ohatraohatran'izay ihany :
- misy mofo valala ve ?
- tsy misy
-misy mofo valala ve ?
- tsy misy
-misy mofo valala ve
- lety ve tsy hay tenenina hoe tsy misy mofo valala e, tsindromiko ny fantsika ny divon'elah raha mbola manontany eo
- misy fantsika ve ?
- ny fantsika tsy manana isika
- ay , ary misy mofo valala ve ?