Aza manody

1. lazounet ( 13/08/2008 08:36)
Rehefa mba misy fotoana iny dia mba miresadresaka izy roa mpifankatia:
- Raha mba fantatrao moa ny zavatra nahazo ahy ry malala.
- fa naninona ianao ry chéri ?
- Ehhh! tena tratran'ny sipako nampiaraka aho omaly é!.

=)) =)) =)) =)) =)) =))
2. Xp ( 13/08/2008 13:27)
Dia hozy izy namaly tsy taitra:

- ny anao aza mba nampiaraka fotsiny
3. mirana5 ( 13/08/2008 15:32)
:-D :-D :-D
4. dadabe ( 13/08/2008 16:40)
pounk kely jiaby aza e Jereo eto
5. endrika01 ( 20/08/2008 18:10)
lazounet:

Rehefa mba misy fotoana iny dia mba miresadresaka izy roa mpifankatia:
- Raha mba fantatrao moa ny zavatra nahazo ahy ry malala.
- fa naninona ianao ry chéri ?
- Ehhh! tena tratran'ny sipako nampiaraka aho omaly é!.

=)) =)) =)) =)) =)) =))



De tokony novaliany we,hay ve tsy izaho irery e fa ianao kou,zah ndray tratranilay vadiko,niaraka taminy sipako faha 18 =))=))=))=))=))
6. dadabe ( 20/08/2008 20:14)
aza mihetsika @ izao pozy miorirana zao toi an...
7. tsiambaratelo ( 06/09/2008 10:15)
lazounet:

Rehefa mba misy fotoana iny dia mba miresadresaka izy roa mpifankatia:
- Raha mba fantatrao moa ny zavatra nahazo ahy ry malala.
- fa naninona ianao ry chéri ?
- Ehhh! tena tratran'ny sipako nampiaraka aho omaly é!.

=)) =)) =)) =)) =)) =))



De valiana wé,ssss efa omaly zany,fa ny antsika anio ndray hamasahana, :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.306