Mahazaka???

21. anatiko ( 22/08/2008 12:29)
manana paps zareo 1an renouvellena foan, ka ny aide tsy mitovy @vazaha

marina ny hoa zara aza izy mazoto miasa, fa izy miasa ho any havany anie fa tsy ho anay ao an-tranoe, izy mbola tsy nividy zvt ho anzandriko izany hatrizay
na miavona be izy rhf mba mipropose a, nefa ny azy handefasan kiraro marka foana au moins 2fois/an
@650E, inona akia no vitako?
efa mametraka vola de côté a au cas où ça tournerai mal, au moins mba nitsinjo fa tsy niahanahana teo

ny hoe tsy mila lova ny zanaka: d tsy daccord a satria mahafaly anie izany hoe mba namela zvt ho any taranaka izany e(zaza sy ny rar) mitsinjo ny ho avynzanaka, tsy voatery mitovy fisainana fa samy manana ny azy ka safidy io


merci a
22. fasaly ( 22/08/2008 12:52)
ny hoe tsy mila lova ny zanaka: d tsy daccord a satria mahafaly anie izany hoe mba namela zvt ho any taranaka izany e(zaza sy ny rar) mitsinjo ny ho avynzanaka, tsy voatery mitovy fisainana fa samy manana ny azy ka safidy io


ka ny ilazàko an'io anie mba tsy hamakinao loha am zvtr tsy ho takatra e! ny blem aza efa betsaka koa ny lova ho an'ny znaaka no hampiasa loha..
tsara be raha mahavidy trano sy tany ho azy fa raha ianareo aza sahirana am blem isakarazany izay mbola tsy voavaha ny olana ...tsy ny fiainanareo ve aloha no hatao izay hampilam azy....hampirindra ny fiainana...
io samy manana ny fisainany fa raha zaza ampanantenaina lova mety tsy hiezaka ny hitady ho azy eo am fiainana :-P sady tsy milay koa izany manantena lova izany...

ankoatra izay de bon courage e! aferan'ny mpivady ilay izy ka anjaranareo no mifampiresaka am tokony hatao sy tsy tokony hatao....
toa otran'ny tsy misy tsirony ilay fiainana misy gidraka lava indrindra fa samy hoe manao zé tiny tsy mifampihaino dia tena sarotra ny lmamaha ilay olana....
23. anatiko ( 22/08/2008 12:58)
ay ve e
ny ao antrano anie voaloha dol e, fa ny tena tsy tiako d lay fandefasambola e

merci a
nanampy ahy mba hisainako ny hafatra rht teto ka enga anie ka tsy ho tahakizany ny fianananreo


24. fasaly ( 22/08/2008 15:27)
22. Mpandefa : anatiko [ Valio ] 22-08-2008 14:58:04
Lohateny : Re : Mahazaka???
ay ve e
ny ao antrano anie voaloha dol e, fa ny tena tsy tiako d
lay fandefasambola e


ka ny ao antrano izany kosa ampy koa raha misy ny hanampiana ny mahantra maninona fa ferana ny vola halefa hoe hatram zao ihany no zàka toy izay koa ilay fanampiana ny maman'i xxx aty ivelany dia atao mitovy ny fetran'ny vola hanammpiana azy ray ray avy dia tsy misy ny olana sa????? ilay fandefasana vola mitsy no manimba ny sainao izany....
25. xxx ( 22/08/2008 15:46)
anatiko a,
anao ny misafidy, betsaka ny fisarahana momban'ny vola. Raha te-hijanona miaraka aminy ianao dia izao no tokony ataonao. Ilay vola azonao dia tehirizo tsara ho an'ny ankizy any aorina, tsy fantatra izay ahafaran'ny tantaranareo.
Raha io vola io no ihainanao sy ny ankizy (irery) dia tsy ho ampy mihitsy ka asa raha vonona ny hipetraka irery ianao dia tsy maintsy mitady asa kely de cote. Manorona fiainana vao2 tsy hanavonto-fo anao intsony. Izay mahasoasoa ny fiainanao atao.
Mahereza o
26. fasaly ( 23/08/2008 06:42)
raha vao hoe otran'ny tokatranom-boalavo aloha ka samy mikepoka ny azy dia efa tsy avotra izany e!
ka rehefa tena tsy avotra intsony ilay toka-trano dia aleo marina misaraka mba tsy hamparary; izy kosa tsy maintsy hoe manome vola ho an'ny ankizy fa tsy i anatiko irery no hamelona ny ankizy....
fa raha mbola mety ho hisy fanafana ny toka-trano dia ny fisarahana ndraindray tsy solution mitsy fa manimba fiainana be io....de enao ihany no mahita ny fandehany ao sy ny tokony hatao...
27. endrika01 ( 25/08/2008 13:34)
anatiko:
manana paps zareo 1an renouvellena foan, ka ny aide tsy mitovy @vazaha marina ny hoa zara aza izy mazoto miasa, fa izy miasa ho any havany anie fa tsy ho anay ao an-tranoe, izy mbola tsy nividy zvt ho anzandriko izany hatrizay na miavona be izy rhf mba mipropose a, nefa ny azy handefasan kiraro marka foana au moins 2fois/an @650E, inona akia no vitako? efa mametraka vola de côté a au cas où ça tournerai mal, au moins mba nitsinjo fa tsy niahanahana teo ny hoe tsy mila lova ny zanaka: d tsy daccord a satria mahafaly anie izany hoe mba namela zvt ho any taranaka izany e(zaza sy ny rar) mitsinjo ny ho avynzanaka, tsy voatery mitovy fisainana fa samy manana ny azy ka safidy io merci a
Zah alou mitovy hvt aminao @lay tsy fitoviana @adidy atao @fianakaviana.Tena mahatonga fifamaliana be amiko sy ireo rahavaviko efa manambady io adidy tsy maintsy raisina io.Hoy izy ireo:NA ANINONA NDRY NA ILAZA INONA DIA NY LAHY NY LOHANY FIANAKAVIANA,IZY NO MANDIDY SY MANAPAKA,ZAY TIANY ATAONY @RAY AMAN-DRENINY RAHA MBOLA IZY NO MAMPIDI-BOLA.Dia novaliako tsotra we raha izaho no manam-bady dia tsotra ny decision,mitovy tsy misy tombo sy hala ny adidy atao @fianakaviany 2tonta.Manomé 1million ny Rar-drangahy dia manomé 1million ny ahy koa,tsisy tsony ny wa wa wa,fa samy manana mitovy,au moins milamina ny saina!Avy eo raha nampiasa an le vola ny Rar ko ka lasa laibany be,tsy afaka ny hitsara ny Rar ny vadiko we,niangatra zahay mivady!Ny vintana no tsy nitovy angamba.Raha tsy manao io fanolorana adidy mitovy io ianareo mivady dia io no hampisy lonilony eo @tokan-tranonareo!Raha maniry hanana lova ianao hoany zanakao dia manangona nareo mivady vola atao compte @anarany zanakareo!Ataovy compte bloqué,mandrapa 18ans anizy ireo,mahazo villa tsara be izy!Mahereza!:-*
28. ni81 ( 25/08/2008 13:39)
Manomé 1million ny Rar-drangahy dia manomé 1million ny ahy koa,tsisy tsony ny wa wa wa,fa samy manana mitovy,au moins milamina ny saina!Avy eo raha nampiasa an le vola ny Rar ko ka lasa laibany be,tsy afaka ny hitsara ny Rar ny vadiko we,niangatra zahay mivady!Ny vintana no tsy nitovy angamba.Raha tsy manao io fanolorana adidy mitovy io ianareo mivady dia io no hampisy lonilony eo @tokan-tranonareo!Raha maniry hanana lova ianao hoany zanakao dia manangona nareo mivady vola atao compte @anarany zanakareo!Ataovy compte bloqué,mandrapa 18ans anizy ireo,mahazo villa tsara be izy!Mahereza!
Tena tsy ratsy lé paika! :)
29. anatiko ( 25/08/2008 19:24)
tena misaotra akia fa manome moral be zany a
ilazako izy hoe, ampitoviana ny vola ho any RAR d raha tsy mety izy d vita zany
merci bisous
30. endrika01 ( 26/08/2008 10:03)
[quote=anatiko] tena misaotra akia fa manome moral be zany a [/quo
31. Papoose ( 26/08/2008 10:23)
fa raha le vola be de be efa lasa raha nandehanana taty nijerevana an le tena fandehany dia mety ho tsaratsara kokoa, tena manokana fotoana handehanana aty de hita marina zay tena mazava aminy
32. fijo ( 27/08/2008 20:55)
izy ve hisain aizany fa tssss
33. mandresyfoana ( 08/10/2008 12:46)
efa mahazo ahy ko io ry anatiko, tsy azoko mihitsy le eritreritry le olona, ny ahy na zaobavy na zaodahy na rafozana am zay le zoky b efa tokony hiasa any dago tsy mety miasa fa mangataka sy manantena foana an le zandry kely mpianatra aty frantsa. d ra vo mba mandany vola kely amiko le vadiko d ze azoko aty ts maints azon'ny anabaviny any ra tsy zany d taimbava mahazo anay 2 miaraka am esonteny, tena mankaleo, asa ny ataonareo ra nareo ny am toerako. za leo tanteraka, fa za lou miasa e d ts mivaky lou e fa na izany aza v d.....!
34. anatiko ( 17/11/2008 16:28)
tena mandrearaka aloha ny olona
heverindreo fa gratos ny sosy aty
nanoratra t@ rafozako fa izy hono tsy hanelingelina ny tokatranonay ka asa fa tô hoa avy izy @ noely raha mahazo visa ka ho hita eo
za anie ka mandray vola fa tsy hoe chômeuses e
d zao, depuis, samy manampy ny azy zahay
za efa nividy tany ho ahy any @ tanana sao taraiky eto d hividy hafa koa a bientôt
mila mailo fa tstststs
merci zareo a
35. kotobekibo ( 22/11/2008 11:16)
Tena " entre le marteau et l'enclume " kosa lery e!
Ny fanaovana mariazy tsy midika hoe tia anao kokoa noho ny androany izy . Ireo zaza 2 sy ny fiarahany monina aminao d efa porofo fa tia anao izy .
Sonia fotsiny ny mariazy , un + fa tsy obligatoire tsy akory .
Tsy diso ianao nanoratra ireo , satria ref tsy mahay misaina ry zareo d mila ampahatsiahivina aminy fa tsy milatsaka avy any andanitra anie ny vola aty ivelany .
Ref misy ny azo atao d manao , ref tsy misy kosa ... tany mena v hirehitra hoe .
Ref tsy faly ry zareo asaivo mitsakotsako vato-kely .

Ny fanampiana tokony hatao @ andaniny sy ny ankilany fa tsy mandé ila izy ity . Ny tiako tenenina d izay sahirana ampiana . Izay sahirana kokoa ampiana un peu + fa tsy hoe tafahoatra ny mety .

Jereo ireo zaza fa aza misaraka izany . Tsy hoe tsy tia anao izy tsinona .
Mahazotoa e!
36. ni81 ( 22/11/2008 12:17)
Tsy diso ianao nanoratra ireo , satria ref tsy mahay misaina ry zareo d mila ampahatsiahivina aminy fa tsy milatsaka avy any andanitra anie ny vola aty ivelany .Ref misy ny azo atao d manao , ref tsy misy kosa ... tany mena v hirehitra hoe .Ref tsy faly ry zareo asaivo mitsakotsako vato-kely .
Ny fanampiana tokony hatao @ andaniny sy ny ankilany fa tsy mandé ila izy ity . Ny tiako tenenina d izay sahirana ampiana . Izay sahirana kokoa ampiana un peu + fa tsy hoe tafahoatra ny mety .
Ny heverin'ny sasany dia hoe: misy ny loharano tsy mety ritra. Marina fa be ny vola raha ahodina dago, nefa kosa maro dia maro koa ny charges alohantsika aty, indrindra @ zao faramparan'ny taona izao.
37. kotobekibo ( 27/11/2008 21:17)
Ny heverin'ny sasany dia hoe: misy ny loharano tsy mety ritra. Marina fa be ny vola raha ahodina dago, nefa kosa maro dia maro koa ny charges alohantsika aty, indrindra @ zao faramparan'ny taona izao.

hita kouh! tonga daholo ny impots , taxes d'habitation , redevance TV , fety ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0561