blaoginy rajou

1. enric ( 11/07/2008 11:43)
www.fotolog.com/rajou_12 :lol:
répondu par 08051972 le 30/07/2008 19:43
2. ainaheri ( 11/07/2008 12:11)
ié tena tsy miova marina =))=))=))=))
3. aloalo ( 11/07/2008 12:24)
misy raha latera
4. yonikafopl ( 11/07/2008 14:02)
mbola tsy tara ra miova rajou aaaaaaa :wink:
5. mmmhh ( 11/07/2008 14:23)
mamparary maso be le izy. tonde nakatoko vao nisokatra
6. kiali ( 11/07/2008 15:42)
ny zavatra tsy azoko de ny mpananihany tsy mila vanony fa mba manala azy sakan'i frera fa zay mila vanony sy manopa ary manambany olona hotran'i orona debile avele manao ny ataony!
7. Rasiligaoma ( 11/07/2008 16:14)
6 km sisa rajou dia rajou 18 a.. tohizo ny lalana
8. mbaliana ( 11/07/2008 17:53)
:lol: :lol:
9. sff ( 12/07/2008 04:37)
tsy azo ilay tiana ahatongavana rajouky eh
10. sakaizakely ( 13/07/2008 15:22)
te hilaza hoe voasakana zany ané izy e !
ka maninn raha mamorona ps vaovao ? ohatra we
NTL :°)
11. sff ( 14/07/2008 19:40)
hahaha

na ohatra we pitbull :°)
12. ainaheri ( 21/07/2008 04:58)
Petitesakaiza>> inn ndray ilay NTL :roll:
13. xxx ( 21/07/2008 06:32)
ainaheri> mety hoe

NTL = Nitontona T@ Lohany
=)) =)) =)) =)) =)) =))

14. ari.malala ( 21/07/2008 08:57)
:-D :-D :-D :-D :-D
15. ainaheri ( 21/07/2008 09:39)
:-D :-D :-D nareo reto an =))=))=))
16. 08051972 ( 30/07/2008 19:43)
mankarary maso be le izy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2077