mofo valala

1. Bocassa ( 22/07/2008 15:11)
Tao @ épicerie iray....
Hoy ity ankizilahy t@ ity mpivarotra: misy mofo valala v?
mpivarotra: ts misy ka
Ny ampitso: misy mofo valala ve?
Mpivarotra: ts misy woa
Rehefa lasa ilay boay kely d niteny irery ity mpivarotra:-misy an'izany mofo valala zany ve? mety b mpitia b angamb zany matoa manontany fôna le bandy kely iny; Aleo fa hanamboarako mofo valala lery sitrany ahay sôsy ho anah.
Ny ampitso indray...nandalo ilay zazalahy sady nanontany: -misy mofo valala ve?
Faly ery ity mpivarotra sady namaly woe: ié misy. Hoy ilay boay kely sady nande: dain le!!!!
2. ainaheri ( 22/07/2008 15:28)
:-D :-D :-D :-D Zay refa tia mibizna lotra ka =))=))=))=))
3. Koditra ( 22/07/2008 17:07)
=)) =)) =))
4. xxx ( 25/07/2008 19:51)
ohatraohatran'izay ihany :
- misy mofo valala ve ?
- tsy misy
-misy mofo valala ve ?
- tsy misy
-misy mofo valala ve
- lety ve tsy hay tenenina hoe tsy misy mofo valala e, tsindromiko ny fantsika ny divon'elah raha mbola manontany eo
- misy fantsika ve ?
- ny fantsika tsy manana isika
- ay , ary misy mofo valala ve ?
5. ari.malala ( 28/07/2008 13:56)
:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3581