Betancourt afaka: Jesosy ve? OUI OUI.
1. rabingogilabanga
(
07/07/2008 15:49)
Tranga roa no miseho:
1)Tsy nisy ny negociation:
- 6 taona no nihazonana an'i Betancourt, tany anaty ala, tsy nahita n'iza n'iza, tsy misy hafa tsy finoana no hahafahana miaritra izany.
Ny fitiavan'ny Jesosy niainany isan'andro no nampatajantsaina azy. , Fa raha ny evolutionnisme ny Darwin, na ny anti-Humanisme ny Freud angamba no nolazaina taminy nandritran'io 6 taona, io dia asa izay nanjo azy. Betancourt maty, nohon'ny hakiviana sy ny alahelo no sisa azon'ny miaramila.
- Ny fahafatesan'ny Chef ny FARC Marulanda, ny communication ny FARC tsy nisy, ny toetr'andro tsy nisy zavona sy orana, bref ny andro tsara, no nahafahana nanao ny operation. Izy Jesosy no manao ny andro ho tsara na ratsy
2)Nisy negociation:
-Ka na nahazo vola , na tsy nahazo vola ny FARC(famotsorankeloka ohatra, na koa reconnaissance politique ,sns...), ny negociation dia midika fanainkena ny hidinika @ fahavalo, methode ny Jesus izany.
-Possible koa io negociation io , satria tsy nisy basy nipoaka.
Ary ny tsy fisian'nio basy nipoaka io, nefa biby andavaka, any antaniny, efa zatra ady no haroninao, dia ny FARC izany dia milaza fa tao andriamanitra niahy ny zavatra rehetra
-Ny manif nanerana ny firenena maro, dia andriamanitra no nametraka ny fitiavana sy finoana tao ampon'ny tsi-1-1 hanao izany manif izany.
Fehiny:
-Zavatra be dia be no nifameno sy nifamikitra, zavatra tsy voatery ho voafehi'ny olombelona, ohatra ny toetr'andro, ka nahatonga, ny fahafahan'ny Betancourt.
"Fantatro fa miara-miasa ny zava-drehetra hahasoa , nohon'ny fitiavan'andriamanitra" hoy Paoly apostoly
-Ny finoana sy ny vavaka no nampahery an'i Betancourt nandritran'ny 6 taona. raha tsy izany Betancourt maty ny alahelo sy hakiviana sisa no ni-liberé ny armé kolombianina

répondu par fijo le 15/07/2008 21:03
2. badboy
(
07/07/2008 17:12)
TSIA AVY HATRANY NY VALINY!!!
Avadiko kely ilay toejavatra ka ataoko hoe GASY INJENIERA MISY SOSY NO AZON'NY FARC!! Dia MINO VE IANAO FA HO NISY HETSIKA BE HOATR'IRENY ERAN'IZAO TONTIOLO IZAO????? DE HO VOTSOTRA VE AFAKA 6 TAONA????
De avadiko fanindroany indray, firifiry ireo oizay milodaka ao anaty lonaky ny farc ka mbola any atr@ zao satria tsy nisy hetsika goavana tahaka ireny????
Satria afaka BETANCOURT dia nohon'ny pression nataon'ny frantsay voalohany indrindra, izay niparitaka eran'izao tontolo izao, ary koa satria raha maty tany izy dia niditra nanampy ny filoha colombianina ny frantsay hanafay ny farc ary NOLAZAIN'I SARKOZY MIVANTANA IO!!!
Ny nampahery azy hoe izy nivavaka, tsy mbola hainao io foana ve fa ny vavaka ange ka "valeur refuge pour tous ceux qui cherchent à dépasser un évènement dur dans sa vie"!!!!
Ka aza de marivo fisainana loatra tahaka io fa mahasosotra ^^ ^^ ^^ ^^ ;-)

3. hery
(
07/07/2008 18:39)
badboy:
ny vavaka ange ka "valeur refuge pour tous ceux qui cherchent à dépasser un évènement dur dans sa vie"
Mifanohitra amin'ny hoe "nampahery azy ny vavaka" ve io? Na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana no mahatonga ny olona iray hanatona an'Andriamanitra, ka tena manatona tokoa izy, dia zavatra tsara foana ny vokatra :-)
Aza miteny wah raha tsy mbola nanandrana nanatona (TENA nanatona) akory :-)
Ny olona izao efa lalina be @ resaka ara-panahy mihitsy fa tsy resaka terre à terre intsony... dia tsy haiko hoe iza no marivo :-)
4. ikaretsaka
(
07/07/2008 19:18)
mal defini be " le zavatra tsara foana ny vokatra" satria ny tsara mintsika ange tsy ho tsara amin'Atra e!
"zavatra mifanaraka @ sitrapon'Atra" ahay hoe!

5. pissoa
(
07/07/2008 20:46)
Ny sitrapon'Andriamanitra angaha mety ho ratsy ho antsika ry Ikaretsaka ? Sa isika fotsiny no tsy mahafantra ilay "Tsara" :-D :-D :-D
6. ni81
(
07/07/2008 21:23)
Sa isika fotsiny no tsy mahafantra ilay "Tsara"Tena isika no minia tsy mahafantatra indraindray, ary manamafy (l) dia sahy milaza fa
Ny nampahery azy hoe izy nivavaka, tsy mbola hainao io foana ve fa ny vavaka ange ka "valeur refuge pour tous ceux qui cherchent à dépasser un évènement dur dans sa vie"!!!!
Ka aza de marivo fisainana loatra tahaka io fa mahasosotra
7. badboy
(
08/07/2008 10:19)
hery:
hoy badboy : ny vavaka ange ka "valeur refuge pour tous ceux qui cherchent à dépasser un évènement dur dans sa vie"
Mifanohitra amin'ny hoe "nampahery azy ny vavaka" ve io? Na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana no mahatonga ny olona iray hanatona an'Andriamanitra, ka tena manatona tokoa izy, dia zavatra tsara foana ny vokatra :-)
Aza miteny wah raha tsy mbola nanandrana nanatona (TENA nanatona) akory :-)
Ny olona izao efa lalina be @ resaka ara-panahy mihitsy fa tsy resaka terre à terre intsony... dia tsy haiko hoe iza no marivo :-)
Efa nanatona, efa nahita ary efa nandalina.
Dia vereno vakiana tanteraka ilay nolazaiko rehetra eo ambony eo f'aza io fehezateny iray io fotsiny no jerena dia ho hitanla lesy hery fa tsy rediredy io, ary ho titanla mazava koa hoe iza ilay mirediredy!!!!!
;-) ;-) ;-) ;-)
8. prime
(
08/07/2008 11:10)
rabingo> =D
badboy> tsy ho azonao mihitsy ny fomba fiasan'Andriamanitra raha izany satria fomba fanisana sy fandalinana izay takatrao ihany no entinao andrefesana ny herin'Andriamanitra...
Aminao izany raha zohina tsara dia satria nisy ny hetsika maneran-tany sy fanelanelanana nataon'ny fanjakana isanisany dia afaka soamantsara sy salama sy marofy i Betancourt, dia ampy hampilamina ny sainao izay?
Tsy ny fahafahany anie na tsia no zavadehibe amin'ny tranga ohatra ireny fa ny voninahitr'Andriamanitra e... raha io no tsy azonao dia tsy ho azonao mihitsy ny tranga rehetra...
Ny Apostoly Petera sy Paoly sy Jaona sy ny hafa rehetra dia samy nigadra ary maty tany avokoa, ny sasany nampijaliana, ny sasany novonoina, ny sasany natao sesin-tany ka maty tamin'ny fahoriana, nefa nanam-piadanana tsy hita noanoa... tsy nila mpanelanelana na fanjakan-dehibe, tsy nila hetsika eran-tany nefa dia feno ny voninahitr'Andriamanitra...

9. DotMG
(
08/07/2008 11:10)
Tss, raha ohatr'izao kosa no petrak'hevitra itoriana ny Teny sahala amin'ny hoe sady bingo no gila no banga ka. Marina e! Ny olona mihevi-tena ho efa mpivavaka aza vakavaka ihany mamaky azy ka raha izao no entina amin'ny olona TENA tsy mbola nanatona kôzy tsy ho ompa no hasesiny?
10. DotMG
(
08/07/2008 11:16)
Tsss, zah koa tonga dia namaly, kay raha tohin'ilay resak'i badboy ity lohahevitra ity dia hafa indray no fandraisana azy. Miala tsiny e! Andraso indray hiverina any dia hametraka hevitra any ka.
11. ikaretsaka
(
08/07/2008 11:47)
ary raha izao ary ny cas nitranga...
betancourt tsy afaka... Jesosy ve?? dia inona ny valiny??
lasa tsy oui oui intsony? :-D :-D

13. ikaretsaka
(
08/07/2008 12:35)
lasa ohatran'ny tsy rarahiana manko io le heo "hotanteraka anie ny sitrapoNAO" io fa lasa "ny sitrapoNTSIKA" no jerena aloha!
de rehefa mifanehitra @ iny antsika iny ny sitra-po n'ilay Ray izay vao: Tehaka be ho an'i Jesosy!

14. rabingogilabanga
(
08/07/2008 16:49)
badboy:
Avadiko kely ilay toejavatra ka ataoko hoe GASY INJENIERA MISY SOSY NO AZON'NY FARC!! Dia MINO VE IANAO FA HO NISY HETSIKA BE HOATR'IRENY ERAN'IZAO TONTIOLO IZAO????? DE HO VOTSOTRA VE AFAKA 6 TAONA???? Eran'izao tontolo izao?
Eran'izao tontolo izao?Izay le mahavoa antsika ao Frantsa sy ny Francophone, lasa manome importance antsika loatra. firenena 5 ihany no voakasikin'ny afera Betancourt: Colombie,France,Espagne,USA,Venezuela.
Ary Ny manif dia misy foana na mbola tsy Otage aza i Betancourt, afaka izy izao, dia mbola hisy foana ny hetsika, raha tsy hoe ny ao Frantsa ihany angamba no hijanona.
babboy:
De avadiko fanindroany indray, firifiry ireo oizay milodaka ao anaty lonaky ny farc ka mbola any atr@ zao satria tsy nisy hetsika goavana tahaka ireny????
-Voalohany ny FARC dia tsy Bandit, fa mouvement politique armée marxiste, miaro ny indiana surtout, izay tsy manana tany; ary contre ny milce ny extrême droite kolombianina, izay mamono olona koa, ankaiky an'i prezida URIBE:
- donc, Misy foana ny olona votsoran'izy ireo, ary presque isambolana izany, ao kolombie, après negociation (ohatra: clara rojas,sy consuelo Gonzalez,navotan'ny Chavez, t@ Decembre, na resaka humanitaire(ohatra: ny zanank'i Clara rojas narary,etc..
fehiny ny olona afaka après negociation, na resaka humanitaire, dia zanahary no mandemy ny fon'ny tsi-1-1, manery ny conscience ny mpitarika ny FARC, tsy asan'olombelona izany, fa asan-janahary.
Ny difference, dia atao mediatique be ny liberation ny Betancourt, de tsy mediatika, ka tsy heno ny an'ny sasany(ohatra: tsy heno ny momba ireo amerikanina 3, liberés niaraka @ Betancourt...
Satria afaka BETANCOURT dia nohon'ny pression nataon'ny frantsay voalohany indrindra
,
-I segolène niteny fa rien à voir t@ iny ny Frantsay; izany tokoa ve? asa!
Ny marina, dia ny amerikanina, sy ny kolombianina, no nifandrimbona nanao ny operation, ary Tsy nolazalazaina an'i Sarkozy, I bush anefa naheno mialoha
Donc resaka Geopolitique io, fa tsy tahotra an'i France izany.matahotra ny Influence ny Chavez any amerika latinina, nohon'ny succès-ny t@ ireny negociation ireny 'ny amerikanina, d'autant plus vrai, satria ny FARC lasa pro-Chavez, ary tetehin'ny CHavez ny hanenkena azy ireo ho parti politique ara-dalana.
badboy:
Ny nampahery azy hoe izy nivavaka, tsy mbola hainao io foana ve fa ny vavaka ange ka "valeur refuge pour tous ceux qui cherchent à dépasser un évènement dur dans sa vie"!!!!
Ka aza de marivo fisainana loatra tahaka io fa mahasosotra
sosostra ve? aza sosotra re fa samy namana serasera a!
Ny hoe valeur refuge indray, dia d'accord izany ianao fa valeur sûr ny vavaka.
Raha ny tena definition-ny valeur refuge manko, dia terme financier et monetaire izy io, hilazana ny valeur sûr rehefa misy ny devaluation ny monnaie iray.(ohatra: raha devaluer ny vola gasy, na koa ny dollars dia mamboatra trano, na mividy volamena, na mividy tany ny olona, satria ireo no valeur sûr ...),
Fa angamba ilay hoe ny vavaka opium du peuple hoy i Marx , no tianao ho lazaina, ka izao, zavatra telo no opium ny olona sahirana:
1)na toaka: manimba fahasalamana, mahafaty(destructeur, ho an'ny corps ho sy ny esprit,...
2)ny rongony: mahadala, mahafaty(destructer ho an'ny esprit sy ny corps, ary ny âme
3)ny vavaka: Tsy mbola nahafaty, tsy mbola nisy olona simban'ny vavaka, na ny saina na ny fanahy(donc: fortifie la santé, l'esprit, et l'âme...)
mahatonga humaniste aza, jerevo fa ni-pardonner ireo nitazona azy ho otage i Betancourt.
Donc, mivavaha ry Badboy, mba tsy ho Bad fa ho lasa NiceBoy @ izay i toi.
15. badboy
(
08/07/2008 17:09)
rabingobilabanga:
Eran'izao tontolo izao?Izay le mahavoa antsika ao Frantsa sy ny Francophone, lasa manome importance antsika loatra. firenena 5 ihany no voakasikin'ny afera Betancourt: Colombie,France,Espagne,USA,Venezuela.
.
Ahitsiko fa diso be :
Une cause célèbre
Cela fait maintenant presque cinq ans qu'Ingrid Betancourt est détenue par les FARC. Depuis son enlèvement, de nombreux comités de soutien se sont organisés afin de soutenir la mémoire et le travail entrepris par Mme Betancourt. On en retrouve dans près de 39 pays. En janvier 2005, le bureau de coordination des comités a même pris la décision de créer la Fédération internationale des Comités Ingrid Betancourt (FICIB). ;-) ;-)
http://perspective.usherbrooke.ca/bilan/servlet/BMAnalyse?codeAnalyse=405
rabingobilabanga:
fehiny ny olona afaka après negociation, na resaka humanitaire, dia zanahary no mandemy ny fon'ny tsi-1-1, manery ny conscience ny mpitarika ny FARC, tsy asan'olombelona izany, fa asan-janahary
Dia ianao ihany no namaly azy satria marina fa médiatika no nahafaka azy!
rabingobilabanga:
Ny difference, dia atao mediatique be ny liberation ny Betancourt, de tsy mediatika, ka tsy heno ny an'ny sasany(ohatra: tsy heno ny momba ireo amerikanina 3, liberés niaraka @ Betancourt...
rabingobilabanga:
Voalohany ny FARC dia tsy Bandit, fa mouvement politique armée marxiste, miaro ny indiana surtout, izay tsy manana tany; ary contre ny milce ny extrême droite kolombianina, izay mamono olona koa, ankaiky an'i prezida URIBE:
Tena vereno jerena hoe ilay boky na site internet nakanao io info io fa efa archive t@ 1960 io idéologie io fa tsy @ zao intsony! ;-) ;-)
rabingobilabanga:
ny vavaka: Tsy mbola nahafaty, tsy mbola nisy olona simban'ny vavaka, na ny saina na ny fanahy(donc: fortifie la santé, l'esprit, et l'âme...)
mahatonga humaniste aza, jerevo fa ni-pardonner ireo nitazona azy ho otage i Betancourt.
Hanky va re!! Dia andrasako ianao hisaotra ireo silamo mahery fihetsika fa ny fivavahana lazainao tsy mahafaty no nentiny namonoana olona maro erantany!!! Sa koa tsy A/tra ilay hinoany ozy ianao??? :^) :^) ;-) ;-) ;-)
16. fijo
(
08/07/2008 20:12)
terena be hoe i jesoa no nahatonga azy aharitra sy hoafaka.
raha tsy nisaina ny havany izy mety tsy nahatanty,fantany koa fa misy ny dinika ambadika rehetra,fa tsy i jesoa izany no midinika any,
resaka politika io,fa tsy terena fotsiny hoe jesoa izao sy jesoa ary

17. Veloo
(
09/07/2008 01:29)
rabingo sy prime =D> =D> =D> =D>
raha oatra izay no nahazo azy dia izay zany no sitrapon'Andriamanitra.. Isika rehetra dia nomen'Andriamanitra planina daholo, tsy tonga tonga ho azy aty USA ela ry ika raha tsy Antra no nanampy a hihihihihi
ikaretsaka [ Valio ] 08-07-2008 13:47:07
Lohateny : Re : Betancourt afaka: Jesosy ve? OUI OUI.
ary raha izao ary ny cas nitranga...
betancourt tsy afaka... Jesosy ve?? dia inona ny valiny??
lasa tsy oui oui intsony?
raha oatra izay no nahazo azy dia izay zany no sitrapon'Andriamanitra.. Isika rehetra dia nomen'Andriamanitra planina daholo, tsy tonga tonga ho azy aty USA ela ry ika raha tsy Antra no nanampy a hihihihihi
19. badboy
(
09/07/2008 12:28)
Veloo:
ary raha izao ary ny cas nitranga...
betancourt tsy afaka... Jesosy ve?? dia inona ny valiny??
lasa tsy oui oui intsony?
raha oatra izay no nahazo azy dia izay zany no sitrapon'Andriamanitra.. Isika rehetra dia nomen'Andriamanitra planina daholo, tsy tonga tonga ho azy aty USA ela ry ika raha tsy Antra no nanampy a hihihihihi
Yeh nilatsaka avy any andanitra ny nahatonga an'i karestaka ho any, de i prime sy veloo koa sopapa avy @ Atra koa no nahatonga azy any fa tsy hoe nianatra de afapanadinana ka tsy nila niezaka izany fa mbola misy ny mana!!! De le avion nahatongavany tany koa tsy nila reaktera fa ny anjely be elatra no nampanidina azy!!!!
:-D :-D :-D :-D
20. rabingogilabanga
(
09/07/2008 16:46)
zavatra vitsivitsy no azo lazaina:
- 1)Ny finoanan'i Ingrid Betacourt:
t@ liberation dia sincère izy ary tsy adala, nisaotra ny miaramila izy, nisaotra an'i France, ary nisaotra an'i Sarkozy,chirac, villepin ,
saingy Izy no niaiana ny detention nandritra ny 6 taona, ka tsy misy afaka misolo-tena azy , sy miaina izay niainany na izaho na ianao, n'iza n'iza.
; ary teo dia nisaotra an'i dieu izy. Tadidio fa ny finoana tsy demarche intellectuel, na adhésion reflexive, c'est une rencontre, experience interieure. "
Ary ireo otage liberés rehetra dia samy nandohalika nisaotra an'i Jesoa daholo
Le coeur a ses raisons que la raison ne connaît pas" Blaise Pascal
BETANCOURT NO NIAINA NY DETENTION, IZY NO MILAZA FA JESOSY NO ANTONY, IZA ISIKA NO HILAZA NY CONTRAIRE ? i
2)Ny momba ny mediatisation indray:
Dia nampitombo ny valeur Marchande ny betancourt iny, vao maika izay no tsy namotsoran'ny FARC azy, donc izay aza no ni-retarder ny liberation-ny(Ex: senateur Gonzales sy clara rojas, liberées t@ dec 2007, fa i betancourt non); donc la signature de dieu est bel et bien là.
SAINGY ISIKA PRIMAIRE LOATRA KA NY HITAN'NY MASO SY HENON'NY SOFINA IHANY NO IZY; FA IZAY LAZAIN'NY FANAHY SY HENO NY FO TSY JERENA AKORY
3)ny FARC tsy Bandit, matoa ny repenti saika nomen'ny SARKOZY sejour,
ny AL-quaeda ny ben Laden, dia sûr fa tsy ho-traiter- na hoatr'izany mihintsy. na dia nisy aza ny afera Florence aubenas
ny reconnaissance politique no tadiaviny izao, ahoana ny repenti FARC rehetra tsy gadra ary reconnu comme simple citoyen, fa ahoana ny FARC tsy enken'ny governement colombien ho parti politique. Nefa ny FARC dia tsy inona, fa fikambanan'ireo olona repenti rehetra ireo? izany hoe ny FARC dia ireo olona ireo no maha-FARC azy fa tsy zavatra hafa. ary tadidio fa ny milice extrême droite no iadivan'ny FARC, ary izy ireo dia manohy mamono olona no sady akaman'ny fanjakana.
Izaho dia miresaka @ kolombianina, fa tsy mianona miheno tele sy mijery internet fotsiny.
4)
izaho tsy specialiste ny islam, anontanio ny islamisme ny antony mahatonga azy ireo ho toy izany.
Ny Kristianina indray dia tsotra, jesosy niteny: tiavo ny fahavalonao, raha misy ny mamaely ny takolakao ankavia dia omeo azy ny ankavanana, maty martiora teo @ hazo fijaliana izy, ary ireo apostoly dia betsaka no maty martiora(Petera, Paôly,...etc...), tsy niady, na namaly ny fahavalony.
Ny nataon'ireo pape t@ inquisition indray resaka hafa iny, ary azontsika resahina any @ sujet hafa.
na izany na tsy izany kristianina @ izao 20ème siècle sy 21ème siècle izao tsy misy namono olona intsony.
[b]5)Resaka vavaka valeur refuge sy opium du peuple no resahintsika,[/b]
fa tsy resaka religion vecteur de domination, na conquête universelle;
donc raha le resaka mijaly ianao ka lasa mpivavaka
na mijaly ianao ka lasa mpisotro toaka
na mijaly ianao ka lasa mpifoka rongony**
dia mbola tsy nisy vavaka nanimba fahasalamana, na naha faible ny esprit n'olona, toa ny ataon'ny rongony sy toaka eo @ vatan'ireo misotro sy mifoka izany
mivavaha ry Badboy dia ho lasa niceBOY

Hanky va re!! Dia andrasako ianao hisaotra ireo silamo mahery fihetsika fa ny fivavahana lazainao tsy mahafaty no nentiny namonoana olona maro erantany!!! Sa koa tsy A/tra ilay hinoany ozy ianao???