Tena nanindrona ahy mafy ny teniny

1. niryna ( 25/08/2008 17:26)
Ny zavatra rehetra ataontsika dia misy fiantraikany avokoa na soa na tsara.Mety tsy mivaly eo noho eo ilay izy saingy misy fetrany avokoa ny zavatra rehetra ataontsika .

Taona maro no nandaozan'ity rangahy ny vady aman-janany,nanao fiainana tokoa izy kanefa dia toa tsy nisy fifaliana izany ary dia niafara ny fisotroana toaka ,vao maika toa olon'olo-tsamy irery izy.Niafara ny fandroahana tamin'ny asany tokoa anefa izany fisotroana toaka izany raha tsy mandeha mianatra ny fomba fialana amin'izany fisotroana toaka izany izy.

Indray andro dia niteny taminy ny zanany :tsy mba fantatr'i dada ny fahatsarantoetran'i neny,very i dada fa tsy mba nahita izany atao hoe reny mamy sy nanao sorina ny zanany izany.

Tena nandratra sy nanindrona ahy ilay teninjanako ary tena nanenina aho ankehitriny,simba ny tokantranoko,naratra ny vady aman-janako,ny fianakaviako , ny tenako ary ireo manodidina ahy.
Tantara marina ka zaraiko antsika rehetra

(l) niryna
répondu par niryna le 04/09/2008 16:11
2. rhh ( 26/08/2008 06:19)
Marina tsy azo lavina mihintsy io fa ny atao rehetra misy farany avokoa. Izay nafafy ihany no ho jinjaina. Ny nenina tsy aloha fa aoriana handatsa fona. Ka asakasak'izay sahy hanao ratsy na hampijaly olona @ ity tany fandalovana ity e !
3. Veloo ( 26/08/2008 15:59)
rhh [ Valio ] 26-08-2008 08:19:42
Lohateny : Re : Tena nanindrona ahy mafy ny teniny
Marina tsy azo lavina mihintsy io fa ny atao rehetra misy farany avokoa. Izay nafafy ihany no ho jinjaina. Ny nenina tsy aloha fa aoriana handatsa fona. Ka asakasak'izay sahy hanao ratsy na hampijaly olona @ ity tany fandalovana ity e !
:-* :arrow:
4. niryna ( 27/08/2008 22:55)
rhh:

Marina tsy azo lavina mihintsy io fa ny atao rehetra misy farany avokoa. Izay nafafy ihany no ho jinjaina. Ny nenina tsy aloha fa aoriana handatsa fona. Ka asakasak'izay sahy hanao ratsy na hampijaly olona @ ity tany fandalovana ity e !

dia nisy tanora nanoratra nizara ny rehetra mikasika ny hoe maninona aho no tsy misotro toaka :
Tsy izaho no niteny an'io a ,zaraiko antsika fotsiny
:wink:

Ny antony tsy hisotroako toaka hoy izy dia:
-ny nahitako ny raiko namono ity reniko tsy naninona azy akory
-ny fiafaran'ny fisarahana tamin'ny fanambadian'ireo iraiamandreniko.
-ny fandaniana vola isan'andro,isam-bolana ary naharitra taona maro kanefa rehefa mila vola izahay dia miafara amin'ny alahelo.
-tiako ny raiko ary tiako ny namany saingy ny tena namana tsy foiny dia ny toaka,izay ambonin'ny zavatra rehetra :cry: ,ambony noho izahay,ambony noho ny hafaliana .
-tsy ny vatana ihany hoy izy no simba fa ny saina ary dia miafara tamin'ny fialany tamin'ny asa mihitsy izany.
-ireo izay ankizy niaina tao anatin'izany koa dia matetika toa lasa misotro

-
5. endrika01 ( 30/08/2008 05:08)
niryna:

Ny zavatra rehetra ataontsika dia misy fiantraikany avokoa na soa na tsara.Mety tsy mivaly eo noho eo ilay izy saingy misy fetrany avokoa ny zavatra rehetra ataontsika .

Taona maro no nandaozan'ity rangahy ny vady aman-janany,nanao fiainana tokoa izy kanefa dia toa tsy nisy fifaliana izany ary dia niafara ny fisotroana toaka ,vao maika toa olon'olo-tsamy irery izy.Niafara ny fandroahana tamin'ny asany tokoa anefa izany fisotroana toaka izany raha tsy mandeha mianatra ny fomba fialana amin'izany fisotroana toaka izany izy.

Indray andro dia niteny taminy ny zanany :tsy mba fantatr'i dada ny fahatsarantoetran'i neny,very i dada fa tsy mba nahita izany atao hoe reny mamy sy nanao sorina ny zanany izany.

Tena nandratra sy nanindrona ahy ilay teninjanako ary tena nanenina aho ankehitriny,simba ny tokantranoko,naratra ny vady aman-janako,ny fianakaviako , ny tenako ary ireo manodidina ahy.
Tantara marina ka zaraiko antsika rehetra

(l) niryna

Ny nenina tsy ao aloha fa aoriana foana.Ny fahatsapana ny tsy fihetezany zavatra natao,zany we nandratra ny manodidina anao,dia ahafahana manorina fiainam-baovao(l)
6. endrika01 ( 30/08/2008 05:09)

7. endrika01 ( 30/08/2008 05:09)

8. endrika01 ( 30/08/2008 05:13)
Ialana tsiny lay
9. niryna ( 30/08/2008 17:16)
endrika01:

marina aky izany a
Izao izy nanenina kanefa tsy afaka ny hiverin-dalana intsony

10. 08051972 ( 02/09/2008 19:56)
ka to ôtrin'ny tsy ten inoko io hoe misy farany daôlo io ka! Tô ny aina ihany no misy farany fa ny sisa angmba woa atôko hoe misy fiovany!? Satria raha tena izay afafin'ny ol tokoa no tsimaintsy ho jinjainy tena mahafinaritra be ny fiainana!!!Satria misy lelà izay fantatro ary tena mpanary anaka mihints'izy io satria efa in-4 nanambady nedala ary 9 ny isan'ny zanany nefa de mbola maazo sipa tanora kely fôn'lery sady tonga de miterak'@ mintsy le vevavy k'aiza ho iaza izany le hoe ze nafafy tsimaintsy ho jinjaina? :-w :-w
11. niryna ( 04/09/2008 16:11)
08051972:

mety tsy mivaly eo no hoe eo ilay izy ka.
Aiza no fiarafaran'ireny lhly ireny ? miverina any amin'ny vadin'ny fahatanorany ihany izy ary dia ilay ramatoa no hialan'ny ainy

:cry: :cry: firifiry no nanao an'io .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0771