Fanampin'anarana sy ny heviny

1. ni81 ( 09/07/2008 18:02)
Andao samy hilaza fanampin'anarana. Amin'ny teny malagasy fa tsy fiteny hafa. Dia lazaina ny HEVINY (na définition avy eo). Aleo asiana ohatra aloha ho jerentsika.

Hanitra: milaza fofon-javatra
Vero: karazam-bozaka miendrika bararata fa kely, fanaovan'ny ankizy eny ambanivohitra bâtonnet.
Tohizonareo ary.
répondu par RATOVOARY le 06/08/2008 08:20
2. Bola ( 09/07/2008 18:36)
Ary ny hoe Bola...za toa tsy fantatro ny dikany...:roll: :oops:
Avy @ vola ve (sandam-bola ohatra) sa avy @ hoe Mbola ...misaotra izay mahita sy manome valiny.
3. Koditra ( 09/07/2008 19:45)
koditra = avy @ hoe marikoditra, mpahazo ny olombelona rehefa mangatsika na matahotra.

Mety ve zany?
4. tafita ( 09/07/2008 19:55)
Ny anao zao de tsy nety le ohatra satria tsy fanampin' anarana io fa fiantsoana ( Tsy misy izany hoe Hanitra sy Vero ) izany na izy RAHANITRINIALA NA HANITRAMALALA NA RAHNITRINIAINA ..... SNS....
Moa ve mahita nareo hoe RASOA VERO ( ANARANA SY FANAMPIAN' ANANRANA )
5. ni81 ( 09/07/2008 20:29)
Ny anao zao de tsy nety le ohatra satria tsy fanampin' anarana io fa fiantsoana ( Tsy misy izany hoe Hanitra sy Vero ) izany na izy RAHANITRINIALA NA HANITRAMALALA NA RAHNITRINIAINA ..... SNS....
Moa ve mahita nareo hoe RASOA VERO ( ANARANA SY FANAMPIAN' ANANRANA )
Ahoana no ilazanao fa tsy mety? Manana cousine mihitsy aho hoe Hanitra no fanampin'anarany, dia i Vero indray ilay anankiray.
Mahita mihitsy koa hoe: RAVELOARISOA Hanitra; RAHARIMALALA Vero. :roll:
6. Bola ( 09/07/2008 21:53)
Ity misy zavatra mahafanina ahy aloha:
Rehefa manontany ny olona dia hoe: iza no anaranao: dia hoy aho hoe Bola.
Avy eo nefa toa rehefa mameno taratasim-panjakana rehefa hanontaniana hoe Anarana dia ilay nom de famille lava be no soratana eo ary eo @ fanampin anarana ny hoe Bola...
Ka inona ary no tena izy ...
Ary inona no tena hanontaniana eto fa tsy azoko intsony ...Prenom ve no resahinareo sa Nom de famille dia ahoana no fandikana ireo tsara @ tenintsika...
Misaotra!
7. tess ( 10/07/2008 05:46)
nirina: tena nirina tokoa ilay zaza nomena fanampinanarana hoe nirina :-P
8. ni81 ( 10/07/2008 05:58)
Ity misy zavatra mahafanina ahy aloha:
Rehefa manontany ny olona dia hoe: iza no anaranao: dia hoy aho hoe Bola.
Avy eo nefa toa rehefa mameno taratasim-panjakana rehefa hanontaniana hoe Anarana dia ilay nom de famille lava be no soratana eo ary eo @ fanampin anarana ny hoe Bola...
Ka inona ary no tena izy ...
Ary inona no tena hanontaniana eto fa tsy azoko intsony ...Prenom ve no resahinareo sa Nom de famille dia ahoana no fandikana ireo tsara @ tenintsika...
Misaotra!
Ny tena izy araka ny fahalalako azy dia:
Anarana= Nom
oh: RASOANANTENAINA
Fanampin'anarana= Prénom
oh: Saholy
Ary ny tiako anontaniana eto dia ny prénom (fanampin'anarana).
Matetika raha any @ biraom-panjakana ianao dia tsy maintsy ny anarana (nom) no iantsoany anao. Raha toa ka Mme BUSH Bola ianao , dia i Mme BUSH hoy ry zareo rehefa miantso. @ ilay nom foana zany fa tsy ilay prénom. Olona efa mifankafantatra aminao matoa miantso anao @ prénom anao hoe: Mme Bola â! :)
9. Bola ( 10/07/2008 14:26)
Rehefa dinina dia toa marina ny anao ry Ni81!

Ary nahoana ho aho za no tsy nahazo anarana malagasy fa nahazo ny hoe Bush...sady tsy nahazo Ramatoakely fa Madama! :D :D :D
Hanihany iray an dalana fa tsy misy olana izany fa ny anarako dia tena malagasy sady tena tiako!
Ho an ilay namana iray izay nilaza tany @ hevitra hafa hoe za fantome hono :-D tsy hay za na vavy na lahy...nefa io dia ianao aza mahay hoe vavy izany Bola izany :) Ary tsy mbola misy mahay izany ve ny dikan izany Bola ...
Dia ilay eto izany izay anarana tiana fotsiny fa tsy hoe anaran ny tena manokana raha azoko tsara...sa ahoana...

Sendra tonga ato an tsaiko: Bola mety midika hoe boribory satria efa nahare aho hoe ny tany miendrika bola...sa ahoana hoy nareo...
10. ni81 ( 10/07/2008 17:43)
Ary nahoana ho aho za no tsy nahazo anarana malagasy fa nahazo ny hoe Bush...sady tsy nahazo Ramatoakely fa Madama!

Mba io no anarana tonga tao an-tsaiko dia andao ary atao hoe Mlle BUSH e :lol:
Hanihany iray an dalana fa tsy misy olana izany fa ny anarako dia tena malagasy sady tena tiako!
Ho an ilay namana iray izay nilaza tany @ hevitra hafa hoe za fantome hono tsy hay za na vavy na lahy...nefa io dia ianao aza mahay hoe vavy izany Bola izany Ary tsy mbola misy mahay izany ve ny dikan izany Bola ...
Hitako iny dinika iny, fa zà maminavina fotsiny hoe vavy ianao fa tsy lahy kah! Fa tsy nahalala koa aho hoe teny gasy izany Bola izany raha tsy ianao nanazava io. Eto koa vao mitamberina ato an-dohako ilay fiteny hoe bolabolaina ny toto-kena (atao hena baolina io :) sain-kanina e) izany hoe atao boribory.
11. Bola ( 10/07/2008 22:07)
Tena teny malagasy ilay Bola ka...Mety tsy mahazatra fotsiny angamba no mahare azy! Dia marina io anao io fa raha atambatra ny antsika izany dia Bola = Boribory ...iou hoouuu...rehefa mitady dia mahita foana e! :D

Dia aleo aza jerena izay anarana tena malagasy hafa mivoaka eo :)
Misaotra nanokatra ilay dinika! :D

P.S: misaotra t@ ilay Ramatoakely koa :wink:
12. Bola ( 10/07/2008 22:13)
an dia farany: aleo rangahy ... sa ramatoa moa izany... :roll: tsy atao hoe Bush fa iza re...anarana tena malagasy...Hummm...Ra....toa tsy mahita za...
Hindramiko io ambony io ary e...Ramatoakely Raveloarisoa ... tsy ratsy!

Dia lasa ny saiko: misy lehilahy hoe Raveloarisoa ve sa ahoana no ho hahazoan ny zanaka hoe Raveloarisoa raha ny rainy tsy Raveloarisoa akory...Satria ve moa tsy mitondra ny anaran dray ny zanaka... :roll:
13. ni81 ( 11/07/2008 06:21)
Dia lasa ny saiko: misy lehilahy hoe Raveloarisoa ve sa ahoana no ho hahazoan ny zanaka hoe Raveloarisoa raha ny rainy tsy Raveloarisoa akory...Satria ve moa tsy mitondra ny anaran dray ny zanaka...
Ka ny an'ny malagasy dia tena maro no tsy nanaraka izay anaran-drainy ny zaza fa dia noforonina araka izay mahafalifaly ny (l). Misy ny an'ny sasany aza dia natao teny frantsay ilay fanampin'anarana kanefa tsy hay akory ny fanoratra azy ka dia tena hafahafa mihitsy no fijery azy. Misy koa nandre ilay fanampin'anarana dia nahafinaritra angamba ny nandre azy ka na dia anaram-bavy aza dia nataony ho anaran-janany lahy (Clarisse :lol: )
14. Koditra ( 11/07/2008 21:48)
n81:
Ka ny an'ny malagasy dia tena maro no tsy nanaraka izay anaran-drainy ny zaza fa dia noforonina araka izay mahafalifaly ny . Misy ny an'ny sasany aza dia natao teny frantsay ilay fanampin'anarana kanefa tsy hay akory ny fanoratra azy ka dia tena hafahafa mihitsy no fijery azy. Misy koa nandre ilay fanampin'anarana dia nahafinaritra angamba ny nandre azy ka na dia anaram-bavy aza dia nataony ho anaran-janany lahy (Clarisse )

ka io ilay tonga @ ilay ankamantatra nampiomehy izay manao hoe :
- iza no anaran'ny zanaky Rakoto ==> Razanadrakoto
- iza no anaran'ny zanaky Razanadrakoto ==> Razafidrakoto (satria zafikelin-dRakoto).
- iza no anaran'ny zanaky Razafindrakoto ==> Benoit (d gaga ny mpamaky oe fa aôna no ho Benoit? Valiny, satri zay no tian'ny Ray sy Reniny)

15. endrika01 ( 15/07/2008 14:15)
Ary ny endrika01?hi hi hi,tsy haiko
ny heviny. =)) =)) =)) =)) =))
16. Bocassa ( 22/07/2008 15:23)
Faniraka: @zay ts mitabataba refa irahana

Sady nanambana antsy ity jiolahy no nanontany an'ity tovovavy: Aina sa vola?
D hoy ilay zazavavy: sady ts vola no tsy aina nenarako fa Perline.
17. Belle ( 22/07/2008 18:20)
Marina: amin'izay tsy mandainga mihitsy! :D

Dia nanatona ilay tovovavy (T) faharoa ilay jiolahy (J) nanontany: ary ianao, iza no anaranao?
T: manomboka amin'ny "eso"
J: Sarah?
T: an an an
J: Sophie?
T: an an an
J: S.......?
T: an an an
J: lazao fa matiko an! :twisted:
T: Esotera!!! sady mangovitry ny tahotra
:D
18. ari.malala ( 23/07/2008 09:04)
:-D :-D :-D :-D :-D
19. SHOAN ( 05/08/2008 13:16)
20. Bola ( 05/08/2008 23:25)
Mampiomehy daholo nareo...tena tapaka ny tsinaiko marina mafy!!!!!
Shoan: tsy eo @ o ny tsindrim peo fa eo @ la e...sady tsy o fa ou...Boula izany raha famaky @ teny frantsay e...Ka ny dikany dia hoe boribory...ka ilay mofo ...baolina ve zany no akaiky indrindra... :-D
Mety hoe sandam-bola koa ka! :D
Ary inona no dikan ilay hoe Shoan...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1166