Kidoropamba?iza marina
1. lemenakely
(
27/08/2008 14:38)
mba mampanontany tena ihany indrindra ny mpiandraikitra ny site no amelanareo olona mpandoto rano toy itony.Manjary mankaleo ilay site noho ny toetsainan ny olona sahala @ itony!
Dia misaotra mialoha raha misy fanazavana

répondu par orona le 01/09/2008 12:12
3. patrick2002
(
27/08/2008 19:42)
izaho dia efa mamerimberina eto ,fa i kidoropamba dia tsy iza fa i jeankely ihany ,asa ianao na maharaka an'i jeankely na tsia. Ary maro ny PS ataony eto ,kidoropamba ,tsimati, penguin, kanota, karavasy, rainitse.
Ny tanjony dia ny hahaleo anao eto amin'ity serasera ity ,satria tezitra ra-jeankely fa nesorina teto @ serasera, dia mody manao ps 2 ,mifamaly eo amin'izay ianao leo ,jereo fotsiny fa i kidoropamba ihany no mifamaly an'i penguin ,dia avy eo kidoropamba ihany no mifamaly an'i tsimati ,nefa izy ihany io mifamaly @ tenany io.

4. lemenakely
(
27/08/2008 20:31)
xxx:
Fa inona no tena tsy mety ataony no tadiavina ho censure-na izy????
mankaleony ilay zavatra lazainy ! mahamonamonaina ....
5. xxx
(
27/08/2008 20:43)
izaho dia efa mamerimberina eto ,fa i kidoropamba dia tsy iza fa i jeankely ihany ,asa ianao na maharaka an'i jeankely na tsia. Ary maro ny PS ataony eto ,kidoropamba ,tsimati, penguin, kanota, karavasy, rainitse.
Ny tanjony dia ny hahaleo anao eto amin'ity serasera ity ,satria tezitra ra-jeankely fa nesorina teto @ serasera, dia mody manao ps 2 ,mifamaly eo amin'izay ianao leo ,jereo fotsiny fa i kidoropamba ihany no mifamaly an'i penguin ,dia avy eo kidoropamba ihany no mifamaly an'i tsimati ,nefa izy ihany io mifamaly @ tenany io.
Mba mahagaga koa izany. Tsy haiko aloha ny momba ny PS hafa ohatra rainitse, jeankely izany fa nisy fotoana aho tao amin'ny dinika politika dia hama-tsekondra fotsiny dia niara-namaly tsimati sy i kidoropamba nefa zavatra lava be ilay valin-teny. Ka ataoko fa olona samihafa ireo sady tsy mitovy mihitsy ange ny fomba fanoratany sy ilay hevitra avokany e!
6. xxx
(
27/08/2008 21:03)
Ny zvtr tsapako indray raha dinihina ny momba ny Kidoropamba dia Tsy TIM mihitsy izy na kely aza, fitsikerana ranoray fotsiny ary ilay ataony fa ilay style fanoratany no mody hoe misolelaka. Sady misy hevitra tsara avokany be dia be. Ka ataoko fa tsara ary izany olona diplomaty ohatr'izany toy izay ohatry ny be sy ny maro avy dia confrontation directe foana no atao izay tsy mahatafita. Rehefa tafita mantsy ilay hafatra dia izay ihany no important fa tsy dia ilay style loatra.
Ka dia aza raisina atendrony loatra izay teneniny fa mba fakafakao kely fotsiny.
Tsy kidoropamba ny tenako sao dia lazaina fa mody miafina eo an!

7. hery
(
27/08/2008 21:44)
Fa maninona ianareo no voatery mamaky izay lazain'izany olona izany?
Izaho izao efa ela dia ela mihitsy no tsy namaky izay lazainy.
Betsaka ny zavatra azo vakina sy ifampiresahana eto amin'ny serasera ankoatra an'i kidoro.

9. ravatorano
(
28/08/2008 05:17)
ny tsara atelomy dia ny ratsy aza fihazana akory na lefa amabva fa vao tazanao d iavony ary ary faty any :-D :-D :-D :-D
na hamac koa ra ika an !
na hamac koa ra ika an !
10. kiali
(
28/08/2008 05:43)
zay no mapimé anah @ ty hery ty!! mitaraina ny olona fa makaleo sy tsy mety ny ataon'ny hafa de ny sosokevitra mba hitany de oe aza vakina zay soratany!!
de avy eo refa mitrotra @ adalan'ny hafa ny olona de le olona io indray no omena "avertissement" sy sakana tsy hiditra forum!
pfffff!! sô de mba lery ihany reo ps marobe tanisainareo reo eh?

11. nikah
(
28/08/2008 06:40)
Ka marina aloha ny an'i Hery e!Manamafy izany ny an'i ravatorano.Izaho anefa mba mahita fa misy ihany ny azo raisina @ hevitra arosony fa tsy hoe zay lazainy de ratsy daholo.Malalaka koa ny ady hevitra eto raha tsy mbola mihoatra ny lalan'ny serasera.(fanononana anarana sns....)
12. ni81
(
28/08/2008 06:51)
zay no mapimé anah @ ty hery ty!! mitaraina ny olona fa makaleo sy tsy mety ny ataon'ny hafa de ny sosokevitra mba hitany de oe aza vakina zay soratany!!Jereo kosa fa misy fepetra tokony arahina ange eto @ serasera e! raha toa ka tsy nihoa-pefy ilay olona nanao dinika tao dia raiso izay mahasoa anao, ary raha tsy misy ilainao azy dia aza vakiana akory na kely aza! Toy ny sakafo ihany io ka raha toa ka efa tsy zakan'ny vavony ve dia mbola asesika foana tsy efa mitady loza!
de avy eo refa mitrotra @ adalan'ny hafa ny olona de le olona io indray no omena "avertissement" sy sakana tsy hiditra forum!
pfffff!! sô de mba lery ihany reo ps marobe tanisainareo reo eh?
13. lemenakely
(
28/08/2008 07:43)
ikaretsaka:
fandriana ohatra rehefa tsy kidoro koa
tsy mba irony matelas vitafoam na akash irony ilay hevitr i kidoro fa hevitra mitovy @ irony kidoro bozaka sady malailay no mankarary lamosina no mahavoan ny sery
14. Koditra
(
28/08/2008 13:26)
Maro ny mpandray anjara eto @ sehatra politika eto, ny ankabetsahany dia mora fantatra eny oe itsy mankasitraka ny fitondrana misy (aleo tsy hatao oe manohana), iretsy indray tsy dakaoro @ fomba fitondrana ny firenena, ao ireo samy mahery vaika @ heviny.
Vao nanomboka kelikely teto kidoro dia efa fantapantatro izy. Fantany ny tandrevaka hataon'ny mpitondra ary anisan'ny tsy mankasitraka an'io fomba itondrana ny firenena io saingy nahita an'io fomba fiady afakely izay tsy zaka sy manahirana ny olona io izy. Sahirana ny mpakasitraka fitondrana satri atao oe adversera lery nefa toa otran'ny oe mpanohana iany, tsy iteny nefa toa mamely fitondrana ankolaka ihany razoky. Dia torak'izany koa ireo tsy mpakasitraka fifondrana, atao oe akama lery satri mamely ankolaka fitondrana nefa milaza ho TIM.
Amiko dia tsy olana ny fisiany eto, fanehoan-kevitra io, hevitra no avoakany dia tokony ho hevitra ihany koa no hamaliana azy hoan'zay manan-kevitra, izy koa mahara-baovao sy hita taratra oe manana analyse politique ihany koa.

15. nathie86
(
28/08/2008 13:28)
kidoropamba ndray d comique. Fa angaha mahatsiaro ho voafingapingany i lemenakely
16. lemenakely
(
28/08/2008 14:09)
[quote=nathie86]
kidoropamba ndray d comique. Fa angaha mahatsiaro ho voafingapingany i lemenakely
[/qu
Non ilay raisonnementny no tsy azoazoko e

17. kelly13
(
28/08/2008 17:39)
za kou mahita azy hoe mampimé le fomba fitondrany nyresaka ataony (na d mifono zava-baventy aza). misy anakiray izay kou mampimé ahy mintsy ny fomba firesany ao @ politika ms tsy tadidiko ny ps-ny
18. naughtyboy
(
29/08/2008 12:08)
ka tsy aleo v ny tena tsara izy mintsiny no ho avy eto fampidirana ny momba azy e @ zay azava tsara koko
:lol:
:lol:
19. naughtyboy
(
30/08/2008 11:06)
vaovao tselatra :lol: ..efa nalefa ny fampandrenesana an'i kidorompamba fa noho hafenoandrano be loatra de tsy tratra antso izy,nefa de i penguin no nitondra hafatra avy aminy tatsy @ politika oe :tratra ny mpitandro ny filaminana ny mpampihomehy 1 teto @ serasera ka miandry fanafahana vonjy maika ..de tsy mbola fanatatra ny tohiny atr@ zao.. :-D :-D
20. Herimiafina
(
30/08/2008 17:19)
lemenakely:
mba mampanontany tena ihany indrindra ny mpiandraikitra ny site no amelanareo olona mpandoto rano toy itony.Manjary mankaleo ilay site noho ny toetsainan ny olona sahala @ itony!
Dia misaotra mialoha raha misy fanazavana
Omena marché izy dia mangina ho azy eo.
:-D