Vonoy ny baolina raha tsy mahavoa ny mpifanandrana
1. penguin
(
27/08/2008 14:54)
Ma mahalala menatra ry leireto. Ny andrina no tsy naniry volo... Raha tsy mahay ny mpifanindrana dia vonoina ny baolina fa tsy laozana mimenomenona. Tsy ianareo marina no zahavin'ny vahoaka. Tsy mila mpilalao voro-maty ny vahoaka. Mba misaina rehefa mandray ondana hatory. =)) =)) =))
répondu par penguin le 01/09/2008 14:00
3. penguin
(
28/08/2008 11:27)
An amin'ny ahoana fa veleso rehefa mitamatama fa tsy ny olona indray no anaovana resaka tsy hinanankanina. Mba mipoitra sy miseho ho manja sy favy eo imason'ny vahoaka fa tsy antso vonjy no betsaka. Ny vahoaka indray no asesika aloha.
5. penguin
(
28/08/2008 11:39)
Izay no tena izy. Miseho rehefa mafy sy manja fa tsy ny vahoaka lazaina reraka no handrasana hanampy tosika. Niharaka nihinana taminao ngah ny vahoaka?
6. nathie86
(
28/08/2008 13:02)
ah, ka ny vahoaka no tompony teny farany. Izy ko anie tsy miseho ho mafy na manja fa manao izay hitany fa mety eh sy mahatsara. Fa nihinana in aloha zany eh?
7. naughtyboy
(
28/08/2008 13:30)
nihinana ny tsy fihinana noho ity fitondrana sy ny filohany tiko ity e..
8. nanas
(
28/08/2008 14:33)
ka nareo ve ahoana e! le bolina anie ry zareo ka efa mamono tena e! efa godra doly le ekipan le8. Farany tezitra le bolina dia ho izy hoe" a a a, tsy hanao azy mintsy reto ekipa reto fa aleo aho hiditra anaty but amin zay". Ho faty tsy misy mpandaka ilay izy fa ry zalahy soavaly be tongotra mioua-oua-oua sisa no vitany e! ( TIM sy le8 sy ny forongony io)
9. penguin
(
28/08/2008 15:06)
Aza variana mi-nanas-ka fa dakao ao anaty arato izy io raha tsy mpahana. Aiza ty maso no reraka tsisy mpiandry tsatokazo nefa tsy ahafatesana. Ary harabaina fa toa voalohany amin'ny medaly franc tsa hay moa farany teo.
10. kidoropamba
(
28/08/2008 15:58)
ffffffffffffffffffffpphhfffffff......iny ny anao ra-pengy mba fohy any fa setroka avy aty amiko.
lazao ihany aho raha mbola mila enao fa aleo tairina resaka apAsy izy ity fa efa tsy hay intsony ity politikandry zalahy ity.
Ravalomanana ihany fa... :x
lazao ihany aho raha mbola mila enao fa aleo tairina resaka apAsy izy ity fa efa tsy hay intsony ity politikandry zalahy ity.
Ravalomanana ihany fa... :x
11. nanas
(
28/08/2008 17:42)
penguin:
Aza variana mi-nanas-ka fa dakao ao anaty arato izy io raha tsy mpahana. Aiza ty maso no reraka tsisy mpiandry tsatokazo nefa tsy ahafatesana. Ary harabaina fa toa voalohany amin'ny medaly franc tsa hay moa farany teo.
tony le olona vendram-belona tapohan ny nahita internet, aiza no tsy hahazo level mihiba, mba vakio ihany @ manaraka zay soratan ny olona fa tena vao maika manampy ny fahadondronanareo ny tsy fahaizana miady hevitra, nareo toa mitady valiny nefa toa tsy mamaky . Sady zao e ny anareo no ta-havela hinanaka any, ny bolina mintsy aza zao no efa mandeha mirivorivo miditra anaty but, tsy mila dakaina intsony ry vendrana a! ny epikan ny vendrana isany manko efa minanaka sy godra hoatran penguin fohy fisainana sy tsy mahataka lavitra ( hoatran ny le8 ihany).
12. nathie86
(
29/08/2008 07:39)
nanas:

aza miady eh, hevitra no ampiadiana fa tsy tonga hatramin'ny fanaratsinana
:)
13. naughtyboy
(
29/08/2008 10:51)
:-D zao kosa ry nathie a,tsy momba ny atsy za na aroa fa tokony ho lazainao an'io
ko i penguin fa izy no tena mpila ady fa tsy i nanas ..za mo tsy mivakl @ ze ompany tsony fa zao porofona tsy fahampintsaina rehetra zao v andaniana andro :lol:
ko i penguin fa izy no tena mpila ady fa tsy i nanas ..za mo tsy mivakl @ ze ompany tsony fa zao porofona tsy fahampintsaina rehetra zao v andaniana andro :lol:
14. penguin
(
29/08/2008 13:51)
Hahaha. Na hanampy ianao na handaka dia vonoy ny baolina fa miandry ny mpijery ry manantsaina. Milaza mpitsara nefa nofaka. Izany ve ilay mpitsara amin'ny ambaratonga farany ambany dia mijity amin'ny samy farany ambany e? :-D :-D =)) =))
16. penguin
(
01/09/2008 14:00)
Penguin tsy mpamono baolina fa mpiandry tsatokazo =)) =)) =)) =)) . Tsy matin-dry vendrana na efa tsy eo aza ny mpiandry tsato-kazo. Asa TAILANDOHA SA BILA TONGOTRA NA MIVADIMASO.