namana
1. ssendra
(
26/08/2008 15:18)
Somary sadaikatra ihany aho hinamana amin'ny olona zandriko be loatra na zokiko be loatra, raha vao misy mitady haka namana ahy ny be taona na kely taona loatra mihoatra amin'ny taonako dia tsy sahy mandroso aho ...
Ho anareo, tsy misy olana ve ny minamana amin'ny olona iray raha misy elanelany be loatra ny taona misy?
mety hifandray ve ny tadi-dokanga? tsy hanahirana ve ny hifanerasera amin'izy ireny?????
misaotra mialoha.

répondu par endrika01 le 27/10/2008 18:15
2. ni81
(
26/08/2008 15:49)
Somary sadaikatra ihany aho hinamana amin'ny olona zandriko be loatra na zokiko be loatra, raha vao misy mitady haka namana ahy ny be taona na kely taona loatra mihoatra amin'ny taonako dia tsy sahy mandroso aho ...raha namana tsotra tsy misy olakolako aloha dia tsy hitako mihitsy izay tsy mampety azy e! fa kosa raha somary miditra lalina dia ianao ihany no mahalala izay mety² amin'ny fiainanao.
Ho anareo, tsy misy olana ve ny minamana amin'ny olona iray raha misy elanelany be loatra ny taona misy?
mety hifandray ve ny tadi-dokanga? tsy hanahirana ve ny hifanerasera amin'izy ireny?????
misaotra mialoha.
3. ni81
(
26/08/2008 15:53)
Somary sadaikatra ihany aho hinamana amin'ny olona zandriko be loatra na zokiko be loatra, raha vao misy mitady haka namana ahy ny be taona na kely taona loatra mihoatra amin'ny taonako dia tsy sahy mandroso aho ...mino ve ianao fa marina daholo ny voalazan'ireo olona ao ireo? Jereo fotsiny @ ireo olona milaza mpanao politika ao ireo fotsiny ange e! :lol: :lol:
Ho anareo, tsy misy olana ve ny minamana amin'ny olona iray raha misy elanelany be loatra ny taona misy?
mety hifandray ve ny tadi-dokanga? tsy hanahirana ve ny hifanerasera amin'izy ireny?????
misaotra mialoha.
4. fahamarinana
(
26/08/2008 15:56)
:arrow: hinamana tsotra ve aloha zany sa hifankatia e? raha hifankatia manko amiko dia miankina amin'ny nareo miaraka ny mety hampety ny tadi-dokanga na tsia aloha fa tsy ny taona akory...fa maninona no hanahirana ny mifanerasera amin'ireny ? F'angaha dia misy fahasamihafany manakory ?Amiko manokana aloha dia miankina amin'ny FITIAVANA io ka raha mahery ny Fitia dia maharesy izay differences rehetra mety hisy na inona na inona..
Raha hinamana ndray dia misy mahatsara azy daholo :raha zokinao dia mety hanampy anao amin'ny zvtr maro,raha zandrinao dia mba afaka manampya azy koa ianao,izy koa aza mety afaka manome hvtr ho anao na kely taona aza...hoy ny olona hoe tsy ny taona no midika inona fa ny fiainana nandehanany..:) (l)

7. ni81
(
26/08/2008 16:06)
hinamana tsotra ve aloha zany sa hifankatia e? raha hifankatia manko amiko dia miankina amin'ny nareo miaraka ny mety hampety ny tadi-dokanga na tsia aloha fa tsy ny taona akory...fa maninona no hanahirana ny mifanerasera amin'ireny ? F'angaha dia misy fahasamihafany manakory ?Amiko manokana aloha dia miankina amin'ny FITIAVANA io ka raha mahery ny Fitia dia maharesy izay differences rehetra mety hisy na inona na inona..mazava tsara toy ny masoandro be lohataona io voalaza io koa dia anjaranao no mandray fanapahan-kevitra.
Raha hinamana ndray dia misy mahatsara azy daholo :raha zokinao dia mety hanampy anao amin'ny zvtr maro,raha zandrinao dia mba afaka manampya azy koa ianao,izy koa aza mety afaka manome hvtr ho anao na kely taona aza...hoy ny olona hoe tsy ny taona no midika inona fa ny fiainana nandehanany..
8. ssendra
(
26/08/2008 16:56)
ny tiko resahina dia namana tsotra fa tsy misy resaka fitiavana...
misaotra anareo sahady izay namaly.
Ny minamana amin'ny ankizy kely taona otran'ny hoe zaza saina loatra aho ny fahitako azy moa raha miaraka amin'ny olona be taona loatra dia otran'ny hoe manaiky izay resahiny na zavatra proposer-ny foana dia otran'ny hoe vendrana be ny fahitako ahy manokana

9. ni81
(
26/08/2008 17:39)
ny tiko resahina dia namana tsotra fa tsy misy resaka fitiavana...Ilaina ny fahaizana miresaka @ karazan'olona rehetra kah! Tsy mba mampaninona ahy aloha e! :)
misaotra anareo sahady izay namaly.
Ny minamana amin'ny ankizy kely taona otran'ny hoe zaza saina loatra aho ny fahitako azy moa raha miaraka amin'ny olona be taona loatra dia otran'ny hoe manaiky izay resahiny na zavatra proposer-ny foana dia otran'ny hoe vendrana be ny fahitako ahy manokana
11. vale
(
26/08/2008 19:03)
Tsy tokony hasiana olana ny finamanana na amin'ny oul be taona na kely taona noho ianao! izaho izao manana namana tena mbola kely beee mihintsy 15taona, ary namana efa manan-janaka mila hitovy amiko, betsaka mintsy ny namako misy isankarazany ohatr'ireo, fa tsy misy olana, fa sami miezaka mi s'adapte na ny andaniny na ny ankilany rehefa tafahoana, matetika le olon-dehibe manampy bedebee anah mihintsy, le zandry indray moa dia miaraka mifampiresa-dresaka aminy eny aho, na koa miaraka mivoaka mitsangatsangana aminy ary maromaro izahay no tafiaraka alou fa tsy zah sy izy irery ee, tena mahafinaritra kahhhh!!!tokony tsy hisy mihintsy ny olana eee!! enao ihany io, raha hainao ny mi s'adapte à chaque fois, tsy problème mihintsy io!! andramo ange eee!hihi!
14. xxx
(
27/08/2008 08:48)
mahay manao x dray ny sasany dé manararoatra ohatran'ny banga miomé alina =)) =)) :-D :-D
15. xxx
(
27/08/2008 11:37)
mahay manao x dray ny sasany dé manararoatra ohatran'ny banga miomé alina:-$ :-$ :-$ :-$ =)) =))