Suzy Raivo
1. marsu
(
11/08/2008 13:31)
manao ahoana , soa dia mba misy mamana ny tonon kiran i Suzy Raivo ( 1975 -76) environ )aza fady
tsy fanatro ny lohatena fa ny tonon kira manomboka hoe:
Tsy ho ela
ny andro mamy hiverenanao
dia izao
ny alahelo sento -poko izao
ho avy inao ary ny sandriko ho hatolotro
ary ianao hanoroka ny molotro.....etc..
misaotra betsaka

répondu par arn le 11/09/2008 10:59
2. ni81
(
11/08/2008 13:38)
Tsy ho ela ny andro mamy hiverenanao
dia izao ny alahelo sentom-poko izao
ho avy inao ary ny sandriko ho hatolotro
ary ianao hanoroka ny molotro
@ zay ora izay
ny tanan-tsika hifandray
hamihina ianao
@ fo vaovao
ny endrikao ho faly
ny (l)ko no hamaly
ny fitiavanao
ny safosafonao
aza ela miandry anao ny foko re izao
aza ela ity ny foko mbola babonao
miandry anao ary ny sandriko no hatolotro
ary ianao hanorokoa ny molotro
Miala tsiny raha misy diso...

4. ni81
(
11/08/2008 14:05)
Tsy misy fisaorana e! fa tsy haiko raha misy diso fa izay tao an-tsaiko tao no natamberiko.
5. marsu
(
11/08/2008 14:11)
miverina ato antsaiko tsikelykely ilay izy dia mitovy @ io nosoratanao io
7. arn
(
11/09/2008 10:59)
Tena io mihintsy le izy e.
Tena tsara mihntsy io hra ro fa de misaotra anareo fa tena mba hak fy hihira ao @ douche ndray izany eeee
de io ve ny tena mpihira azy?
Tena tsara mihntsy io hra ro fa de misaotra anareo fa tena mba hak fy hihira ao @ douche ndray izany eeee
de io ve ny tena mpihira azy?