Horonan-tsary fanokafana alim-pikorana tao Roma.
1. ikalamako
(
29/08/2008 16:50)
Horonana mirakitra ny fanokafana ny alim-pikoranana niarahan'ny namana serasera tamin'ny Malagasy tao Roma tamin'ny 15 aogositra 2008 : http://dailymotion.alice.it/rrrvolantsoa/video/x6l7rs_takarivampikoranana
(Mbola ho avy ny manaraka fa mbola eo am-piketrehana).
(Mbola ho avy ny manaraka fa mbola eo am-piketrehana).
répondu par fijo le 10/09/2008 21:23
3. rakaroka
(
29/08/2008 20:23)
Dia misaotra @ horonan-tsary, sady "nahafinaritra Bbbe ny "soirée iny, soa fa nisy ny mpaka "film"satria tsy tonga tany @ soirée moa ny fakan-tsariko fa hoe hitsinjaka v 'za dia hivingitra iny?....
6. ikalamako
(
30/08/2008 21:49)
Dia mitohy ihany ny tatitra : ity iray ity dia tamin'ny andro voalohany nandraisana ireo namana.
Marihina moa fa i lazounet dia nandefa horonam-peo misy hafatra sy hira (azy irery ny feo rehetra tao) tokony natolotra tamin'ity fihaonana ity, saingy noho ny tsy fisian'ny vata nahafahana nihaino izany niaraka, tany amin'ny trano nitobiana, ary noho ny fahamaroan'ny nierehana tamin'ny fotoanan'ny totorebika dia tsy voatolotra ara-potoana izy io.
Soa fa efa nomanina hanaingoana ny horontsary rahateo ilay izy ka dia indro ary : http://dailymotion.alice.it/RRRVolantsoa/video/x6lo85_fandraisana-ny-namana-serasera

8. fahamarinana
(
31/08/2008 10:02)
:arrow: misaotra marina fa mahafinaritra e,sady hafa koa ilay horonan-tsary... (l)
9. ikalamako
(
31/08/2008 12:12)
Ito iray ito indray dia fony nifalihavanja teny amoron-dranomasina ny namana (ny lehibe nisary zaza) ny asabotsy tolakandro. Tratry ny nody masoandro sy volana niakatra soa aman-tsara teny : http://dailymotion.alice.it/RRRVolantsoa/video/x6lu7i_namana-serasera-teny-amorondranomas
10. rakaroka
(
31/08/2008 20:17)
eh,eh ranomasina an :wink: :-D :-D :-D + tora-pasika mangina :-D :-D :-D
Aoka fotsiny akia : "miaina!" hafa ihany ny horonan-tsary !
Rahateo ny fitiavako ranomasina izay, 'ndry manao 'ze iverenana any, nefa 'za tsy nanipy vola tao @ lé Fontaine akory :-D :-D :-D
Gravy aloha 'le sipa "clipwoman" ato izay Lazou :wink:
Dia misaotra an'i Lazou fa voaray ny hira namelan-kafatra , dia "arabaina koa 'nareo any dilam_bato rehetra any e :-* :-* :-*

11. ikalamako
(
31/08/2008 21:16)
rakaroka : mdr zahay ato mijery le bandy misôty onja :-D :-D :-D :-D (hitanjy ve ?)
12. ikalamako
(
01/09/2008 01:44)
"Une des merveilles de Rome" hono ny gelato e !(glasy hoy ny mpandika teny). Dia hoy ny anglisy hoe "a must" ho an'izay mamangy an'i Roma, indrindra anatin'ny hafanam-ben'ny volana aogositra. Ka dia tsy niala maina fa nanantontosa izany ny namana serasera : http://dailymotion.alice.it/RRRVolantsoa/video/x6m59m_gelati-et-coucou
13. lanto
(
01/09/2008 16:54)
Hmmmm giravy marina le sipa ;-) ohatry ny mahangôma be njinja le hira manaraka azy koa an! asio revansy rangah fa zay tsy nihininana gilasy a!
15. kelly13
(
01/09/2008 19:17)
za tsy glace alou fa ny glace italiana kosa d tena hafa @ hafa. sady mbola asindry zareo le oe "gelato caldo", en plein ririnina no mihinana azy fa mmhhh tsaraaaaaaaaaaa. misaotra nizara sary ry zareo a. :)
16. ikalamako
(
01/09/2008 19:49)
bazylou : @ andro sasakalina kosa ve akia tsy ho maizina ! indrindra fa vidéo amateur no ady eo fa dia ny fiarahana no noraiketina e. Rehefa lasa kadadaka be ny serasera dia mba haka pro @ zay sefo hi-filmer antsika fa zao aloha samy mba an-taigna e :wink:
20. mangidy
(
02/09/2008 22:49)
lanto:
Hmmmm giravy marina le sipa ;-) ohatry ny mahangôma be njinja le hira manaraka azy koa an! asio revansy rangah fa zay tsy nihininana gilasy a!
ka njy kosa anie no tsy te ihinana e! lol nefa hummm be ilay gelati
kiss mamy njy!