Mpanohatra vendrana mankarary saim-bahoaka.
1. karavasy
(
29/08/2008 14:33)
Ny valaka sy osa mitady ihanteherana saingy ny mpanohatra vendrana vao mainka manome laginina. Mba manana ambopo ary mahita hevitra ilain'ny vahoka fa tsy faly mangarona fotsiny. Mandany andro na ny mihaino azy aza. Dia minanananas ndray eo. :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) na misehoa ho boy boy boy tsisy vokany =)) =)) =))
répondu par penguin le 01/09/2008 13:32
3. badboy
(
29/08/2008 18:17)
Jk tena atidohan'i dago!! Izy ihany no tompon'ny hevitra tsara!! Araho JK dia lasa manchot empereur eo akaikin'i penguin ianao sy izaho ka lasa mitsangatsangana any @ pôle sud!! :-D :-D :-D :-D
5. penguin
(
01/09/2008 13:32)
Ka mijoro ary ianao sy ny forongonao fa mandrerakabe ity taraina sy antso vonjy lava ity. Ny vahoaka reraka indray no hiantsoana vonjy ve ?
