namana

21. xxx ( 28/08/2008 05:30)
:-D :-D :-D :-D :-D
22. xxx ( 28/08/2008 05:32)
16. Mpandefa : xxx [ Valio ] 27-08-2008 21:16:07
Lohateny : Re : namana
ary mangina tenisany ry xxx fa tssss

inona ary ireto maso midokodina ireto :-D :-D :-D :-D
mba manaova xxx e!
23. Noue ( 30/08/2008 13:56)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
24. naughtyboy ( 08/09/2008 20:06)
ozy ssendra :
" ny tiko resahina dia namana tsotra fa tsy misy resaka fitiavana...
misaotra anareo sahady izay namaly.
Ny minamana amin'ny ankizy kely taona otran'ny hoe zaza saina loatra aho ny fahitako azy moa raha miaraka amin'ny olona be taona loatra dia otran'ny hoe manaiky izay resahiny na zavatra proposer-ny foana dia otran'ny hoe vendrana be ny fahitako ahy manokana"
tena za nefa mahita oe tsy mitombina @ ssendra zany fa eritreritra mety SENDRA
nandalo fotsiny zany ny mifanohitra @ reo no fahitako anao zay mety tsy ho diso :D
25. tsiambaratelo ( 11/09/2008 12:48)
ssendra:

Somary sadaikatra ihany aho hinamana amin'ny olona zandriko be loatra na zokiko be loatra, raha vao misy mitady haka namana ahy ny be taona na kely taona loatra mihoatra amin'ny taonako dia tsy sahy mandroso aho ...
Ho anareo, tsy misy olana ve ny minamana amin'ny olona iray raha misy elanelany be loatra ny taona misy?
mety hifandray ve ny tadi-dokanga? tsy hanahirana ve ny hifanerasera amin'izy ireny?????
misaotra mialoha.

Nenah njay raha 7à 77ans tsy asiako olana na mametraka olana.Fa raha latsaka ny 7 na mihoatra ny 77 de sarotsarotra amiko ny minamana aminjareo:-P
26. tsiambaratelo ( 11/09/2008 12:50)

27. oOo ( 15/09/2008 20:38)
Tsy dia asiako olana loatra aloha ilay taona izany raha hiresaka @ olon-kafa, rehefa samy mahay mifanaja fotsiny dia mande ho azy avy eo ny sisa.
Ny Tena tiako dia mba samy manana ilay \"ouverture d\'esprit\" izany isika ato.

Fa aleoko dia tsorina eto fa mbola sain-jaza ny tenanay na dia efa manan-janaka sy efa mamelon-tena aza. :°)
28. endrika01 ( 27/10/2008 18:15)
ssendra:

Somary sadaikatra ihany aho hinamana amin'ny olona zandriko be loatra na zokiko be loatra, raha vao misy mitady haka namana ahy ny be taona na kely taona loatra mihoatra amin'ny taonako dia tsy sahy mandroso aho ...
Ho anareo, tsy misy olana ve ny minamana amin'ny olona iray raha misy elanelany be loatra ny taona misy?
mety hifandray ve ny tadi-dokanga? tsy hanahirana ve ny hifanerasera amin'izy ireny?????
misaotra mialoha.

Ny kofa misarisary zoro @lay namako zay zao mbola zandriko 8taona ,izy mihevitra oe mbola zandriny le joba,hi hi hi toa manahirana iany kah:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.963