Baraka

1. niryna ( 22/08/2008 19:00)
Toa teny maro no azo alaina amin'io teny baraka io.Manala baraka,afa-baraka ..
Inona no tena hevin'izany ?
Manala baraka
afa-baraka
misaotra antsika rehetra
(l) niryna
répondu par niryna le 01/09/2008 21:09
2. ni81 ( 22/08/2008 19:17)
Voalaza fa ilay saron-doha anaovan'ny vehivavy silamo ireny no atao hoe baraka. Ka raha esorina iny dia afa-baraka izy (afa-boninahitra).
3. niryna ( 22/08/2008 21:15)
ni81:

Voalaza fa ilay saron-doha anaovan'ny vehivavy silamo ireny no atao hoe baraka. Ka raha esorina iny dia afa-baraka izy (afa-boninahitra).

tsy teny gasy izany io ? toa ny hoe afa-kenatra,afa-tahotra,ity indray anefa afa-baraka hafa ny heviny ?
afaka ilay henatra afaka ilay tahotra sa ahoana ?
4. ravakamalala ( 22/08/2008 22:06)
raha ny fahafantarako ny dikan ny baraka amin ny teny frantsay dia hoe "hymen"
5. Herimiafina ( 23/08/2008 04:12)
Casser la baraque!
:roll:
6. endrika01 ( 23/08/2008 04:32)
ravakamalala:
raha ny fahafantarako ny dikan ny baraka amin ny teny frantsay dia hoe \"hymen\"
Mmmh,tena manana heviny maro zany lay baraka,tsika malagasy tena mba misendaotra mintsy manonona azy io an,ampiana fotsiny eo aloha afaka- sy manala- maro be ve izy io e,voatonona matetika refa misy olona mifamaly amy tena ka tsy nitovy lay hevitra na fisehoan-javatra miseho :P
7. endrika01 ( 23/08/2008 04:32)

8. endrika01 ( 23/08/2008 04:39)

9. Stretch ( 23/08/2008 09:03)
baraque = trano kely , trano hazo am frantsay

fa ilay hoe afa baraka am gasy ndray ilay hoe : wainnnnna be ozy ny taty arina

asa klou fa za tsy wainnna :wink:
10. ni81 ( 23/08/2008 09:09)
tsy teny gasy izany io ? toa ny hoe afa-kenatra,afa-tahotra,ity indray anefa afa-baraka hafa ny heviny ?
afaka ilay henatra afaka ilay tahotra sa ahoana ?
lazao ary izay dikany fa efa liana izahay e! :)
11. fahamarinana ( 23/08/2008 09:52)
ni:
lazao ary izay dikany fa efa liana izahay e!

:arrow: mbola ho avy eo niryna hanazava fa tsy tintin njy fa milou... :D (l)
12. ikaretsaka ( 24/08/2008 16:21)
Betsaka ny teny vahiny nogasian'ny gasy dia lasa teny gasy
ny baraka dia avy @ teny arabo hoe "bourka"
tadidio fa efa ela ny arabo no nifampiraharaha ara-barotra tamin'ny gasy tany antsiraka ary efa talohan'ny vazaha aza
izany no nahatonga ny hoe
Q'ran lasa hoe karana
sy ny fanisana andro (Al kamis sy ny al ahad...) sy volana (Al Kaos, El Mahaad)

ny vehivavy arabo dia manao bourka dia (nadikan'ny gasy heo baraka) ary ny manala an'iny dia mampiseho fihanjahana amin-dry zareo
dia ny afa-baraka izany dia afaka ny tako-kenatra dia afaka ny henatra dia oainina ko

tsisy hafa @ hoe nivaha na nisy nanala ny sikinao teo ampovoan'mbahoaka na olona tsy tianao hamahana azy.. menatra sy oainina ianao!
13. niryna ( 25/08/2008 00:26)
ravakamalala:
raha ny fahafantarako ny dikan ny baraka amin ny teny frantsay dia hoe "hymen"
endrika01:
Mmmh,tena manana heviny maro zany lay baraka,tsika malagasy tena mba misendaotra mintsy manonona azy io an,ampiana fotsiny eo aloha afaka- sy manala- maro be ve izy io e,voatonona matetika refa misy olona mifamaly amy tena ka tsy nitovy lay hevitra na fisehoan-javatra miseho :P

ka izay no mahatonga ahy koa mba hanontany an'io ry endrika !
raha miteny isika hoa afa-kenatra,dia toa azo lazaina hoe tsy menatra intsony ilay olona fa nanao ezaka ohatra dia lasa sahisahy sa ahoana?
afa-baraka indray toa azo lazaina hoe vononahitra niala teo amin'ilay olona ...

:roll: :roll:
14. niryna ( 25/08/2008 00:28)
Stretch:

baraque = trano kely , trano hazo am frantsay

fa ilay hoe afa baraka am gasy ndray ilay hoe : wainnnnna be ozy ny taty arina

asa klou fa za tsy wainnna :wink:

ary toa tadidiko tokoa io fiteny io na eny amorondalana no tena nahenoana azy io wainnna ve eo t.....!
:D
15. niryna ( 25/08/2008 00:30)

tsy teny gasy izany io ? toa ny hoe afa-kenatra,afa-tahotra,ity indray anefa afa-baraka hafa ny heviny ?
afaka ilay henatra afaka ilay tahotra sa ahoana ?
ni81:
lazao ary izay dikany fa efa liana izahay e! :)
'zaho kou

:D
16. niryna ( 25/08/2008 00:32)
ni:
lazao ary izay dikany fa efa liana izahay e!
fahamarinana:

:arrow: mbola ho avy eo niryna hanazava fa tsy tintin njy fa milou... :D (l)
miandry ny olona koa aho ka,tsy fantatro tsara ilay dikany
:oops: :cry: :cry: :) :lol:
17. niryna ( 25/08/2008 00:35)
ikaretsaka:

Betsaka ny teny vahiny nogasian'ny gasy dia lasa teny gasy
ny baraka dia avy @ teny arabo hoe "bourka"
tadidio fa efa ela ny arabo no nifampiraharaha ara-barotra tamin'ny gasy tany antsiraka ary efa talohan'ny vazaha aza
izany no nahatonga ny hoe
Q'ran lasa hoe karana
sy ny fanisana andro (Al kamis sy ny al ahad...) sy volana (Al Kaos, El Mahaad)

ny vehivavy arabo dia manao bourka dia (nadikan'ny gasy heo baraka) ary ny manala an'iny dia mampiseho fihanjahana amin-dry zareo
dia ny afa-baraka izany dia afaka ny tako-kenatra dia afaka ny henatra dia oainina ko

tsisy hafa @ hoe nivaha na nisy nanala ny sikinao teo ampovoan'mbahoaka na olona tsy tianao hamahana azy.. menatra sy oainina ianao!

Hay ve e,misaotra ry ika a,io izany ny dikany hono ry ireto raha misy tsy nahalala toa ahy koa hianareo a
:D
(l) niryna
18. sff ( 25/08/2008 05:35)
Io an'ikaretsaka io no nampianarina anay tany am-pianarana. Fa nony nandinika aho dia tsy manao sarondoha ny gasy, na taloha aza. Ka ilay teny arabo "baraka" izay midika hoe "voatahy, voahositra" no hitako mifanandrify kokoa amin'ny ilay hoe "afa-baraka".
19. niryna ( 25/08/2008 16:46)
sff:

Io an'ikaretsaka io no nampianarina anay tany am-pianarana. Fa nony nandinika aho dia tsy manao sarondoha ny gasy, na taloha aza. Ka ilay teny arabo "baraka" izay midika hoe "voatahy, voahositra" no hitako mifanandrify kokoa amin'ny ilay hoe "afa-baraka".

misaotra sff a

:-*
20. Veloo ( 26/08/2008 16:05)
ObamaBaraka :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0914