Izany hono de we?????.....
1. tess
(
10/07/2008 19:23)
Hono ho aho ???? MISy namana iray izay niteny fa ny tongotra miady lohalika na x na koa bingo hono dia azo ahitsy na dia efa lehibe aza....misy sipa efa lehibe izay X be ny tongony de nahitsy hono ..possible ve????
ny fatako fotsiny rehefa mbola kely ny zaza, misy bingo ireny dia ahitsy dia mety fa rehefa olon-dehibe no hanotaniako raha mety na tsia!
misaotra meloha.....! :°)

répondu par kalasnou le 20/07/2008 22:31
2. ainaheri
(
10/07/2008 20:07)
za alou mbola tsy naheno ee,f\'aona misy ahitsy ngah any :-D :-D :-D :-D
Ny itako t@ émission ndray,ry zareo sinoa manalava tena,zany oe mahazo eo @ 8 na 10cm eo ry zareo ,tapahana ilay tongotra d asiny zvtr tsy haikohaiko zay, d ahodina @ clé ilay boulons mandra-pahazoanao ilay refy tadiavinao lol

3. tess
(
10/07/2008 20:15)
torture be kosa reny an'i sinoa ireny :? toa mikilay dool izy retra
efa ny razambe ny sinoa no fohy de tsy tokony mi egzazéré loatra am fanalavàna :wink:
non ka! juste mba manotany aho alou fa hita eo iany izay ahitsy :-D

4. Bola
(
11/07/2008 00:13)
Misy hopitaly specialise manao operation an io fa ny zavatra asaina ataon ny ankizy matetika dia manao bisiklety fa tena manampy hoy izay rehetra nanao mba hampahitsy ny tongotra. Misy ireny semelles orthopedique ireny koa..Fa mety hors sujet za...Fa izao, misy dokotera manana page web fa tsy hitako ilay izy izao, novakiko fa ny azy au moins 16 ans ary au plus 60 ans no ataony.
Ka possible izany manao io op io na lehibe aza. Ary matetika ny dokotera no milaza hoe miandrasa miandrasa satria tsy mbola vita ny fitomboan ilay zaza ka toy izay op dia asaina manao ilay semelles, bisiklety, sy karazany ny ankizy. Misy manao hoe aleo miandry 4 ans, misy nefa 8 ans ary io dokotera io 16 ans mihitsy vao manao op izy...

5. fahamarinana
(
11/07/2008 13:43)
:arrow: ny tena danz dia ilay taolana efa mafy be iny ve ka raha sanatria tsy réussie ilay op tsy tena mapalahelo , HS kely :ary ilay tongotry (felan-tongotra zany e) ny sinoa fatorana bande ho kely ireny angaha tsy hitanareo , tena lasa pointure tsy haiko tsony dia hoe tongotra mahafatifaty,asa na mbola misy an'ireny any zao.
(l)
(l)
6. tess
(
11/07/2008 15:45)
ka toa tsy hatao operation anie ilay zaza bingo kely mbola kely ireny fa hahitsy am plâtre fotsiny e! tsy ho toy izay ihany ve no hatao am olondehibe????
7. Belami
(
11/07/2008 17:05)
mety ho possible izany fa ny médecine nge zao efa kadadany be e!!! mila mitady information ny tena marina fa na ny maso bala aza lasa baribary tsara mihitsy
AIza ary no mety haitana anizay, inona no filaza ny fojoro X ireny @ terme medikaly ry tess ? :-w

9. ni81
(
11/07/2008 17:52)
mety ho possible izany fa ny médecine nge zao efa kadadany be e!!! mila mitady information ny tena marina fa na ny maso bala aza lasa baribary tsara mihitsyToa hoe: Genu Valgum no anarany; dia jereo ato koa ny resaka momba ny lohalika ry tess a!
AIza ary no mety haitana anizay, inona no filaza ny fojoro X ireny @ terme medikaly ry tess ?
http://www.genou.com/correspondances/operations.htm
10. tess
(
11/07/2008 17:56)
merci ni81....tsy izany fa somary miadi lohaliko zà de tiko ahitsy :wink: :-D :-*
11. ni81
(
11/07/2008 18:02)
merci ni81....tsy izany fa somary miadi lohaliko zà de tiko ahitsyTsy misy fisaorana fa ny aty koa somary misy miady kely :-D :-D :-D :-D
12. tess
(
11/07/2008 18:04)
Bonjour,
Je vais sur mes 24 ans. En surfant sur le net, j'ai découvert que la malformation de mes jambes avait un nom, le Genu Valgum et que ce défaut pouvait être réparé. Évidemment ceci est mon souhait le plus sincère. Mais est-ce réalisable ? D'après mes lectures, ce type de malformation engendrerait de Arthrose au genou et ce n'est qu'aux alentours de 40-50 ans que cela était opérable. Aujourd'hui, le Genu Valgum ne me fait aucunement souffrir physiquement en revanche, il représente un réel complexe. J'aimerai avoir plus d'informations à ce sujet (n'est pas trop tôt, cette opération ne serait-elle réalisable qu'à défunt médical et non esthétique ?)
Sachez que la correction de mon Genu Valgum est primordiale pour moi et que la moindre information serait la bien venue.
Cordialement.
Bonjour,
Bien sûr qu'un genu valgum peut être redressé (ostéotomie). Comme vous le dites, cette opération est habituellement décidée en raison de l'apparition d'arthrose et de douleurs. L'indication de cette opération uniquement pour des raisons esthétique est exceptionnelle, mais reste possible. Une telle décision nécessite bien évidemment plusieurs rendez-vous avec un chirurgien orthopédiste pour pouvoir en discuter et juger des avantages et des inconvénients, et en particulier des risques de l'intervention. Il faut prendre le temps de la décision, et ne pas hésiter à faire appel à l'aide d'un psychologue.
Vincent Chassaing
nataoko copier coller io ny valiny notedaviko aky ry ni81 ah!
possible zany fa ny ahy tsy hoe X be mahamenatra sady tsy misy douleur
fa mba eritreritra mandalo fotsiny...ka maninona moa raha ahitsy izay azo ahitsy :°) raha tsy zistoara be! :°)

13. tess
(
11/07/2008 18:07)
ni81: ka resaka estetik ilay izy leo be zà...tsy maitsy manao zipo fohy ambony lohalika na zipo lava be ohatra fa raha zipo juste eo am lohalika dia tsy tsara jerena loatra :oops: :-D torakizay ny short! tsy maitsy short fohy na ambany lohalika fa hatreo am lohalika tsy de tsara de otrzay hatrany e! :wink: :-D
14. Koditra
(
11/07/2008 20:46)
Raha hoan'ny zaza aloha, dia hiaraha-tsika rehetra manaiky fa misy fomba maro azo hanitsiana azy, na tongotra mivoaka io na tongotra miditra.
Fa raha efa olondehibe kosa aloha dia tsy maharesy lahatra ahy e, zao mantsy, ny taolana efa mafy ka tsy mety hahitsy intsony, tsy mety atao soudure rahateo, raha tsy hoe hosoloana iray manontolo anga d zay no tsy haiko nefa raha izay no izy dia mampieritreritra ihany hoe sao dia mba izany ary no antony mampisy mpangalatra taolam-paty aty amitsika mba hamonjena ireo olona niangaran'ny vintana ireo
:-D
d asa re ry tess

15. tess
(
11/07/2008 21:35)
tena koditra be ndray zà ry koditra maheno izany taolapaty izany :{ :-D
ianao kosa de miteniteny foana.....he izany izy hoe taolapaty...tsy vao mitsatoka ve izany de lasa vovoka....??? :roll:
ka vakio io voalaza eo ambony io fa possible hono kou!

16. Bola
(
11/07/2008 21:41)
Ity misy pejy manazava ny fanaovan dreo azy miaraka @ sary
http://www.alphaklinik.de/fr/toft/diagnose_therapie/arthrose/bioprothese
Dia ny fantatro koa misy olona voan ny homamiadana ny taolana na koa voan ny accident fa misy operation atao aminy dia misy resaka ireny corail ireny koa ampiasain dreo. Ny selan ny taolana tsinona koa avy eo maniry toa ny sela hafa rehetra dia izay moa no dikan ireny platre ireny mba haniry miaraka indray raha nisy tapaka na ohatra izany. Ka ny ankizy no tsy hanaovan dreo azy, ny fitomboana tsy mbola tanteraka ka mety hisy fiantraikany ny OP aloha nefa moa izay dia risque fa tsy misy garantie...

17. Rasiligaoma
(
11/07/2008 21:42)
ny bingo hono raha manao kitra tsara koa..
mahay baolina be hono izy ireny
mahay baolina be hono izy ireny
18. tess
(
11/07/2008 22:38)
tsy ho tafiditra eo ampovoany foana ve ny bôl amzany bingo izany ry rasil :-D
19. tess
(
11/07/2008 22:40)
bola: ka tsy resaka aretina wa lay izy fa juste resaka estetik fotsiny....ahitsy ilay taolana mivilana ratsy formation iny.....
20. Bola
(
11/07/2008 23:10)
tess:
bola: ka tsy resaka aretina wa lay izy fa juste resaka estetik fotsiny....ahitsy ilay taolana mivilana ratsy formation iny.....
izay no nahazoako azy ka...Fa ilay iny mivilana iny misy anarana daholo na mivilana manao O na mivilana manao X dia izay io resahiny io.
Ny nolazaiko koa hoe azo amboarina hahitsy tsara ilay izy fa tsy misy probleme... **somaryfaninafatsyazokohoeinonanotsyazoko**:{