Nahoana no maty i Herizo Razafimahaleo?
1. notron
(
29/07/2008 09:52)
Salama daholo!!
Araka ny efa fantatra sy voalaza atsy ambadika dia olona manam-pahaizana i Herizo Razafimahaleo. Tsy matahotra miteny ihany koa izy. Ary tsy irony olona miteniteny foana na mpanao bontolo fa am-pisainana sy am-pandalinana ny zavatra rehetra.
Tsy voatanisa ireo fanakianana ary indrindra ireo torohevitra efa nomeny ny Fitondrana saingy nanampin-tsofina hatrany ireo ary mody manao bemarenina.
Noho izany : "Lasa any @ Ray i Herizo Razafimahaleo, mba handeha hitaraina mivantana"
Minoa ahy ianareo fa hitondra fiovana betsaka eto @ firenena ny vokatr'izay.
"Aza matahotra, minoa fotsiny ihany"

répondu par tataka le 14/08/2008 17:39
2. kidoropamba
(
29/07/2008 09:55)
Ravalomanana Ihany ny anay na dia tsy misy vola aza ny MAP.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
3. tenagasy
(
29/07/2008 10:48)
Mankamamy!
Tankina tokoa nandre iny vaovao ratsy iny.
Very OLOBE tokoa ny firenena.
Tsy izay lany ho Filoha ihany no mitondra firenena, ary raha maromaro ny tahaka azy dia efa lasa lavitra ny firenentsika: Nandray anjara mavitrika tokoa izy t@ fiainam-pirenena na teo na tsy teo anivon'ny fitondràna.
Mirary fiononana feno volohany indrindra ho an'ny fianakaviany.
Manarak'izany ho an'ny Malagasy rehetra.
Mipetraka moa ny fanontaniana, manana zavatra kely dia kely nefa mety ho ngeza azo ambara ny tena satria kibokiboin'ny marina.
Tamin'ny fifidianana t@ 1996 (raha tsy diso aho) dia anisan'ny nino ny tokony hahalany azy ny tena; Manana namana iray aho izay anisan'ny nadray anjara t@ famolavolàna ny fampielezan-keviny t@ io fotoana io. Indrisy anefa fa tofoka tanteraka ranamana satria tsy vitan'ny tsara petrapetrak'ilay lehiben'ny fampielezan-kevitra (tamin'izany) ho an'iny faritr'i fianarantsoa iny rehefa voavolavola sy voapetrapetraka ny paik'ady rehetra (niaraha-nikaona sy nandinika). Ry zalahy hono niandry vao maraina ny fiara hitondra azy ireo miaraka @ io mpikarakara ny fampielezan-kevitra io teo anoloan'ny ministeran'ny TP eo Anosy, Rangahy nandrasana anefa heno ao @ Radio mikabary any @ faritra atsimo atsinanana. (Mahatsikaiky)
Eo iny fa ny tena nanaitra ahy t@ nolazain'ity namana ity dia ny resak'io lehibe io hoe tsy miezaka ny ho lany ny KANDIDA fa atao fotsiny izay hanaovana ny 2è tour miaraka @i Deba satria efa nifanarahana hono fa hatao Praiminisitra izy.
Asa moa na vokatr'izany fihazohazoana izany fa dia tsy tratra ny tanjona t@io.
Eny e! Mety tetik'ady sy fahalalàna ny zava-misy izany. Na izany na tsy izany izahay dia anisan'ny resy lahatra hoe t@io fotoana io Izy no tena nanana """Chance""" indrindra ho lany.
K'inona moa fa izany tokoa ny Pôlitika!
Naninona hoy ianao izy no tsy nety lany?
20Tapitrisa ny Malagasy,Iray Ny Filoha!
Santionany ihany ireny!
Fanamarihana ho an'ny Pôlitika iny fa sanatrian'ny vava haladian'ny lela tsy fanamarihana ho an'Itompokolahy izay tolorana ny haja sy ny voninahitra ary angataham-pitahiana amin'Andriamanitra ny fialantsasatry ny Fanahiny: Handry amim-piadanana anie izy.
Mirary soa

4. namana2008
(
29/07/2008 10:49)
shy; ny anareo ko revo maty vo oe ramalala. revo maty vo oe oul sahisahy izy eeee, oul manapahaizana izy eeee, oul manga izy eeee. fa ts mba oe oul piloka gravy b iny annnn, pandeha casino gravy be iny eeeeeeee,na oe oul pabodikondimbola iny annnnn. zay le gasy e. MATY VO RAMALALA!!!
5. xxx
(
29/07/2008 11:01)
Tsy efa ampy ve izay ilay resaka momban'i tompokolahy HERIZO e! marina fa demokrasia fa na dia zany azà, ataoko efa maro ireo dinika nosokafana mikasik'azy izay.
6. Kapistra
(
29/07/2008 11:12)
Nahoana no maty i Herizo Razafimahaleo?
Rehefa tonga ny anajarany .
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany.
Omemboninahitra ireo izay nahavita be ho an'ny firenena,indrindra fa ireo maty ho an'ny tanindrazany.
Nahavita be i Herizo raha teo amin'ny lafiny firenena,tena tsara 'zany,ary izay ny mba hirariana koa ho an'ny malagasy maro.Ny mba manao fahafatesana toy ny an'ny renintantely ,maty namela mamy.
satria ny an'ny sasany dia ,mampiady ol ,manapotika tetezana,manodikodimbolampanjakana avy eo maty dia arahin'alahelobe.
Fa ny tena tsara indrindra a!,dia ny maty ao amin'ny tompo, izany hoe nahavita be tamin'ny asan'Andriamanitra sady nankato azy tamin'ny fony manontolo.

8. bozyboleta
(
29/07/2008 14:56)
Noho izany : "Lasa any @ Ray i Herizo Razafimahaleo, mba handeha hitaraina mivantana"
lazao koa fa diso Andriamanitra naka azy
Ka izy aza tsy mahay akory ny fisian’ny Ray sy Andriamanitra resahanareo izany akory!
9. tsimati
(
29/07/2008 17:15)
Tsisy fianarana ny Ray marina any harvard ve ? Any ka tsy mahatoky ny minoa fotsiny ihany :-D :-D :-D
10. Zina
(
29/07/2008 17:31)
Noho izany : "Lasa any @ Ray i Herizo Razafimahaleo, mba handeha hitaraina mivantana"
ao am-pasana izy maty tsy mahare na inona na inona,tsy afaka manao n'inona2,tsy afaka mitaraina zany. Tsy manana anjara miaraka amin'ny velona intsony raha tsy rehefa tonga fanindorany i jesosy.
lazao koa fa diso Andriamanitra naka azy
Tsy Antra mihitsy no naka aza efa zay no androny farany eto an-tany, "lahatra"
12. tsimati
(
30/07/2008 13:56)
tsy blagy io fa tokony mivavaka ry zalahy mba hisy Herizo hafa anarana sy endrika saingy iray tanjona hitranga omen'Atra andry zalahy. dia ela velona anie notron, kidoropamba na rabaradaka, badboy sy naughtyboy fa ireo no mety ahitana ny favy atoato.
13. xxx
(
01/08/2008 08:11)
Nahoana no mbola ta-hasiana ihany ianareo noho izao fiodinanareo lalandava izao? Henika aretina avokoa ny loha rehetra, Ary marary ny fo rehetra.
14. tsimati
(
01/08/2008 14:08)
Marary fo dia maty ve ? Sao tsisy hifandraisany @'ilay fanontaniana :-P :-P :-P
15. piozila
(
14/08/2008 12:50)
Kapistra:
Nahoana no maty i Herizo Razafimahaleo?
Rehefa tonga ny anajarany .
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany.
Omemboninahitra ireo izay nahavita be ho an'ny firenena,indrindra fa ireo maty ho an'ny tanindrazany.
Nahavita be i Herizo raha teo amin'ny lafiny firenena,tena tsara 'zany,ary izay ny mba hirariana koa ho an'ny malagasy maro.Ny mba manao fahafatesana toy ny an'ny renintantely ,maty namela mamy.
satria ny an'ny sasany dia ,mampiady ol ,manapotika tetezana,manodikodimbolampanjakana avy eo maty dia arahin'alahelobe.
Fa ny tena tsara indrindra a!,dia ny maty ao amin'ny tompo, izany hoe nahavita be tamin'ny asan'Andriamanitra sady nankato azy tamin'ny fony manontolo.
Tsy fantatro aloha na navita izy na tsia. Ny hitako dia ny fanohanany an'i deba(Ratsiraka), tamin'izany fotoana izany,nefa efa nandalo ny crise 1991 isika, tsy haiko na mitondra soa ho an'ny firenenena ny fanohanana andratsiraka na tsia. Ny fankatoavany an'Andriamanitra koa tsy haiko fa izaho tsy mahita ny toe-pony sy ny fanahiny. Hatreto aloha amiko dia mbola tsy nisy nahavita be tamin'ny firenena izany taorian'ny fanjanahantany. Efa nandalo nitondra teo daholo ireo mpanao politika ireo fa ny paosiny daholo no nofenoiny dia samy lasa izy avy eo. Mbola mahantra aho, noho ny nataon'ireo mpitondra nifanesy .
Tsy manana lojika hafa ankoatrizay aho, ary tsy fombako ny manao hoe rehefa maty vao ramalala.
16. piozila
(
14/08/2008 12:57)

17. tataka
(
14/08/2008 17:39)
Hatrany ampotony io ry naka a. Na ny fanjakan'andriana aza tsy naovoka raha oharina @'ny sasany ivelany ka izay no nahamora vizana an'i Gasikara hatramin'izao izay lazaina ho Nosy Soa. Vao nahita vazaha nitapa-bolo Radama dia nanapa-bolo ary notereny hanapa-bolo daholo ny lehilahy. Norahonany ho tapahan-doha mihintsy izay tsy manaiky. Ny Ampanjaka ahoana fa tsy lalaovin'ny mpanao politika ka manome tsodrano etsy sy aroa nefa olona mibolisatra no tsofina rano. Hatramin'izao dia ahoana ? maty ho azy izay manenjik'aloka.