www.allvideogasy.com

1. AllVideoGasy ( 12/07/2008 12:56)
Tous les clips de Madagascar sont sur AllVideoGasy.com. Hip hop, variétés, pop-rock, rnb, tubes dancefloor, live, reportages, sketchs comiques et même vos vidéos perso. Vous pouvez également dédicacer les clips et lâcher vos commentaires !!!
www.allvideogasy.com
répondu par lohabe le 13/07/2008 20:57
2. Noue ( 12/07/2008 13:05)
misaotra nizara eh !

fa ilay zazavavin-drapp ABD vao misokatra ilay site tssss ! zah aloha tsy tia eh !
3. Nickovy ( 13/07/2008 09:06)
Misaotra betsaka eh
4. AllVideoGasy ( 13/07/2008 12:59)
Miova isan'andro ilay clip rehefa misokatra ilay takelaka ka. :D
5. lohabe ( 13/07/2008 20:57)
Somary mitovy amin'ny klipgasy.org ihany ilay izy. Eny eh, samy hafa kely eo amin'ny endriny.

Misaotra tamin'ny sopapa fa hay ve misy hevitra tsy ampisehoana any popup sy ny lien amin'ny farany amin'ny youtube eh. :P

Fa aleo omena sopapa koa nareo sy ny klipgasy. Raha izaho ianareo, telechargena ireny klip ireny dia anokafana compte hafa amin'ny youtube. Mahakivy be mantsy ny deadlink rehefa fafan'ny nandefa ilay klip ilay klip nefa ianao tsy nahafantatra.

:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0791