matoatoa
1. diamondra27
(
17/07/2008 10:21)
tohin'ny dinika ni81
ka raha tsy tafiditra any amin'ny fasan-drazana ny razana dia sao dia izay le mahatonga ireny matoatoa ireny e?
mino zany ve nareo
tena misy ve le matoatoa sa ahoana e
iza no efa nahita de iza no efa nandre
misy ve matoatoa tsara fanahy de misy rasty fanahy..

répondu par ravatorano le 21/07/2008 12:34
2. Noue
(
17/07/2008 10:46)
diamondra27:
ka raha tsy tafiditra any amin'ny fasan-drazana ny razana dia sao dia izay le mahatonga ireny matoatoa ireny e?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mba mahita lazaina koa ianareo an ! :-D :-D :-D :-D :-D
3. diamondra27
(
17/07/2008 11:35)
Noue: ka zany le resaka atsy ambadika koa
25. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 17-07-2008 10:36:39
Lohateny : Re : Tsy zakan'ny saina ny tsy hody an-tanindrazana
Voalaza teo :
cas nitranga teny ambanivohitray io tenenin'i diamondra io! le olona zany tany andafy fona no nipetraka, tonga iany mamangy aty Mada fa tsy mba midina eny ambanivohitra mintsy, de efa tenenina fona iz we mba mandehana re mitsidika na d in 1 ihany aza fa otran'ny mahita ialana foana izy am resaka fotoana e, lavitra e sns, maty aza izy, teto Madagascar no maty d tonga ny fianakaviana hoe handevina fa vava be no nitsena andry zareo hoe tsy fantatray akory io olona entinareo aty io, fa efa maimbo ve vao aterina aty, fanga aty fanaterana maimbo, tena zany natao dool ny fifanarahana rehetra fa tena tsy nety nandray ny fokonolona! ny andro moa ririnina d le maizina aloha ireny d nentina niverina ny razana d ts haiko tsony ze nanaovandry zareo ilay havany! mampalaelo iany aloha e!
Ka tsy mba nanao adidy teny @ tanindrazany mihitsy izany io olona io ka izany no nahatezitra ny teny ambanivohitra.
Bold text

4. Noue
(
17/07/2008 12:09)
asakasakareo mino an'zany aloha eh !
mba diniho sy heritrereto kely anié ireny tranon'olona tena akaikin'fasana ireny , ireny fosse-commune feno fatin'olona ireny maninona no tsy misy an'zany matotoa zany ?
araky ny voalazan'ity dinika ity hoe:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m487f2b979e5e9

7. Rasiligaoma
(
17/07/2008 13:37)
raha izaho manokana aleo tsy nahafantatra na tsy nino vao mahita sy lazaina hoe ireny no matoatoa aminy
toy izay mino sy matahotra nefa tsy mety mahita akory ka lazaina fa izy avokoa izao zavatra rehetra izao
Noue: tsara mandalo harivariva eny anjanahary eny amin'ny fasam-bazaha ianao izany

8. diamondra27
(
17/07/2008 18:45)
:-D :-D :-D
Noue: za akia tsy mahalala na tena misy reo na tsia fa mba mamaky fotsiny a,
Rasil;fa misy inon ndray any ami zany fasambazah zany hono

9. fijo
(
17/07/2008 19:57)
ô rasily an,taminn'y andron'ny couvra fe ireny roalahy izahay no efa niafina tao anjanahary tao,mandraparaina'ny andro.fa avy eny nanisana de andeha hody tao anjanahary II S,de sendra pra le manao rondy,tsy nisy hiafenana hafatsy tao de tany no nisistrika.fa tsy nahira vehivavy niakanjo fotsy akory ny akama.
10. xxx
(
18/07/2008 12:58)
tsy misy ifandraisan'ny maty sy ny velona ; resaka fotsiny ireny matoatoa ireny fa demony ireny
11. Rasiligaoma
(
18/07/2008 15:44)
xxx:
tsy misy ifandraisan'ny maty sy ny velona ; resaka fotsiny ireny matoatoa ireny fa demony ireny
aza miheritreritra sy mivaky loha an'izany hoy aho raha tsy rehefa iharany, manjary ny tahotra ambony ihany no mandeha sy ny fitsarana ambony ihany , rehefa tsy itrangany mihitsy ianao amin'ny fiainanao dia arahaba soa arahaba tsara!
raha hitrangany dia eo vao hoe inona io dia inona no azo atao amin'io ary aza ampitahorana olona ilay izy
fa manjary rehefa misy trangan-javatra ka na izy na tsy izy dia ampangaina ho izy avokoa dia ny tahotra no hamono anao mialohan'ny rehetra
12. diamondra27
(
19/07/2008 10:56)
rasil: ka tsy we mieritreritra ange fa mba misy hiomanana e
ohatra we tsy misy zany mpangaroposy zany nefa tokony mitandrina ihany
zay le mahatonga le fitenenana we ne tentez pas le diable
de raha diable zany le matoatoa de aza tente-na

13. Rasiligaoma
(
19/07/2008 18:56)
rehefa misy vao mireacte e
fa tsy hoe te hanaporofo nyfisiana na tsy fisian'ny mpangarom-paosy ianao dia hoe mandeha any analakely akory ianao dia atao feno vola ny paosy dia feno firavaka ny vatana, dia rehefa tsy nisy nanaraka sy nanendaka sy nangarona ny paosinao dia hiteny ianao hoe tssss tsy misy mpangarom-paosy iznay rangahy eo analakely an.
moa raha tena ningain-dry zalahy tany dia hoe tena nisy mpangarom-paosy be mihitsy ao.,
ny aza voany ihany! dia rehefa voa vao mihilana!

14. diamondra27
(
20/07/2008 12:11)
rasil: ny aza voany marina k'ty
fa zao ange e: dia inona no ataon'ilay matoatoa amin'ilay olona sa dia mampatahotra fotsiny sa maninona

15. Rasiligaoma
(
20/07/2008 14:55)
raha ny fahitako azy aloha (ary tsy momban'ny matoatoa ihany ity fa ireny zavatra rehetra lazaina fa paranormale ireny: na matoatoa io na extra terrestre io na ambalavelona, na mosavy sy ody isan-karazany ) dia hoe misy antony foana ao e!
Ao ny ankasoparana tsotra izao , ao ny famitana hafatra (mety amin'ny fampitahorana sy horohoro io, mety amin'ny fisehoana fotsiny)
Dia ny mety dia fihezahana hahafantatra ny tena tanjon'ilay tranga sy ny tiany hahatongavana no tsara dinihina aloha: hoe maninona izy no miseho, inona no tadiaviny, inona no tiany hampitaina! nohon'ny hoe tsy aninon-tsy aninona eo fa matahotra fotsiny

16. ravatorano
(
21/07/2008 12:34)
misy HONO zany toutoumà zany kouh
za tsy mbola nahita klou
za tsy te ahita koa
sady za tsy tiandry zareo ho hita mihitsy kouh e
misy ny milaza fa tsy masiaka ireny
ao koa nefa miteny fa tena manindry,manakenda,mpamelaka tehamaina sns zareo ireo rehefa mirongatra izay ny "adalany" :wink:
tsy hai e fa dia ny aza mifanena aminy ihany re ry diams an !