> =D> =D> :D


ko dia manaova manjamanja njy zany any, @ nao ny baolina
bonne chance e!
18. fasaly ( 04/09/2008 09:48)
draissssss! milay zany
19. fijo ( 04/09/2008 20:01)
ka rehefa hita fa menatra izy dia ndry no mitarita ny lalao e
20. fanokely ( 12/09/2008 08:53)
nanaôna ilay fihaonana t@samedi ry ainnah1 a!mba ilazao valiny fa mafinaritra be ilay tantaranareo!na koa misy hevitra azonay omena anareo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0579