akohovavy maneno

21. fasaly ( 02/09/2008 10:48)
mba tena tsy nampoiziko mihintsy hoe otran'izany anie ny mentalié n'i sitlo ity hatrizay an, sa ve rehefa miova ps dia miova koa ny toe-tsaina? :-P mahagaga ahy mitsiny mais bon! :-P
22. xxx ( 02/09/2008 11:51)
toc toc ela ra be orona
inona no asa mafy ataon'ny lela samy mivoka ny trano de samy mitady vola sa ny reninao sy ny anabavinao le velomimpotsiny reny de tinao hitovy @ zany doly ny vevavy, teneno ilay candidate americaine sy segolene royal hanao menage fa avelao hoe ny politique si non akoho vavy maneno nareo
inona no iasana saina @ basket , ra za no vadina haiko tsara ny nanao anao
vendrana ela mdr

:-o
23. xxx ( 02/09/2008 12:01)
RA ORONA, nivoaka t@ FIVAVIANA sa t@ LAVABODY ?
AZAFADY @ LE FITENY TSY HAIKO NY TENY GASY ILAZAKO AZY
24. nathie86 ( 02/09/2008 13:15)
xxx:

RA ORONA, nivoaka t@ FIVAVIANA sa t@ LAVABODY ?
AZAFADY @ LE FITENY TSY HAIKO NY TENY GASY ILAZAKO AZY

:lol:
25. sakaizakely ( 02/09/2008 13:52)
zao mits no tadiavin le orona

mikorotana mamaly ny provok 'ny dol nareo

odio tsy hita fotsiny re a ! il n'en vaut pas la peine :°)
26. xxx ( 02/09/2008 13:59)
sakaizakely:

zao mits no tadiavin le orona

mikorotana mamaly ny provok 'ny dol nareo

odio tsy hita fotsiny re a ! il n'en vaut pas la peine :°)

marina letsy ny an'ila sady hatao aona moa no hiady @ olona nivoka t@ lavabody zany tsy hitovy fisainana @ be sy ny maro izy fa dia aleo jerena fotsiny eo de reraka izy de miala
sa ahoa ry zareo?

27. xxx ( 02/09/2008 14:25)
Raha ianao no vadiko dia nampanasaiko ny salakako
hiatanao eo marina @ zay no atao hoe akohovavy maneno zany
28. tsiambaratelo ( 03/09/2008 09:14)
orona:

Raha ny biby no jerena dia hita mazava ny difference. Mazàva amizay ve sa mbola hitady hitovy zo iany??? sa akohovavy maneno???

Za tsy milaza hoe tsisy ilavana anareo -- tsara tarehy nareo -- tendre -- molle -- fa aleo le mikarakara tokatrano iany -- zay iany no tena talenta.

Nareo ve efa mba nijery basketim-bavy??? :lol: :lol: Efa mba misy zavatra natokana ho anareo de mba mifaly.

:roll::roll::roll::roll:
29. ni81 ( 03/09/2008 09:16)
Raha ianao no vadiko dia nampanasaiko ny salakako
hiatanao eo marina @ zay no atao hoe akohovavy maneno zany
:lol: :lol: :lol:
30. xxx ( 03/09/2008 09:30)
aiza ela ra be vatakorona e!
to tsy nipoitra tso za afaka ny hiresaka tsara @ ano
31. xxx ( 03/09/2008 09:53)
raha lehilahy be vata-korona be otran'io amin'ny sary io kosa manao fiady otran'io mahandro atody io dia aleo ihany asiana hajany ilay vehivavy:-D:-D:-D

32. lohataona ( 03/09/2008 16:43)
Tsy sarin'i orona io fa resabe fotsiny, ianareo no hampihesoniny @ izany! :arrow:
33. xxx ( 03/09/2008 16:58)
koa fa angaha moa izay sary apetany misy sariny.....asakasaka izay mety hampihesoniny marina eo!
34. ni81 ( 04/09/2008 06:09)
koa fa angaha moa izay sary apetany misy sariny.....asakasaka izay mety hampihesoniny marina eo!
:lol: :lol:
35. hanta77 ( 04/09/2008 12:50)

aiza ela ra orona miandry anao ny pokona

36. tsiambaratelo ( 04/09/2008 14:54)
endrika01:

Orona>tokony mbô natao wé lohahevitra mikasika ny AKOHO,fa maninona ny akoho foana no nangalany Ntaolo oham-pitenenana be d be.Ohatra wé Andraso alou HANIRY NIFY NY AKOHO, na koa wé TSY MISY MAHAY MAMINDRA TOY NY AKOHO fa rehefa mandé ambony sahafa solafaka ihany,na koa Wé milaza loza toy ny AKOHOVAVY MANENO na koa wé MAIVAN-DOHA HOATRY NY AKOHO,na koa wé kristianina Alahady mpangalatra AKOHO Alatsinainy,amizay de mbô napetraka tany @dinika KOLONTSAINA wé inona marina ary io biby fiompy io fa toa nangalana oham-pitenenana maro,mbola misy koa wé SERY VITANANAMALAO KOA HAMONOANA VATOTRAKOHO.tsy haiko alou e,tena milay be raha tsy nasiana wé ny vehivavy,andramo angé e,alefaso any @Kolontsaina:wink::wink::-P:-P

Zany kou de apetraka eo ry endrika ntsss:-P
37. tsiambaratelo ( 04/09/2008 14:55)

38. Zozoro ( 05/09/2008 17:43)
orona:

Raha ny biby no jerena dia hita mazava ny difference. Mazàva amizay ve sa mbola hitady hitovy zo iany??? sa akohovavy maneno???

Za tsy milaza hoe tsisy ilavana anareo -- tsara tarehy nareo -- tendre -- molle -- fa aleo le mikarakara tokatrano iany -- zay iany no tena talenta.

Nareo ve efa mba nijery basketim-bavy??? :lol: :lol: Efa mba misy zavatra natokana ho anareo de mba mifaly.

Dia tena tsy azoko mihintsy ny entinao milaza ny hoe :"akoho vavy maneno" dia mitovy amin'ilaimenakely aho, manontany anao hoe : tena fantatrao ve ny dikan'ny hoe akoho vavy maneno ??? - Hatreto aloha dia tena tsy harako mihintsy ilay izy, sa izaho no ......

39. tsiambaratelo ( 06/09/2008 11:04)
Zozoro:
orona:
Raha ny biby no jerena dia hita mazava ny difference. Mazàva amizay ve sa mbola hitady hitovy zo iany??? sa akohovavy maneno??? Za tsy milaza hoe tsisy ilavana anareo -- tsara tarehy nareo -- tendre -- molle -- fa aleo le mikarakara tokatrano iany -- zay iany no tena talenta. Nareo ve efa mba nijery basketim-bavy??? :lol: :lol: Efa mba misy zavatra natokana ho anareo de mba mifaly.
Dia tena tsy azoko mihintsy ny entinao milaza ny hoe :\"akoho vavy maneno\" dia mitovy amin\'ilaimenakely aho, manontany anao hoe : tena fantatrao ve ny dikan\'ny hoe akoho vavy maneno ??? - Hatreto aloha dia tena tsy harako mihintsy ilay izy, sa izaho no ......
Fomba fanoharana fotsiny ny an i orona fa taloha t@zaho mbola kely ,de naneno ny akohonay,mpanatody lava.Gaga be daholo ny tao an-trano de tonga de novonoina tsy nisy indrafo lay akohovavy naneno,dia nariana nianatsimo ny lohany fa wé ialana loza:roll::roll: zay moa mbola kely de tsy tadidiko ny tohiny fa io ihany no enregistrer:P:-P
40. orona ( 08/09/2008 15:30)
xxx:

toc toc ela ra be orona
inona no asa mafy ataon'ny lela samy mivoka ny trano de samy mitady vola sa ny reninao sy ny anabavinao le velomimpotsiny reny de tinao hitovy @ zany doly ny vevavy, teneno ilay candidate americaine sy segolene royal hanao menage fa avelao hoe ny politique si non akoho vavy maneno nareo
inona no iasana saina @ basket , ra za no vadina haiko tsara ny nanao anao
vendrana ela mdr

:-o

sao manatena? =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0954