Biby omena anaran olona

1. Bola ( 26/07/2008 00:22)
Mba nahamarika ve nareo fa ny alika sy sakan ny olona aty ivelany omen dreo anaran olona...Ny any Mada manko atao anarana hafa toy hoe Baloo, Blacky, sy ohatra izany...Aty anefa dia anarana fanome olona no atao:
Zackary, Tom, Chris, Melanie, Keirra....
Tsaroako fa nitsidika olona aho dia niantso izy hoe Kramer avia...Dia gaga aho hoe fa angaha moa tsy ireto ihany ny zanak ireto dia iny fa tamy ilay alika :-D tapaka ny tsinaiko nefa tsy sahy nanazava aho naninona no niomehy ...
Na za no diso fa anaran olona koa na any mada fa za no tsy mahay... :roll:
répondu par RATOVOARY le 29/07/2008 07:43
2. ikaretsaka ( 26/07/2008 01:31)
za t@ mbola kely nanana alika izay tany Madagasikara fa Jean paul no anarany..
ny antony dia mitovy t@ JP Belmondo t@ le professionel izy
3. Herimiafina ( 26/07/2008 18:10)
Misy olona tsy faly raha atao hoe alika ny alikany fa lazainy fa tsy alika hono iny fa zanany.
Amin'ny kiltiorantsika dia ambanin'ny olombelona ny biby rehetra, saingy raha ny fisainana aty ivelany kosa dia zava-manan'aina sy mananjo izy ireny, izany no mampisy ny sampana misahana manokana izany toy ny DPA, sns, izay afaka mitory sy misambotra anao mihintsy raha manao tsinontsinona ireny biby fiompy ireny ianao.
4. RATOVOARY ( 29/07/2008 07:43)
Mba nahamarika ve nareo fa ny alika sy sakan ny olona aty ivelany omen dreo anaran olona...Ny any Mada manko atao anarana hafa toy hoe Baloo, Blacky, sy ohatra izany...Aty anefa dia anarana fanome olona no atao:
Zackary, Tom, Chris, Melanie, Keirra....
Tsaroako fa nitsidika olona aho dia niantso izy hoe Kramer avia...Dia gaga aho hoe fa angaha moa tsy ireto ihany ny zanak ireto dia iny fa tamy ilay alika tapaka ny tsinaiko nefa tsy sahy nanazava aho naninona no niomehy ...
Na za no diso fa anaran olona koa na any mada fa za no tsy mahay...

Ny eto Madagascar toa indraindray ny mifanohitra amin'io no ataon'ny RAR sasany @ zanany .
Oh hoe " ikala Piso , Bolly , sns...." Nisy aza bandy kely mpiara-nilalao taminay fahiny de Le Saka no fiantsoana an'lery. Ohatry ny tsy tiako aloha le izy e!

Sasantsasany sendra hitako ihany reo aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.212