tia ahy marina ve izy sa tsia?

21. ainnah1 ( 15/09/2008 13:27)
sali daol nareo e!misotra alo ts nanadino le tantara e, t@ samdi ve? iee nafinaritra e! d ina mo zany fa niafara t@ bizou misy lela e,azonareo ngamba ny tiko lazaina fa d misotra betsaka anareo!! :-* :-* :-* :-* :* :*
22. tiff ( 04/10/2008 11:50)
efa nilamina zany le tatara ko in ndray no holazaiko. Fanotanina kely fotsiny taorinle coup de foudre refa nihaonareo na nifandefa msg de in no tsapanao de naborakao v ze tao aponao sa niandry anle jtm enao. Mivoka oazy matsy io refa aborakao ze ao amponao.
23. pisomc3 ( 27/10/2008 12:07)
rehefa ts saha miteny izy hoe jtm dia ts tianao izy izany fa aza eritreretina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0381