Ankamantatra (valiny)

1. Zozoro ( 05/08/2008 10:42)
Ny valin'ilay ankamantatra hoe : atsipitsipin'ny mahantra anefa ataon'ny mpanakarena ampaosy dia : LELO ary tena marina ny fanazavan'i SHOAN. Betsaka no nahita ny valiny BRAVO !!!!

répondu par Zozoro le 06/08/2008 09:04
2. SHOAN ( 05/08/2008 13:04)
wèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèè
j'ai gagné quoi ?
lolllllllllllllllllllll
sao dé mbà mahazao paquet ana kleenex anakiray é !
hihihihi :-* :-* :* :* :* :arrow: :lol: :lol: :lol:
3. Zozoro ( 06/08/2008 09:04)
Raha teto akaikiko i SHOAN dia nomeko paquets folo, saingy indrisy :cry: :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0876