Fihaonana namana serasera eto Roma - andro 4.
1. ikalamako
(
17/08/2008 23:53)
Efa lasa aninkeo maraina : Eric, Lova, Mimosa ary Lanto
Hanainga rahampitso tolakandro : ds mianakavy
Mbola tavela eto Roma : rakaroka mianakavy sy izahay mpiandry tanàna
Noho izany androany no fotoana niaraha-nikorana farany sy nifanaovana veloma mandra-pihaona. Miandry ny tatitra ataon'i sefo hery fa zarazaraina ny adidy koh ! I ds sy rakaroka koa angamba manana izay holazainy.
Nandeha nijery ny tanàna izahay io tolakandro iny : Palazzo del Quirinale, izay lapan'ny Filoham-pirenena italiana (Napolitano Giorgio no ao ankehitriny), nidina tao amin'ny Fontana di Trevi nanipy vola madinika raha te-hiverina hamonjy serasera eto Roma :°) - sy nihinana glasy "tsy nitsonika" araka ny voalazan'ny sary , nankeny amin'ny Piazza di Spagna sy nipetrapetraka teny amin'ny tohatohabaton'ny Trinità dei Monti, nandalo teo amin'ny Piazza Barberini izay misy ny Fontana del Tritone, notontosain'i Bernini.
Vazo tamin'ny gilita kosa no namaranana ny fihaonana.
Misaotra ny namana rehetra namaly ny antso ka afaka tonga . Misaotra ireo naniry ho avy fa tsy afaka . Misaotra ireo niray fo hatrany sy nilendalenda ireo sakafo sy glasy (na hot na tsia ). Misaotra indrindra an'ireo nikarakara, indrindra indrindra i angie, fa raha tsy teo izy tsy ho tontosa ity fihaonana ity Kiss be akia njy malala a.
Manao veloma mandra-pihaona daholo izany e ; i lanto sy mimosa izao efa haiko fa sasa-miandry hijery amin'ny sary hoe inona no no-rater-ndrizareo ? Miala tsiny amin'ilay kaly be t@ antoandro r'izy roa a - mdr
Dia toy ny mahazatra nandritra izay efatra andro izay http://www.slide.com/r/rndAZbZi0j_zHC5Xw6EWQX74LK6gY7Yc?view=original ihany ny sary.
VELOMA VELOMA VELOMA e !

répondu par mangidy le 22/08/2008 12:56
2. fasaly
(
18/08/2008 05:11)
hummmm tena miam miam be dool lay sakafo...nahafinaritra na ny famaranana ny fiaonana aza ry kalamako misoatra foana tam sary e!
de am manaraka zany mande zay :°)
de am manaraka zany mande zay :°)
4. rakaroka
(
18/08/2008 09:06)
lanto:
ikalamako> loll vao maraina de teto e! Ni-rater zvt bdb zahay izany :-(
Fa manja e!
:)
Nahatsiarotsiaro anareo roa ( Mimoza ) tokoa nony lasa 'nareo vao nohirainaina
'Ny fitiavako Mimoza". Dia aiza ary wà i Mimoza @ izao
:roll: :roll:
6. mangidy
(
18/08/2008 13:54)
ikalamako:
Efa lasa aninkeo maraina : Eric, Lova, Mimosa ary Lanto
i lanto sy mimosa izao efa haiko fa sasa-miandry hijery amin'ny sary hoe inona no no-rater-ndrizareo ? Miala tsiny amin'ilay kaly be t@ antoandro r'izy roa a - mdr
Misaotra betsaka anaraeo mpikarakara e! sitraka enti_ matory hono ka ho valiana raha mahatsiaro bisous mamy be de manantena anareo ho avy aty aminay indray e! na de ihinana meulon ihany aza lool
:-P :-P
7. mangidy
(
18/08/2008 13:58)
rakaroka:
Nahatsiarotsiaro anareo roa ( Mimoza ) tokoa nony lasa 'nareo vao nohirainaina
'Ny fitiavako Mimoza". Dia aiza ary wà i Mimoza @ izao
:roll: :roll:
mimoza akia nalazo a! lool;, soa ihany fa manga ny lanitra e!!! de faly sariaka ny
(l) ntsika rehetra :} :} , tsy afaka ambavako akia ry neny ilay vazo a!
kiss mamy nareo e!
8. ikalamako
(
18/08/2008 14:45)
rakaroka : fa misaotra klou fa tena nataon'ny artista livraison à domicile ny hiran'ikalamako kle (saika torana aho :oops: ) :
"satriko ry tiana hitoetra lalandava eo anilanao
ka ny sento sy tomany inoako fa hisava, hisinda tsotra izao..."
aleo tsy tohizana fa sao manao oram-pahavaratra eto ny ranomason'i lazou keliko ^^
lanto sy mangidy : miomana fa rehefa hoavy ny film-n'ilay fitiavako meulon dia tpt nareo fa angie no deba tao an, tsss

9. Angie
(
18/08/2008 15:35)
tsss misy mi parlote be kosa e zah foana hono mdr
zah mba manome hevitra fa nareo mi realiser kle hahahaah
fa na izany aza milay be daholo hita tsara @ lay sary vavy antitsa boutax dia ampifaliana foana refa manao zavatra e ka dia mianjy ny tohiny njay fa mafana ny anjo mila meulon bien glacé.
zah ato tena seule be njay malahelo kle zatra lay olona bedabe teo.
natory foana alou naka souffle
mianjy ny vacances be manarka njay
NB hafa ihany ny reel ry zareo a
kiss dia ampy zay kissable foana :-)

10. ikalamako
(
18/08/2008 18:09)
allo allo : ity hira ity dia atolotra manokana ho an'izay mankafy melon : http://dailymotion.alice.it/RRRVolantsoa/video/x6h5tj_mimosa-namana-serasera
11. mangidy
(
18/08/2008 20:14)
ikalamako:
allo allo : ity hira ity dia atolotra manokana ho an'izay mankafy melon : http://dailymotion.alice.it/RRRVolantsoa/video/x6h5tj_mimosa-namana-serasera
Za ko ve mba afaka mankafy meulon?
milay e! snif snif tsy itako intsony zay ambara kiss mamy nareo de mankafiza meulon fa mahasalama ireny
:-D :-D :-D (l) (l)
12. Samoana
(
18/08/2008 21:25)
Izay vao nahatsiditsidika ny sary samihafa hatr@ voalohany dia finaritra mizara fihaonana aminareo :wink: . Mahafinaritra ny mijery ireto taranaka marobe handimby antsika @ serasera eto :-D
14. rakaroka
(
19/08/2008 05:22)
ratonga:
rakaroka mamalankira =)) =)) =))
Tssssss . Koa 'nareo tsy mamalana tsy hita koh . Dia aleo ataonay @ revinay ny film e . Tongava aza any an-trano 'ze mahay mivazo ce week-end aprem hizarana von-dalan'i Rome. 'Rakaroka 'ndray tsy mody tanam-polo 'zany.( Confirme-ko @ mon reportage et exploit Sera Roma ). size hosokafako rehefa tonga aho satria mbola vonkasy mantsy aho ity raha ny marina, tselika no ankanesako eto. Izany hoe tsy voantantara tsara ito dia sy ny "exploit-ny indrindra izay soa koa na ho an'ny tsy tonga taty aza.
Omaly hitako daholo ny " atin'ny Vatican " hatramin'ny fasan'ny Pape farany teo:
ary maro ny ol mbola mandohalika mivavaka eo. Dia mbola nanao "bazar".
Heu....androany toa mbola hanao revanche "ranomasina" Fa toa tena tsy matin'my ankizy lolo lay izy.
15. rakaroka
(
19/08/2008 05:35)
ikalamako:
rakaroka : fa misaotra klou fa tena nataon'ny artista livraison à domicile ny hiran'ikalamako kle (saika torana aho :oops: ) :
"satriko ry tiana hitoetra lalandava eo anilanao
ka ny sento sy tomany inoako fa hisava, hisinda tsotra izao..."
aleo tsy tohizana fa sao manao oram-pahavaratra eto ny ranomason'i lazou keliko ^^
lanto sy mangidy : miomana fa rehefa hoavy ny film-n'ilay fitiavako meulon dia tpt nareo fa angie no deba tao an, tsss
:-D :-D :-D 'driiiiiyyyy :-* :-* :-* GRAND MERCI A TOI "
satria izany no...TENA NAMANA ( Sera ) . Fa le Ilakamako wa tsy vitan'ny Tsiky
mitobaka be miaraka aminy fa nisahiranany sy afa-po, afak'andro ianao miaraka aminy . Kiss Bbbbbbeeeee akia , Dia saotra eram-po eran-tsaima eram-panahy
Fa lay vazo 'iny aloha tsy ampidirin'i toi @ blogy sy ny Dailymotion : aleo fa
hanaovako enregistrement ao an-trano i Toi @ manaraka.
Dia Kiss à l'infini. Sotra sahady e. :-* :-* :-* :-*
16. rakaroka
(
19/08/2008 05:43)
Angie:
tsss misy mi parlote be kosa e zah foana hono mdr
zah mba manome hevitra fa nareo mi realiser kle hahahaah
fa na izany aza milay be daholo hita tsara @ lay sary vavy antitsa boutax dia ampifaliana foana refa manao zavatra e ka dia mianjy ny tohiny njay fa mafana ny anjo mila meulon bien glacé.
zah ato tena seule be njay malahelo kle zatra lay olona bedabe teo.
natory foana alou naka souffle
mianjy ny vacances be manarka njay
NB hafa ihany ny reel ry zareo a
kiss dia ampy zay kissable foana :-)
Ary 'za akia toa tsy nahavita veloma anjy akory
:roll: :oops: :oops: :oops: Toa kopakopa-tanana fotsiny sisa nifanaovana araka ny hira tokoa :lol: :lol: :lol: . Ka tsa haiko tsara le prog fa ataoko mbola hiverina knou... fa dia MANKASITRAKA ERAM-PO ERAN-TSAINA SY ERAM-PANAHY : SITRAKA SY TELINA akia t@ fandraisana sy ny fikarakarana rehetra . Namana tokoa. 'za koa aza mbo malaina ny hisaraka koa :oops: :oops: Kiss am taonina akia ho anjy :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
17. rakaroka
(
19/08/2008 05:55)
lazounet:
ssshhh!
aleo tsy miteny.
Dreiiiiyyyyyyyyyy
:cry: :cry: :cry: Ko na tsy miteny aza Lazou : Namana foana reeeeeeeee.
Ary antenaiko fa ho hitako @ fihaonana am manaraka : Mbola be ny sisa reeeee
Dia hoentinao ilay glitanao @ izay fotoana dia hanao disque antsika. Sa ahoana :oops: Dia hoy ny hirahiran-dRakaroka eto:
" Ory irery , ory irery
ireo tononkira tsisy feony...
Miandry , miandry , miandry anao ....
Miandry an'i Lazou... :wink:
18. rakaroka
(
19/08/2008 06:01)
mangidy:
rakaroka:
Nahatsiarotsiaro anareo roa ( Mimoza ) tokoa nony lasa 'nareo vao nohirainaina
'Ny fitiavako Mimoza". Dia aiza ary wà i Mimoza @ izao
:roll: :roll:
mimoza akia nalazo a! lool;, soa ihany fa manga ny lanitra e!!! de faly sariaka ny
(l) ntsika rehetra :} :} , tsy afaka ambavako akia ry neny ilay vazo a!
kiss mamy nareo e!
Kiss akia
:-* :-* :-* Asa akia raha afaka i Mim sy i lanto ce week-end aprem dia vita haingana le zavatra . Miandry confirmation aho, raha misy hafa vao miha manja. :wink:
19. lazounet
(
19/08/2008 10:24)
rakaroka:
lazounet:
ssshhh!
aleo tsy miteny.
Dreiiiiyyyyyyyyyy
:cry: :cry: :cry: Ko na tsy miteny aza Lazou : Namana foana reeeeeeeee.
Ary antenaiko fa ho hitako @ fihaonana am manaraka : Mbola be ny sisa reeeee
Dia hoentinao ilay glitanao @ izay fotoana dia hanao disque antsika. Sa ahoana :oops: Dia hoy ny hirahiran-dRakaroka eto:
" Ory irery , ory irery
ireo tononkira tsisy feony...
Miandry , miandry , miandry anao ....
Miandry an'i Lazou... :wink:
Ka inona ary no ho lazaiko eo? =(( =(( ny fo vaky tsy tafaraka taminareo! Misaotra betsaka amin'ilay hira é! :-* ...namela hafatra an-kira ho anareo tany amin'Ikalamako ihany aho fa asa na voarainareo. Tandremo r'Ikalamako fa ny mitelin-kafatra mahabevohoka an! =)) =)) =)) =))
Bizous be Rakaroka dia misaotra mahatsiaro é!!
Lazou
20. ikalamako
(
19/08/2008 10:54)
lazou : fona tompoko ; tsy natelina le hafatra fa tena tavelan'i sefo tanaty vam ilay disc t@ bal, dia nony hoe hanomboka ny fety dia tsisy fotoana intsony nangalana azy satria efa tara kely aza ny fanombohana. Tany @ toby indray ny prise-n'ny ordi-n'i ds tsy mivady @ lavaky ny anay lita dia tsy dia nanampatra nandany batterie zahay, fa ny lanitra baliaka aza nohazanay maina t@ feon-drakaroka izay soa fa manga tokoa :lol: .
Fa efa prévu ihany ilay izy hoe hi-décorer-na ilay clip dia ho ren'ny besinimaro na ny nandeha na tsy nandeha ihany. Mbola i mimoza aloha no lasa aloha fa fohy tsinona iny fa eto ampitsihifana ny film rehetra aho io satria misy ilaina ho an-drakaroka, dia misy atao hampilendalendana anareo rehetra, hihihi.
:* :* :* iny aloha haingana @ zay zah tsy bedy :-P