Mahazaka???

1. anatiko ( 21/08/2008 10:27)
miarahaba anareo rht
zao e, ny rafozako a, efa 5 taona zay andefasana vola foana sady mitombo foana ny chiffres fa any dago,

avy foana ny msg hoe "manao anzao ndray an fa mba omeo vola", ny ramoseko tsy mba miteny mits hoe tsy misy;ka nisy fotoana sahirana zahay d tsy afa nandefa, d avy ny msg hoe, "tsy mbola nahavita in ramose na ho any mamany aza",
tezitra aho, nandefa msg hoe "sahirana zahay fa sady trosa no nanomezana vola ho andreo farany teo (marina io a),manajanaka koa ka mila tsinjovina ireo", fa tena nahasosotra ahy ny msg,
sady ny RARko tsy mba ampiany rhf tsy manana,(tsy mitaraina aloha ry zareo satria fantany ny toetrambadiko, efa vaky vava mama hoe, "raha ny vadidry aloha tsy antenaiko mitsy e"), ratsy anie zany e).

Ka depuis, tsy miresaka intsony zahay (rafozako sy zaho),ka INONA KAY NO AZOKO ATAO?DISO VE A NILAZA IREO?

Mbola hanome vola a satria "tsara kokoa ny manome noho ny mandray" sady ny tena koa mbola ho rafozana ka mitsinjo ny ho avy koa e.

Mbola tsy vita mariazy zahay, efa 9 taona niarahana sy zanako 2(mampalahelo ahy io satria tsyfantatro ny antony, fa amiko mety sao d tsy afaka hanampy ny havany izy raha mivady???angaha.Na mety tsy tiany aho.

Ka mety hisaraka @y aho, efa ela aho no saika hanao an'io fa ny zaza?izy koa tiako, tsy toy ny taloha intsony sexe(4*/jr taloha fa zao 1*/sem raha hisy) ka hipetraka @RARko mandra-paha avotra indray

AMPIO AHO RE FA MILA HEVITRA AVY àreo

MISAOTRA A
répondu par kotobekibo le 27/11/2008 21:17
2. malalany ( 21/08/2008 11:37)
tsara lé mifanampy fa ra oe itrosa kosa to manairana ka,nareo ndray zany no mety sairana lavitra no ireo ra izany d ainao ihany ny fiainana aty.ny oe tonga d isaraka tsy solution fa manin ra manao carte sur table @lé copain e d mandinika zé tokony atao
3. fasaly ( 21/08/2008 11:39)
blem bdb izy izany! ianareo iihany no mahalala ny tokony hatao ao !
ny fanampiana ny havana ory aloha tsy hanenenana fa ilay mpanao lalakita-kisoa koa mila atao tonga saina....
raha fantatra ny fidiram-bonan'lay RAD nin'ilay bandy ka tena tsy mahavita ny volana tokoa dia tsy maitsy hoe manmampy azy ireo isam-bolana izany izy! ray amandreniny iny ko! io koa miankina amin'ny hoe raha misy ny ampy sy azo homena, fa raha nareo aza sahirana anefa tsy maintsy hoe mandefa dia asio resaka mazava tsara ....
4. anatiko ( 21/08/2008 11:45)
:? misaotra reto a
sarotra anie ny miresaka aminy e
za foana no toa miteny ka mankaleo
izy oh tsy miraharaha
5. fanantenana2003 ( 21/08/2008 12:22)
f'angaha koa ianareo banky no dia omena lava ohatr'izany na dia hoe famille akaiky aza eh! tokony mba tonga saina koa le famille fa tsy hata-piso isan'andro io! ny vie-mpianakavianao aloha jereo, zany hoe ianareo 4 mianaka! momba ny mariazy efa niresaka angaha ianareo sa izy mihitsy no tsy te hivady!
ny zazakely aloha jerena fa ireo mila ny ray sy reniny, fa any taona any volana ho tonga volana foana io vadinao io!
mandrampihaona de mahereza
6. ni81 ( 21/08/2008 15:32)
f'angaha koa ianareo banky no dia omena lava ohatr'izany na dia hoe famille akaiky aza eh! tokony mba tonga saina koa le famille fa tsy hata-piso isan'andro io
Tena maro @ fianakaviana any dago mihitsy no manana io toe-tsaina io! Ny fiainan-dry zareo foana no hitany fa tsy mba mijery hoe ny aty ivelany aty koa ange ka maro ny charges isan-karazany tsy maintsy efaina.
7. xxx ( 21/08/2008 15:35)
Rehefa tsy misy ny vola ao an-tokatrano dia manomboka ny ady sy ny fankahalana. Tandremo tsara. Ny fandefasana vola any @ rafozana dia tokony hijanona, ny olana kely fotsiny dia tsy afaka miteny @ ilay olona hiarahanao ianao satria tsy mbola manambady nareo. Na zanaka no volohany indrindra nefa rehefa tsy zakanao ny fiainana dia eritrereto tsara oe ho vitako ve io fianana io rehefa irery aho?
Efa tendue be ny tension zao mivava aloha izay voa miresaka @ ilay vadinao ianao tsy maintsy mifanazava/miresaka ianaore mba ho fantatrao izay fanampa-kevitra izay tokony ataonao.
8. lemenakely ( 21/08/2008 15:51)
xxx:

Rehefa tsy misy ny vola ao an-tokatrano dia manomboka ny ady sy ny fankahalana. Tandremo tsara. Ny fandefasana vola any @ rafozana dia tokony hijanona, ny olana kely fotsiny dia tsy afaka miteny @ ilay olona hiarahanao ianao satria tsy mbola manambady nareo. Na zanaka no volohany indrindra nefa rehefa tsy zakanao ny fiainana dia eritrereto tsara oe ho vitako ve io fianana io rehefa irery aho?
Efa tendue be ny tension zao mivava aloha izay voa miresaka @ ilay vadinao ianao tsy maintsy mifanazava/miresaka ianaore mba ho fantatrao izay fanampa-kevitra izay tokony ataonao.


io resaka fandefasana vola any @ havana sahirana io dia resaka TAY ! marina aloha ny an ny FASALY fa raha misy azo omena dia omena fa mbà tsy maintsy tsinjovina koa ny vody andro merika !

fanontaniana 2 no apetrako ny tompokevitra ery ambony

moa ve miasa ianao ? Raha TSIA dia miasà !

ary raha misy faavoazana mahazo anareo ve izany hoe au contraire afaka mamonjy anareo ireo rafozanao ireo?
9. fasaly ( 21/08/2008 15:55)
ny asa ihany ny asa hatrany e! marina io lemena ah! na vevavy aza ny tena dia ilaina ny miasa manana ny indépendance nao enao mba hafa ihany ny fiainana e! sady hafa ihany anie izany karama n'olondroa miditra ny tokatrano izany e! afaka mi se permettre am rehetra izay mety ho zakan'ny mpivady....
hafa ihany ny fidiram-bola anakiroa malalaka kokoa sy mora kokoa ny fiainana sa aona?????
10. nikah ( 21/08/2008 16:14)
Ny olona refa omena lava isaky ny mangataka dia hieritreritra foana izy fa misy vola raofina @ harona any andafy ka dia tsy mahay afa tsy ny mangataka.Ny ahy taloha raha mangataka ny havana ,anotaniako tsara ny ilandry zareo azy,ary exposeko @ zareo ny cas ko hoe za anie ka zao sy zao vao mahazo vola eee!Fa mis manko ny sasany any dago refa hoe andafy de be vola zay no anarany,nefa ry zareo miaina tsara ihany.
marina io tenin'i lemena io,raha tsy miasa ianao dia miasa,ary mahaiza mampirina ny ho anao.Ny ho anao hoah an!Izany hoe raha sanatria misy ny fisarahana de efa mba manana tahiry kely ianao fa tsy eo vao hikopapa hitady hoe aiza no haleha.
11. xxx ( 21/08/2008 16:16)
ni81:

f'angaha koa ianareo banky no dia omena lava ohatr'izany na dia hoe famille akaiky aza eh! tokony mba tonga saina koa le famille fa tsy hata-piso isan'andro io
Tena maro @ fianakaviana any dago mihitsy no manana io toe-tsaina io! Ny fiainan-dry zareo foana no hitany fa tsy mba mijery hoe ny aty ivelany aty koa ange ka maro ny charges isan-karazany tsy maintsy efaina.


marina io lazainao io, ra vo oe aty andafy d eritreretiny oul any dago oe tsy misosa ny fiainana,marina alo oe tsy mitovy fa na izany aza.Za d efa naazo tay bava mitsy, oe tsita ono zé fiovana misy @RAD,sady en+tsy lé RAD concerné no mitaraina fa oul ary ivelany ary.Nefa eritrereto fa vo3mois monja zay s'installer aty an.everiny zany oe vo tonga aty ny tena d tokony anangana villa any dago en meme temps sa aona? mampalaelo lé toetsaina
12. haritianah ( 21/08/2008 17:49)
Mampalahelo alou lé pblm bdb lazainao:
raha azoko tsara dé:
-Misy lafiny lé owé mpivady nareo fa ts vita ninonina, efa miara-mipetraka,efa manana zanaka 2.
-Misy kou lé owé mila mandefa vola @ rafozanao foana ianareo.Dé refa ts misy dé lasa olana.
-Eo kou lé owé lé lafiny @ RAD nao , ts misy fanampiana.
Marina dolo ny lazainy namana eo ambony alou; raha ts miasa enao mitadiava solution ny momba ny fikarakarana ny zaza 2, dia miasà ianao zé asa misy alou atao(menage,repassage , na koa lé mitaiza zaza sy miandry zaza reny).
Hafa ihany alou lé miasa na vis à vis ny vadinao alou, hafa mitsy ny ametrahany anao refa ts miasa sy enao miasa.
Raha efa miasa ianao dia mametraha resaka mazava tsara aminy satria samy miasa ka raha manampy ny RAD ny dia tokony mba misy ihany ko ny fanampiana ny RAD nao.
Azo atao ny ampitoviana ireo, azo atao kou anefa jerena par cas ny ankilany sy andaniny ka miankina @ cas ny vola omena.
Marina fa nahazatra antsika malagasy io manampy havana io nefa koa jereonareo ihany kou ny eo ampelatananareo alou afaka à zany vé?
-Mahaiza miresaka sy mandresilahatra ny vadinao alou fa tsis afatsy nareo ihany no mahavaha io olana io.
-Fisarahana alou ts dé vahaolana loatra fa ataovy alou ny ezaka avy aminao,ataovy ny fifandamianana,ataovy ny fandresendahatra azy refa tena afanenina tanterakaianao zay vao tokony hieritreritra zany fisarahana zany, ts solutiuon ny fisarahana na vita na ts vita ninonina nareo.Efa tsis fika angaha vao tokony zay.
Sarotra bé alou raha vao ts nareo roa mits no samy manazava @ havana owé zao no realité nay aty ka noho zany ts afaka ny manampy zay fa zao.Ka io nefa tadidido fa raha havanao dé enao no tokony iteny sy andresilahatra azireo fa ts afaka dé hanampy lava nareo fa zao no antony, raha havany vadinao no resahana dé ny vadinao no tokony iresaka tsara any manazava.
Tsy izany mants fa refa ts dé tsara ny relation entre ny havany lahy sy ny vavay na ny havany vavay sy lahy dé lasa miteraka olana io resaka fangatahana fanampiana io.
Reseo lahatra izy raha efa fantatrao fa ts ampy mizara ny volanareo hiresaka @ havany raha ts mety izy dé aza miresaka any enao fa lasa ianao indray no ratsy.
13. ni81 ( 21/08/2008 18:47)
marina io lazainao io, ra vo oe aty andafy d eritreretiny oul any dago oe tsy misosa ny fiainana,marina alo oe tsy mitovy fa na izany aza.Za d efa naazo tay bava mitsy, oe tsita ono zé fiovana misy @RAD,sady en+tsy lé RAD concerné no mitaraina fa oul ary ivelany ary.Nefa eritrereto fa vo3mois monja zay s'installer aty an.everiny zany oe vo tonga aty ny tena d tokony anangana villa any dago en meme temps sa aona? mampalaelo lé toetsaina
Tena ny oul eny ivelany mihitsy no mahay vava e! Ny sasany mamely ny hoe: mba manana havana any an-dafy ihany kanefa...Ny eritreritry ny sasany dia hoe hanangana rova ho an'ny fianakaviana angamba. :roll:
14. koloinah ( 21/08/2008 19:55)
voalaza teo:
Tena maro @ fianakaviana any dago mihitsy no manana io toe-tsaina io! Ny fiainan-dry zareo foana no hitany fa tsy mba mijery hoe ny aty ivelany aty koa ange ka maro ny charges isan-karazany tsy maintsy efaina.


ka ny olona any dago nge mihevitra hoe ref aty dia manambola b izany e, mihevitra ry zareo hoe tsy misy olana intsony ny fiainana rehefa aty, fa ohatrany ireny film ireny daholo ny olona rehetra ka izay no mahatonga andry zareo tsy mihevitra afa tsy ny tenany ihany.
15. fahamarinana ( 21/08/2008 20:04)
:arrow: tsy azo odiana tsy hita koa anie ry reto fa misy karazan'olona koa avy aty ivelany rehefa tonga any dago dia misehoseho sns..sns.. hany ka manome hevi-diso ny havana... :( (l)
16. fasaly ( 21/08/2008 20:07)
ka lay misehoseho ngamba manakatao be! sa frime fotsiny???? :°)
17. malalany ( 22/08/2008 07:09)
o ry anatiko a,ary enao to tsy ita tsony,mba lazao toko alo oe miasa v enao,d efa nisy v lé projet mariage sa tena tsy mbola nisy resaka mitsy.Fa ny maha lasa ny saiko ko alo d ty nareo nanao RS 4/jr d zao lasa 1/sem ty e,d avy any @iza ny pb?zany oe lé sentimaka mitsy no tsy ao tsony :o
18. anatiko ( 22/08/2008 08:23)
miasa a, zany hoe formation fa 650e eo ka, sady aza matahotra fa indépendante be a ka, mandeha ciné 1? mandihy d avelako @y ny zaza
marina ireo lazainareo ireo

misaotra reto a

razoky aloha somary mpidedaka ka io anga
19. anatiko ( 22/08/2008 11:03)
izy aloha mbola tsy nanao vakans tany dago mihitsy e fa efa 6 taona zay, fa rhf miantso any izy d miresaka be @mamany (hanome anzao sy zao;;; mampanantena zvt foana izy) ka asa aloha fa mety efa nanome zvt antsokosoko fa za foana no mandfa ny vola matetika na ny zvt (akanjo sy kiraro sns...)

D hanafatra ny mamany zahay zao fa hitsabotena aty satria marary fo d ny fanafody no efa 1M fmg/mois d, tsy mampaninona io fa aretina v moa sady mamany no samy mba mandalo @zany dol , fa d ho banky zahay raha mitsabo tena aty izy, efa nolazaiko izy, fa bon
sady vao nisarabady ka mipetraka @zanany vavy (manambady) zay vao nifindra vao haingana satria nipetraka tao @y t@izy mbola niaraka t@vadiny, zany hoe, ny vola nalefanay taty fanafody sy zanany quoi

nyRARko aty (55 ans eo zareo) d sarotra mahita asa (dada manao jardin, mama ménagy), zao tapitra indray asa mama kanefa mbola misy zandriko ao, tsy hité
manome kely a rhf mba manana, zareo tsy mahazo aide fa gasy

efa leo be a reto a, ny hiresaka aloha d efa au moins 5fois ka tsy
ny mariazy tsy raraako na tsy vita sady efa namboariko ny saiko, sady raha angataka mariazy ana eo d laviko
efa ratsy a eo @fianakaviany ka aveo any tsy rarahako koa

:cry: kivy tanteraka a, nefa zahay d nifankatia b
zao izy manao h supplémentaires foana fa tsy ampy hono volanay ("ny vola tsy ho ampy izany zay no lazaiko azy foana) izy tsy mba mieritreritra mits hoe mba tokony hamela zvt ho anjanany (trano, tany sns...) ratsy a rhf milaza izany rht izany fa d leo a e

inona no hevitrareo; io no tantarako ka ianareo no hanoratra ny hoaviko miaraka amiko

misaotra a
20. fasaly ( 22/08/2008 11:39)
amiko ilay resa-bola no miteraka olana aminareo roa e!
ny handehanan'ny vola izany.....

d raha ho tonga koa ny ray amandrenin'i lay rainjanakao dia samia mikarakara ny azy izany.....raha samy efa miasa ihany.....

nyRARko aty (55 ans eo zareo) d sarotra mahita asa (dada manao jardin, mama ménagy), zao tapitra indray asa mama kanefa mbola misy zandriko ao, tsy hité
manome kely a rhf mba manana, zareo tsy mahazo aide fa gasy

fangah ry zareo afaka mipetraka aty tsy manana tts ara-dalàna??? noho izany tokony hahazo aide rehefa manana tts ara-dalàna sa???? :roll:

kivy tanteraka a, nefa zahay d nifankatia b

ka io ilay lazain'ny namana hoe : raha misy blem ara-bola mitsy na dia nifakatia tahaka ny inona aza dia tsy maitsy hoe miafara am adiady sy fankahalàna ihany ilay izy raha tsy mahatanty ilay blem ny andaniny sy ankilany....

izy tsy mba mieritreritra mits hoe mba tokony hamela zvt ho anjanany (trano, tany sns...) ratsy a rhf milaza izany rht izany fa d leo a e

io kosa aloha tsy ekeko e! fa angaha voatery hamela lova ho an'ny zanaka any aoriana any....tsy ny fiainanareo ankehitriny aloha jerena dia hita ny any aoriana....rahatratra ny mividy trano sy tany lova mipetraka ho azy ireo ihany izany fa raha tsy tratra, izay zakan'ny aina no atao ko!
rehefa lehibe ny ankizy miezaka mividy ho azy indray andro any kosa......

zao izy manao h supplémentaires foana fa tsy ampy hono volanay

Tsy zaranao ve aza izy mazoto miasa mitady vola fanampiny mba hamenoina ny tsy ampy toy izay hande handihy na hijery cinema handany ny vola azo...
izy aza mazoto mitady vola,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0545