Horonan-tsary fanokafana alim-pikorana tao Roma.

21. ikalamako ( 03/09/2008 11:31)
mangidy : jereo fa izy irery no "manao pull" (kôpy njy, :-D :-D :-D ), donc tsy d'humeur hihinana gelati mihitsy izy, kony moa lanto ô ? :-D :-D :-D :-D :-D - sa moa njy teo nanafi-talenta amin'ny fahaiza-mi...hina-glasy ??? :roll:
Biz fôna fôna ny namana e !
22. lanto ( 03/09/2008 15:33)
ikalamako> pull manify nanafenan-javatsa fotsiny io ka :-D
23. fijo ( 03/09/2008 22:05)
inona no nafenina tao ry lanto????
24. lanto ( 05/09/2008 15:15)
Izany aza efa hoe afenina :-)
25. fijo ( 05/09/2008 19:42)
mba lazao moa fa ndry ko
26. lanto ( 06/09/2008 07:32)
efa noferako daholo zareo tsisy hiteniteny ilay afeniko :-p Sady miharihary eo ange le izy fa enao no tsy mijery tsara e lollll
27. ikaretsaka ( 06/09/2008 23:07)
aboahay zany le
28. tywa68 ( 08/09/2008 10:00)
misaotra nampilendalenda t@ireo gilasy b e ! :miam: :miam:
29. mangidy ( 08/09/2008 13:36)
ikalamako:

mangidy : jereo fa izy irery no "manao pull" (kôpy njy, :-D :-D :-D ), donc tsy d'humeur hihinana gelati mihitsy izy, kony moa lanto ô ? :-D :-D :-D :-D :-D - sa moa njy teo nanafi-talenta amin'ny fahaiza-mi...hina-glasy ??? :roll:
Biz fôna fôna ny namana e !



izy kosa efa naika i dodo kou lol kiss mamy njy!
30. mangidy ( 08/09/2008 13:38)
lanto:

ikalamako> pull manify nanafenan-javatsa fotsiny io ka :-D

inn aza le nafeninjiko tao?

:-P
31. Bita ( 09/09/2008 11:47)
Nahafinaritra ery tany izany, izahay na dia te handeha aza dia tsy mba lasa fa vao nanomboka mihitsy ny formation-ko ka dia niova daholo ny programme rehetra. Ka dia misaotra ny mpandraharaha sy naka ny sary rehetra fa mba toy ny hoe tany izahay mijjery fotsiny na dia tsy nikasika aza e!. Ny fotoana mihitsy no nanalasala fatsy hoe........
@ manaraka indray dia hitantarako hatsikana maro be.....Mahereza daholo miserasera, Tsiky dia ampy koa.
32. Angie ( 10/09/2008 15:19)
hay ve nisy film zany e lol
mianjy ny manaraka o alefaso ny pub

:D
33. ikalamako ( 10/09/2008 20:15)
angie : dodo zazà foana foana, tsy mahita izay fahitan'ny olona, tsss :/ :/
34. fijo ( 10/09/2008 21:23)
ka tsy manao solomaso aho de tsy itako fa lazao moa e.kala lanto koa tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2586