akohovavy maneno

1. orona ( 01/09/2008 13:15)
Raha ny biby no jerena dia hita mazava ny difference. Mazàva amizay ve sa mbola hitady hitovy zo iany??? sa akohovavy maneno???

Za tsy milaza hoe tsisy ilavana anareo -- tsara tarehy nareo -- tendre -- molle -- fa aleo le mikarakara tokatrano iany -- zay iany no tena talenta.

Nareo ve efa mba nijery basketim-bavy??? :lol: :lol: Efa mba misy zavatra natokana ho anareo de mba mifaly.
répondu par endrika01 le 07/10/2008 15:31
2. xxx ( 01/09/2008 13:38)
pok pok ty ray oul a

nanota fady tam akoho angamba de lasa mipitsoka =)) =)) =)) =)) =))
3. lemenakely ( 01/09/2008 14:07)
orona:

Raha ny biby no jerena dia hita mazava ny difference. Mazàva amizay ve sa mbola hitady hitovy zo iany??? sa akohovavy maneno???

Za tsy milaza hoe tsisy ilavana anareo -- tsara tarehy nareo -- tendre -- molle -- fa aleo le mikarakara tokatrano iany -- zay iany no tena talenta.

Nareo ve efa mba nijery basketim-bavy??? :lol: :lol: Efa mba misy zavatra natokana ho anareo de mba mifaly.

Mba fantatr i rangahy ve aloha ny tena définition ilay hoe akohovavy maneno aloha e ?


4. orona ( 01/09/2008 14:15)
ben sur
5. MIANTA ( 01/09/2008 14:27)
Ka izahay vehivavy ve zan no lazainao oe "akohovavy maneno"? Ra izay d diso hevitra b enao ra milaza fa "mikarakara tokantrano ihany" dia ampy. Nareo lehilahy aza ts mahavita ny vitanay akory
6. orona ( 01/09/2008 14:29)
ohatra?
7. orona ( 01/09/2008 14:30)
ndrindra moa refa lany atody zay :-D :-D :-D
8. xxx ( 01/09/2008 14:33)
ra orona pok pok a !

aona ozy rabofinareo amin'ny resaka vehivavy ? hoe fatorana ao andakozia hoatra azy daholo ve rehefa vehiv ? mipitsoka hatrany @ fakany maintsy hoà le mi pokipoky ity e =)) =)) =)) =))
9. ni81 ( 01/09/2008 14:37)
Za tsy milaza hoe tsisy ilavana anareo -- tsara tarehy nareo -- tendre -- molle -- fa aleo le mikarakara tokatrano iany -- zay iany no tena talenta.
tsy ny vehivavy irery no natao hikarakara tokantrano fa iarahana manao ny asa rehetra e! Efa t@ andron'ny ntaolo izany lehilahy tsy mandray ravin-dena izany.
10. orona ( 01/09/2008 14:47)
zay zay mitsy --- manatena hoe tsy ntaolo tsony dia haneno daholo na vhv aza --- za nga niteny hoe tsy mandray ravin-dena? --- ny tenenio dia hoe misaraka tsara ny asan'ny lhl sy ny vhv --- ny an'ny vhv le tsotsotra ireny iany --- tsy fandavana --- fa zay no zakany. --- Manome fausse idée an'ireo ankizy vavy kely ny fampianarana azy hoe mitovy zo --- fa le capacité mitsy no tsy any
11. xxx ( 01/09/2008 14:56)
baofin'i orona koa ve = akohovavy maneno ?
12. kelly13 ( 01/09/2008 15:09)
:-D :-D :-D :-D :-D
13. ni81 ( 01/09/2008 15:10)
zay zay mitsy --- manatena hoe tsy ntaolo tsony dia haneno daholo na vhv aza ---
koa angaha raha milaza aminareo lehilahy ny tokony hifanampiana dia akoho vavy maneno e? :roll:
14. xxx ( 01/09/2008 18:13)
orona:

zay zay mitsy --- manatena hoe tsy ntaolo tsony dia haneno daholo na vhv aza --- za nga niteny hoe tsy mandray ravin-dena? --- ny tenenio dia hoe misaraka tsara ny asan'ny lhl sy ny vhv --- ny an'ny vhv le tsotsotra ireny iany --- tsy fandavana --- fa zay no zakany. --- Manome fausse idée an'ireo ankizy vavy kely ny fampianarana azy hoe mitovy zo --- fa le capacité mitsy no tsy any



sao dia mbô marary aza????
Mihevera tena fa tsssyyyyyyyyy!
15. simplex ( 01/09/2008 18:38)

mety misy olana kely tao @ le fitaizana an-drangah :)
asa, fitiavan-dreny ve no tsy ampy? :(
16. ssendra ( 01/09/2008 18:42)
frustré nedala dia manao otran'io rehefa lmihetsika krizy :roll:
manque présence feminine koa no mahatongaan'izany angamba :-D
17. vale ( 01/09/2008 19:17)
izao aza ny vehivavy miasa ohatry ny lhl koh!! misy misaofera bus sy camion! de awona izany??? ary nareo angah mahavita miteraka??.. :-D
18. endrika01 ( 01/09/2008 20:26)
orona:

Raha ny biby no jerena dia hita mazava ny difference. Mazàva amizay ve sa mbola hitady hitovy zo iany??? sa akohovavy maneno???

Za tsy milaza hoe tsisy ilavana anareo -- tsara tarehy nareo -- tendre -- molle -- fa aleo le mikarakara tokatrano iany -- zay iany no tena talenta.

Nareo ve efa mba nijery basketim-bavy??? :lol: :lol: Efa mba misy zavatra natokana ho anareo de mba mifaly.



Raha misy ny AKOHO VAVY MANENO da misy koa ny AKOHOLAHY FATAKA mitovy samy mpiatsy ady ireo=))=))=))=))
19. haritianah ( 02/09/2008 05:32)
Toètsaina laniandro, té mba ampiditra hevitra fa ts ao mits, fahafohizany fomba fisaianna ny anao.
Azonao atao ny manatanteraka zany @ fiainao aloué, maka lé vhv tolorampotsiny reny de vadina ao antrano de atao masinina fiterahana fotsiny, dé vhv ts nandia fianarana reny.Dé tafita enao @ fiainanao.Dé refa miteraka enao dé aza ampianarina ny zanakao fa ampianaro ho solafan'ny lhl dé ataon'ny zé vinantolahinao @ zé itiavana azy dé badraodra eny ny zanankao.
Tsy misy ifandraisany mits ny lazainao sy ilay AKOHOVAVY MANENO, sasanaga samy manana ny azy ireo na enao aza ts mahay ny tokony lazainao.
20. endrika01 ( 02/09/2008 08:39)
Orona>tokony mbô natao wé lohahevitra mikasika ny AKOHO,fa maninona ny akoho foana no nangalany Ntaolo oham-pitenenana be d be.Ohatra wé Andraso alou HANIRY NIFY NY AKOHO, na koa wé TSY MISY MAHAY MAMINDRA TOY NY AKOHO fa rehefa mandé ambony sahafa solafaka ihany,na koa Wé milaza loza toy ny AKOHOVAVY MANENO na koa wé MAIVAN-DOHA HOATRY NY AKOHO,na koa wé kristianina Alahady mpangalatra AKOHO Alatsinainy,amizay de mbô napetraka tany @dinika KOLONTSAINA wé inona marina ary io biby fiompy io fa toa nangalana oham-pitenenana maro,mbola misy koa wé SERY VITANANAMALAO KOA HAMONOANA VATOTRAKOHO.tsy haiko alou e,tena milay be raha tsy nasiana wé ny vehivavy,andramo angé e,alefaso any @Kolontsaina:wink::wink::-P:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3525