Arahaba
1. MARK07
(
21/07/2008 06:03)
Manahoana,
mba mangataka ny tononin'ny hiran'i MAMY BASTA "Arahaba"
Misaotra betsaka mialoha.
mba mangataka ny tononin'ny hiran'i MAMY BASTA "Arahaba"
Misaotra betsaka mialoha.
répondu par ainaheri le 22/07/2008 18:24
2. ainaheri
(
22/07/2008 18:24)
Arahaba
Ny hakanton\'ny voninkazo tasarabika
raha vao tongany maraina
mahatonga ahy faly sariaka
sy toa manjary miran-tsaina
Ny fiposan\'ny tara-masoandro atsinanana
niolon\'ny haizin\'ny mazava
mahatonga ny olona hifandray tanana
ho mariky ny arahaba aaa
Arahaba tsy mba manavaka
no atolotro anareo zay manoloana
ny solom-bavaka ataoko @ molotro
fali² tafahoana eee
Arahaba tsy mba manavaka no atolotro
na mahantra ianao na manana
ny fitiavan-tena mampisaraka esoriko
fa mandratsy fihavanana
Arabaina manokana ireo zoky olona
ray amandreny niteraka eee
fa ianareo re no reraka
nanolokolo ho anay tsy hiveraka
kanefa refa mananatra anay
ny serimônina aza atao lava lotra
ny hevitray avelao mba hivoka
fa raha tsy izany zay hitrotra!!!!
Arabaina manokana ireo mpanabe
nampianatra anay ny tsara ooo
fa ianareo no mahalala
fa raha toa ilaozanreo zay dia tara aa
kanefa refa mampianatra anay
ny fiangarana ialao mafy
fitoviana no ataovy tsara fafy
fa raha tsy zany zay migafy!!!
Arahaba vokatry ny fo notononoko
ho anareo zay miady saina
fa tonon-kira mahasoa noforoniko
omeko anao zay mitaraina eee
fa na dia enjana ny onjan\'ny tany
ka tonga ny famoizam-po
tsy dia fanao lotra ny mitomany
f\'aleo mampitraka ny loha
Arabaina manokana ireo mpitondra
manoro ny lalana marina
fa ianareo no nanarina
fa ra tsy nisy anreo zay dia fanina aa
kanefa refa mitarika anay
ny fahamarinana aza anaovana ankambo
fa raha ianareo no matikambo
voatery zay hidingin-drambo!!!
Arabaina manokana ireo mpitondra
mivavaka any ampiangonana ooo
fa ianareo nampiomana anay
@ alalan\'ny fahavelomana
kanefa refa mampiangona anay
ny toetranareo koa ataovy tsara
fa raha ianareo ndray no hisary adala
voatery zay hamaky vala aaa!!!!
Ny hakanton\'ny voary tsara lamina
refa dify ny hariva aaa
mampifoha ahy mamanton\'alina
gina tsisy feon\'antsiva aa
ny fidiran\'ny tara-diavolana kanto
misesisesy tsy azo tanana
mahatonga ny vetsoko tsy mety hiato
mamaky ny hiri-baravarana
Arabaina manokana ireo mpitsara
nanolotra anay ny lalàna
fa ianareo no nandrara
fa raha tsy nisy anreo zay tsy tana aaaa
kanefa re ,refa mitsara anay
ny fitiavam-bola ataovy aoka
fahamarinana no aleo mba hivoaka
fa raha tsy izany zay mitsoka aa!!!
Arabaina manokana ireo dokotera
nitsabo ny aretin-drehetra
fa ianareo no nitsetra
fa raha toa tsy nisy anareo zay voretra aa
kanefa refa mitsabo marary ee
ny asanareo re ataovy voakaly
fa raha ianareo no manao vazi²
manjary zay no maty ho azy ee!!!!
Ny hakanton\'ny voninkazo tasarabika
raha vao tongany maraina
mahatonga ahy faly sariaka
sy toa manjary miran-tsaina
Ny fiposan\'ny tara-masoandro atsinanana
niolon\'ny haizin\'ny mazava
mahatonga ny olona hifandray tanana
ho mariky ny arahaba aaa
Mamy Bastà
Miala tsiny raha misy diso
Ny hakanton\'ny voninkazo tasarabika
raha vao tongany maraina
mahatonga ahy faly sariaka
sy toa manjary miran-tsaina
Ny fiposan\'ny tara-masoandro atsinanana
niolon\'ny haizin\'ny mazava
mahatonga ny olona hifandray tanana
ho mariky ny arahaba aaa
Arahaba tsy mba manavaka
no atolotro anareo zay manoloana
ny solom-bavaka ataoko @ molotro
fali² tafahoana eee
Arahaba tsy mba manavaka no atolotro
na mahantra ianao na manana
ny fitiavan-tena mampisaraka esoriko
fa mandratsy fihavanana
Arabaina manokana ireo zoky olona
ray amandreny niteraka eee
fa ianareo re no reraka
nanolokolo ho anay tsy hiveraka
kanefa refa mananatra anay
ny serimônina aza atao lava lotra
ny hevitray avelao mba hivoka
fa raha tsy izany zay hitrotra!!!!
Arabaina manokana ireo mpanabe
nampianatra anay ny tsara ooo
fa ianareo no mahalala
fa raha toa ilaozanreo zay dia tara aa
kanefa refa mampianatra anay
ny fiangarana ialao mafy
fitoviana no ataovy tsara fafy
fa raha tsy zany zay migafy!!!
Arahaba vokatry ny fo notononoko
ho anareo zay miady saina
fa tonon-kira mahasoa noforoniko
omeko anao zay mitaraina eee
fa na dia enjana ny onjan\'ny tany
ka tonga ny famoizam-po
tsy dia fanao lotra ny mitomany
f\'aleo mampitraka ny loha
Arabaina manokana ireo mpitondra
manoro ny lalana marina
fa ianareo no nanarina
fa ra tsy nisy anreo zay dia fanina aa
kanefa refa mitarika anay
ny fahamarinana aza anaovana ankambo
fa raha ianareo no matikambo
voatery zay hidingin-drambo!!!
Arabaina manokana ireo mpitondra
mivavaka any ampiangonana ooo
fa ianareo nampiomana anay
@ alalan\'ny fahavelomana
kanefa refa mampiangona anay
ny toetranareo koa ataovy tsara
fa raha ianareo ndray no hisary adala
voatery zay hamaky vala aaa!!!!
Ny hakanton\'ny voary tsara lamina
refa dify ny hariva aaa
mampifoha ahy mamanton\'alina
gina tsisy feon\'antsiva aa
ny fidiran\'ny tara-diavolana kanto
misesisesy tsy azo tanana
mahatonga ny vetsoko tsy mety hiato
mamaky ny hiri-baravarana
Arabaina manokana ireo mpitsara
nanolotra anay ny lalàna
fa ianareo no nandrara
fa raha tsy nisy anreo zay tsy tana aaaa
kanefa re ,refa mitsara anay
ny fitiavam-bola ataovy aoka
fahamarinana no aleo mba hivoaka
fa raha tsy izany zay mitsoka aa!!!
Arabaina manokana ireo dokotera
nitsabo ny aretin-drehetra
fa ianareo no nitsetra
fa raha toa tsy nisy anareo zay voretra aa
kanefa refa mitsabo marary ee
ny asanareo re ataovy voakaly
fa raha ianareo no manao vazi²
manjary zay no maty ho azy ee!!!!
Ny hakanton\'ny voninkazo tasarabika
raha vao tongany maraina
mahatonga ahy faly sariaka
sy toa manjary miran-tsaina
Ny fiposan\'ny tara-masoandro atsinanana
niolon\'ny haizin\'ny mazava
mahatonga ny olona hifandray tanana
ho mariky ny arahaba aaa
Mamy Bastà
Miala tsiny raha misy diso
