Mahaleo à l'Olympia mandeha @ France ô
1. Lejoba
(
19/08/2008 14:38)
Slt daholo ny namana rehetra
Mandeha @ france ô ny alarobia 20 aogositra izao ilay Mahaleo en live tao @ Olympia. A 20h50
Dia mijere finaritra daholo eh :wink:

répondu par Lejoba le 22/08/2008 14:51
4. fahamarinana
(
20/08/2008 08:27)
:arrow: merci lejoba,hijery tokoa hany zany sady tsy nahita concert rahateo fa lavitrezaka ny misy anay e....
yonika :france o akia chaine ao am tnt ao,outre mer angamba izy fa ny ahy free dia mahita fa mino aho fa ny dégroupage mahazo daholo .Sa moa yonika kay alavitra be,dia am canalsat ndray zany mety ahitana azy koa. (l)

5. tslem
(
20/08/2008 10:02)
Lejoba:
Mandeha @ france ô ny alarobia 20 aogositra izao ilay Mahaleo en live tao @ Olympia. A 20h50
misaotra nilaza
6. Lejoba
(
22/08/2008 14:51)
dia misy redif ny vendredi 22 à 16h15 sy ny dim 24 août à 18h . Samy franceô daholo
Miala tsiny fa izay indray vao tafaverina teto