kamboty velon-dray
1. niryna
(
30/08/2008 17:25)
Inona no tena hevitr'izany hoe kamboty velon-dray izany e ?
(l) niryna
(l) niryna
répondu par niryna le 04/09/2008 16:09
2. Herimiafina
(
30/08/2008 17:33)
Ilay rainy mbola velona fa saingy tsy misy hilavany azy amin'ny maha-ray azy. Donky mitovy amin'ny ankizy kamboty izy na dia eo aza ny rainy. :^)
3. nacl
(
31/08/2008 13:18)
sali sali a
ny fahazahoako an'zany de we velona iany ilay rain-jaza fa tsy miraharaha an'le zaza mitsy. misy manko ny ray tsy miara-mipetraka @le zaza mitsy de manararaotra tsy miraharaha azy mitsy.
ny sasany indray mba miara monina ao iany fa tsy mivaky loha @le ankizy mitsy
de zay le izy ngamba

4. niryna
(
01/09/2008 03:21)
Herimiafina:misaotra
Ilay rainy mbola velona fa saingy tsy misy hilavany azy amin'ny maha-ray azy. Donky mitovy amin'ny ankizy kamboty izy na dia eo aza ny rainy. :^)
fiteny koa izany ny woe kamboty velon-dreny ? misy ve izany ?
inona moa no tsy misy eto an-tany ! sa
:D
5. 08051972
(
02/09/2008 19:43)
Misy ny kamboty velondray amandreny!Ny 4 mis 'zao ohatra akiky kely! Tsy azon'ny fitezana zazakamboty atsangan'ireny nefa de kely mamelontena mangataka sy mangalatr'eran'ny tanana!!!
6. niryna
(
03/09/2008 17:39)
08051972:
Misy ny kamboty velondray amandreny!Ny 4 mis 'zao ohatra akiky kely! Tsy azon'ny fitezana zazakamboty atsangan'ireny nefa de kely mamelontena mangataka sy mangalatr'eran'ny tanana!!!
:cry: :cry:
7. ikaretsaka
(
03/09/2008 19:53)
misy mihitsy ny kamboty velon-dray sy reny ka...
ireny misy manary any @ zoridira ireny ohatra de alsa any @ orphelinat na lasa zaza voatsangana
de i niryna ve sure fa tsy any ho any ny ray amandrenin'ireny zaza nisy nitsimpona na nanatitra teny @ orphelinat, hopitaly, varavaram-piangonana sns ireny?

8. niryna
(
04/09/2008 16:09)
ikaretsaka:
misy mihitsy ny kamboty velon-dray sy reny ka...
ireny misy manary any @ zoridira ireny ohatra de alsa any @ orphelinat na lasa zaza voatsangana
de i niryna ve sure fa tsy any ho any ny ray amandrenin'ireny zaza nisy nitsimpona na nanatitra teny @ orphelinat, hopitaly, varavaram-piangonana sns ireny?
ka izany no nahatonga ahy nanontany kou
:cry: misaotra ary e :D