Malagasy tsara alain-tahaka
1. malalatinasoa
(
20/08/2008 06:59)
Ianareo ve efa efa nahita na mahafantatra Malagasy nahavita zavatra misongadina teo @ sehatra iraisam-pirenena?
Toa hoe olympiana, nandeha tany @ volana, manana prix nobel na manana record mondiale sns sns...?

répondu par ramistiana le 22/08/2008 20:50
2. lemenakely
(
20/08/2008 07:53)
malalatinasoa:
Ianareo ve efa efa nahita na mahafantatra Malagasy nahavita zavatra misongadina teo @ sehatra iraisam-pirenena?
Toa hoe olympiana, nandeha tany @ volana, manana prix nobel na manana record mondiale sns sns...?
raha tsy diso aho dia ny fanaovana table ronde..ary ny mampalahelo dia fivorian aliaka tsy misy zavatra tapaka fa ny orokorobody no betsaka
3. fahamarinana
(
20/08/2008 08:14)
:arrow: ohatra ireo mpanao pétanque kosa malaza eran-tany e,tafiakatra finale aby reo fa zany hoe tsy dia betsaka angamba no maheno.Dommage manko tsy nisy boule tany amin'ny J O f'angamba mba heno tokoa ny malagasy toy izay. :) (l)
4. xxx
(
20/08/2008 08:28)
Nareo zany kosa mora manadino e! Ny asa vitan'ny bebe-any KAPISTRA teny tsaralalana ve dia efa adinonareo sahady.
Nareo tsy mankasitraka ny zavabitan'ny olona mihitsy.

6. Zozoro
(
20/08/2008 09:28)
Dokotera RATSIMAMANGA anie ka nahavita zavatra goavana ê! un grand chercheur fantatr'izao tontolo izao. Izy no nahita ny vertu ny talapetraka.
7. lemenakely
(
20/08/2008 10:25)
eo aloha ingahy parfait champion du monde @ kick boxing dia ingahy Jacky koa champion du monde eo @ sehatry ny dihy fa ny tena mampalahelo dia tompondaka koa @ tsy firarahian ny fanjakana malagasy izany rehetra izany sy ny fanaovana be marenina
8. fahamarinana
(
20/08/2008 11:16)
lemena:
ary ny mampalahelo dia fivorian aliaka tsy misy zavatra tapaka fa ny orokorobody no betsaka
lemena:
ny tena mampalahelo dia tompondaka koa @ tsy firarahian ny fanjakana malagasy izany rehetra izany sy ny fanaovana be marenina
:arrow: lemenakely :ianao kosa dia pessimiste kely foana e ,ireo zvtr misongadina amin'ny sehatra iraisam-pirenena aloha tsika zao e!! dia avy eo ndray ny lafiratsy rahatoa ka hotohizana...:) (l)
9. yonikafopl
(
20/08/2008 17:41)
Nareo zany kosa mora manadino e! Ny asa vitan'ny bebe-any KAPISTRA teny tsaralalana ve dia efa adinonareo sahady.
Nareo tsy mankasitraka ny zavabitan'ny olona mihitsy.
=)) =)) =))
Za kou mba gaga ry xxx,vo saika hiteny mintsy za we ny anareo ny alavitra no andrandraina nefa ny ambany maso odiana tsy hita
11. yonikafopl
(
20/08/2008 21:08)
fa oviana hono za no naika fopla tsy nahatanty ny esoesontenin'i kapistra??
fa inona zao no tsy mety ataoko eto, za aza mbo manamafy amin'ny namana manontany we efa nisy malagasy nahavita zavatra nisongadina ve? de io nampahatsiahivin'i xxx io de namafisiko fa efa novakiako tany am hevitra hafa kou.Tena tsara alaintahaka mintsy ry malalatinasoa ry kapistra mianankavy fa nahavita zavatra nisongadina bedabeeeeuuuhhhhh :-D :-D

12. lemenakely
(
20/08/2008 21:25)
fahamarinana:
lemena:
ary ny mampalahelo dia fivorian aliaka tsy misy zavatra tapaka fa ny orokorobody no betsaka
lemena:
ny tena mampalahelo dia tompondaka koa @ tsy firarahian ny fanjakana malagasy izany rehetra izany sy ny fanaovana be marenina
:arrow: lemenakely :ianao kosa dia pessimiste kely foana e ,ireo zvtr misongadina amin'ny sehatra iraisam-pirenena aloha tsika zao e!! dia avy eo ndray ny lafiratsy rahatoa ka hotohizana...:) (l)
Ao ary fa omeko ba kely e
13. ikaretsaka
(
20/08/2008 23:33)
@ kanetibe ohatra
lasa phenomene mihitsy io hoe vao maheno hoe gasy ianao dia efa matahotahotra aby..

14. Herimiafina
(
21/08/2008 23:13)
malalatinasoa:
Ianareo ve efa efa nahita na mahafantatra Malagasy nahavita zavatra misongadina teo @ sehatra iraisam-pirenena?
Toa hoe olympiana, nandeha tany @ volana, manana prix nobel na manana record mondiale sns sns...?
Ny olympiana efa nisy nahazo medail d'or, anisan'izany ilay iraiak lahy nanao triple saut iry.
Efa nisy gasy koa champione amin'ny kestion pour un champion, sns....
15. ramistiana
(
22/08/2008 20:50)
tsara avahana kely aloha lay izy.
Satria zao ny antony.Mety misy malaza fa tena hoe mendrika ny alaina tahaka tokoa ve!!!
Ireto misy ohatra vitsivitsy.
Malagasy malaza eo @ sehatra iraisampirenena.
Sport :Tompolahy Randriambahiny rugby.Angelo nitondra ny fanevan'ny Filande t@ j.o.
artiste:Les Surfs,Ihantra,Andy Razafy....
Savant:Misy ilay ankizy kely malagasy vao 14 taona dia afaka bac.Pr Ratsimamanga.Sns
Fampianarana:Malagasy no Pdg ny Hec ( Ecole de communication)Namoaka ministra sy ol ambony frantsay maro.
Fivavahana: Pasitera R. (Pasitera lehiben'ny advantista aty afrika)Azafady fa tsy tadidiko tsara ny anarany.
Fitsarana:Charle Ranjeva ..Mpitsara iraisampirenena.
Misy vehivavy malagasy koa malaza @ fanaovana film x.
Misy vehivavy malagasy koa @ filalaovana sarimihetsika.
Izao ary ny hamintinako kely azy.
Misy ireo malaza
Voa1: fa tsy azo lazaina hoe malagasy intsony.
Faha 2: fa tsy dia hoe zava dehibe mendrika ny alahintahaka.
Faha 3: fa mety tsy tsara alain-tahaka mihintsy.
Faha 4: sady manao asa soa ka mendrika ny alaintahaka.