Izany hono de we?????.....
21. Bola
(
11/07/2008 23:11)
ilay resaka corail ary ve ry tess no tianao lazaina...iny ho an i Koditra milaza hoe tsy azo operer na ny taolana mafy...
22. tess
(
12/07/2008 06:33)
ka tsy opéréna wa fa ahitsy fotsiny asa otran'ilay fomba taloha asiana plâtre ohatra :°)
23. Koditra
(
12/07/2008 08:28)
tess : HS kely fotsiny ny ahy iny resaka taolapaty iny, tsy natao amparikoditra fa natao ampitsiky kely indray mipalaka fotsiny.
Ny tena tiko nolazaina dia ny oe raha ny lohalika fotsiny no olana nahatonga ilay miady lohalika na bingo dia sûr fa possible ilay izy.
Fa raha kosa oe ilay taolana efa mafybe iny mihitsy no miolana h@ nahakely nandrapahalehibe, ny dikan'zay mantsy dia ilay taolana mihitsy izany no mila kitrakitraina, dia eo ilay tsy mampino ahy. Ndao ary hatao hoe haindrizalah ilay fikan'ilay kitrakitra, nefa mety hisy effet-ny betsaka eo @ toe-pahasalamana ara-tongotra hoan'ilay olona ilay izy, ohatra, tsy afaka manao baolina kitra intsony izy, tsy mahazo miadiady aman'olona fa sao tapaka ilay taolana efa voakitra, mety hanaintaina iny taolana iny raha mande tongotra lavidavitra na raha vao reraka. Ny fitondrana bisikleta mo dia fady ...

24. niryna
(
13/07/2008 19:13)
ainaheri:
za alou mbola tsy naheno ee,f\'aona misy ahitsy ngah any :-D :-D :-D :-D
Ny itako t@ émission ndray,ry zareo sinoa manalava tena,zany oe mahazo eo @ 8 na 10cm eo ry zareo ,tapahana ilay tongotra d asiny zvtr tsy haikohaiko zay, d ahodina @ clé ilay boulons mandra-pahazoanao ilay refy tadiavinao lol
mifanohitra an'izany indray no hitako aina a,fonosina lamba be mihitsy ny tongotry ny ankizy vavy kely dia tsy mitombo hono ary dia tena kely pointure tokoa ry zareo.Toy ny pointure-njaza.
Raha ohatra indray ka bingo dia mahitsy ho azy rehefa lehibe ny ankizy.
Raha x indray dia asiana ondana eo amin'ny elakelan'ny feny rehefa matory izy dia miova tsikelikely.Kely ihany io fa ny lehibe tsy aiko na misy an'izany.
25. Bola
(
13/07/2008 19:58)
tess:
ka tsy opéréna wa fa ahitsy fotsiny asa otran'ilay fomba taloha asiana plâtre ohatra :°)
tsy mbola namaky io indray fa dia hoe operation daholo rehefa lehibe ka asa...aleo izay mahay mamaly!
26. tess
(
13/07/2008 20:52)
koditra: ka tsy misy nin nin afa tsy ilay lohalika mi X na mi bingo iny anie e! misy namana izay mantsy fa nisy sipa efa lehibe hono nanitsy ny lohaliny fa X BE loatra dia izay no nahtonga ahy hanokatra ny dinika hoe possible ve izany???raha mbola kely afaka ahitsy satria mbola taona mitombo....
araka ny lien nomen'ny ankizy etsy ambony toa possible :°)
bola: ka tsy novakiko taiza taiza io hoe plâtre io fa tam mbola kely nanana cousine bingo izay aho dia nahitsy tany amin'ny hopital ny tongony nasiana plâtre be de nahitsy tsara...de eritreretiko hoe mety koa ve io fomba io am olona efa lebe :-P

27. kalasnou
(
20/07/2008 22:31)
raha ny amiko manokana oloha dia izao: matoa ny olona iray bingo na x dia avy @ tongony , izany hoe: raha x ianao dia fohy ny fela tongotra anatiny raha ampitahina @ fela tongotra aty ivelany, raha bingo dia ny mifanohitra @io.
ny vahaolana dia ny fandehanana @ podologue, manao semelles spécial hi-redresser-ny azy. manao semelles foana mandra-piverina ny tongotra normal
ny vahaolana dia ny fandehanana @ podologue, manao semelles spécial hi-redresser-ny azy. manao semelles foana mandra-piverina ny tongotra normal