Betancourt afaka: Jesosy ve? OUI OUI.
21. badboy
(
09/07/2008 19:32)
rabingogilabanga:
Resaka vavaka valeur refuge sy opium du peuple no resahintsika,
fa tsy resaka religion vecteur de domination, na conquête universelle;
donc raha le resaka mijaly ianao ka lasa mpivavaka
na mijaly ianao ka lasa mpisotro toaka
na mijaly ianao ka lasa mpifoka rongony**
dia mbola tsy nisy vavaka nanimba fahasalamana, na naha faible ny esprit n'olona, toa ny ataon'ny rongony sy toaka eo @ vatan'ireo misotro sy mifoka izany
mivavaha ry Badboy dia ho lasa niceBOY
Vavaka opium du peuple hoy ianao, dia apetrakao koa hoe mijaly ianao ka lasa mpifoka rongony*, dia mbola tsy nisy vavaka nanimba fahasalamana, na naha faible ny esprit n'olona, toa ny ataon'ny rongony sy toaka eo @ vatan'ireo misotro sy mifoka izany! Ny fametrahanao hoe opium ny vavaka nefa lazainao fa manimba ny rongony dia ampisehoanao fa manimba fahasalamana ny fijerinao ilay vavaka!! Dia ampiako ny lazainao hoe manimba raha toa ka tsy arahampandinihana hoe inona no an'ny vavaka, inona no an'ny mahaolona!
Izaho nametraka hoe valeur refuge satria ny ankabeazan'ny olona na ny milaza mpino, mpanompo sampy, mpanendaka, eny fa na dia ireo manapoaka baomba aza dia ny vavaka @ izay tiany hivavahana no akany hery hanatontosana ny heviny sy ny asatanany!
I Betancourt misaotra an'Atra azy ny azy, fa ilay fisarihana ilay fahafahany ho asan'Atra avokoa aleo ilamina! Ary t@ ilay oronatsary naseho t@ andro nahafahany dia TSARA NY ANDRO SATRIA NISY MASOANDRO BE NANAHARY, fa tsy nisy andro ratsy zany! ;-) ;-) ;-)
22. fijo
(
09/07/2008 21:08)
de io zavatra mitranga ao zimbabwe io koa izany andriamanitra no manao azy e...vita
23. ari.malala
(
10/07/2008 06:39)
badboy:
Yeh nilatsaka avy any andanitra ny nahatonga an'i karestaka ho any, de i prime sy veloo koa sopapa avy @ Atra koa no nahatonga azy any fa tsy hoe nianatra de afapanadinana ka tsy nila niezaka izany fa mbola misy ny mana!!! De le avion nahatongavany tany koa tsy nila reaktera fa ny anjely be elatra no nampanidina azy!!!!
:-D :-D :-D :-D
tena miala tsiny ah raha hitsara fa tena olona borné no maivan-doha ity badboy ity sady tena BAD araka ny pseudo any mintsy!
25. badboy
(
10/07/2008 08:23)
arimalala:
tena miala tsiny ah raha hitsara fa tena olona borné no maivan-doha ity badboy ity sady tena BAD araka ny pseudo any mintsy!
:-D :-D :-D Izay fa miseho ilay toetran'ilay hoe mpivavaka sy mpino be! Nefa ao anatin'ilay baiboly, izay inoako fa iondanany, dia voalaza hoe "aza mitsara mba tsy ho tsaraina"!!! Izaho tsy mpino aza tsy mbola nitsara ka dia mibaribary ilay toetra nafenina hatrizay!!!
Ary tsy haiko izay antony ialanao tsiny fa anao sy ilay hinoanao ny fomba fanehoanao ny fihevitrao, any aminy mangataka famelana!! :^) :^) :^)
Misaotra anao nanome!! ;-) ;-) ;-)
26. badboy
(
10/07/2008 08:27)
Rasiligaoma >> Ity no nolazain'ilay olona nahatonga ahy niteny io voalazako io
raha oatra izay no nahazo azy dia izay zany no sitrapon'Andriamanitra.. Isika rehetra dia nomen'Andriamanitra planina daholo, tsy tonga tonga ho azy aty USA ela ry ika raha tsy Antra no nanampy a hihihihihi
27. ari.malala
(
10/07/2008 11:27)
badboy, za nga mou nanafina! za nge mitsotra hoe za hitsara e! fa zay no fahitako anao! ary averiko iany fa maivandoha no borné no tsy mahay maidy hevitra!
28. prime
(
10/07/2008 11:46)
badboy:... mifangaro voraka ny ambaranao ny farany... mitovy avokoa izany ireo? :-D
Izaho nametraka hoe valeur refuge satria ny ankabeazan'ny olona na ny milaza mpino, mpanompo sampy, mpanendaka, eny fa na dia ireo manapoaka baomba aza dia ny vavaka @ izay tiany hivavahana no akany hery hanatontosana ny heviny sy ny asatanany!
29. badboy
(
10/07/2008 14:22)
prime >> Aza tezitra raha ataoko hoe saika lalitsaina! Mila miverina miantra mamaky teny tsara aloha sy ny fomba fipetraky ny lazaina sy ny entimilaza sns ... dia ho hitanao hoe tsisy mifangaro fa mazava be io soratr'io!
Ary f'angaha moa ny teny hoe vavaka natokana ho an'izay miantso an'Atra ihany!! Tsy misy ve izany ny mivavaka @ razambeny, ny volana, ny hazolahy sns...??? ;-) ;-)
Mba mamaky boky hafa ankoatr'ilay baiboly dia ho hitanao fa hiala aminao ilay voaly manembatsembana ny masonao io! :-D :-D :-D

30. Rasiligaoma
(
11/07/2008 03:12)
aΩa mitsimpona hoa sy mandray an-tendrony
i prime efa lazaina foana
i prime efa lazaina foana
31. prime
(
11/07/2008 08:19)
Rasily> :-D samy manana ny fijeriny marina... iza no mandray an-tendrony, ny tsy mpamaky baiboly fa mpanao "affirmation gratuite" araka izay kely fantatra sa ny manao fanamarihana???:-D :-D :-D
Dia mahagaga hany ianareo Rasily, sarotiny dia sarotiny sy mahatsiaro maharary rehefa tsarain'ny tenin'Andriamanitra nefa tia mitsara olona...
Fa raha izaho aloha dia tsy hitsahatra ny hamaky baiboly mandrakariva... :)
Dia mahagaga hany ianareo Rasily, sarotiny dia sarotiny sy mahatsiaro maharary rehefa tsarain'ny tenin'Andriamanitra nefa tia mitsara olona...
badboy:... izay ilay lazaiko hoe tsy ho azonao mihitsy... "les nuances entre 'prier' et 'Prier'"... :wink: aleo aloha aho ary hianatra hamaky teny... :-D
Ary f'angaha moa ny teny hoe vavaka natokana ho an'izay miantso an'Atra ihany!! Tsy misy ve izany ny mivavaka @ razambeny, ny volana, ny hazolahy sns...???
badboy:... Misaotra an'i badboy mpaminany ka mahafantatra ny boky vakiako sy famakiko... :-D :-D :-D
Mba mamaky boky hafa ankoatr'ilay baiboly dia ho hitanao fa hiala aminao ilay voaly manembatsembana ny masonao io!
Fa raha izaho aloha dia tsy hitsahatra ny hamaky baiboly mandrakariva... :)
33. badboy
(
11/07/2008 11:00)
prime:
Fa raha izaho aloha dia tsy hitsahatra ny hamaky baiboly mandrakariva...
Io njay ranabavy malala fa mampiteny ny tsy nolazaiko! Za ange tsy niteny hoe aza vakiana ny baiboly fa hoz'aho hoe mba mamakia koa boky hafa ankoatrany! Ary tsy izaho mihitsy no hanakana anao ny famakiana baiboly! Izaho aza mampirisika hoe tohizo fa tsara f'izaho efa teo no niala! Fa aza adino fotsiny ny mamaky boky hafa fa tena ilaina @ fivelarantsaina, minoa ahy ianao fa izaho koa taloha tahaka anao io na ny fomba fanatonako ny soratra masina aza! ;-) ;-) ;-)
34. Rasiligaoma
(
11/07/2008 14:27)
hamaky sa hitsimpona?
ny zavatra lazain'i badboy aza dia efa miolana sahady nefa vao etsy ambony..
ko tsy tena miolankolana be arak'izay handraisan'i prime sy metimety aminy fotsiny ny baiboly raha izao??
mba tsetsatsetra ny ahy iny
Za ange tsy niteny hoe aza vakiana ny baiboly fa hoz'aho hoe mba mamakia koa boky hafa ankoatrany!
ny zavatra lazain'i badboy aza dia efa miolana sahady nefa vao etsy ambony..
ko tsy tena miolankolana be arak'izay handraisan'i prime sy metimety aminy fotsiny ny baiboly raha izao??
mba tsetsatsetra ny ahy iny
35. fijo
(
11/07/2008 23:01)
izao e,ny nahatonga ity resaka ity dia i betancourt nilaza fa andriamanitra no isaorany voalohany satria naha avotra azy.
izany hoe ny ezaka nataon'ny olona dia ambiny,fa andriamanitra no tena nanao ny asany.
dia jereo indray ary ity.
hoavy izao ny JO any china.samy nikotrana daholo ireo atleta rehetra hoany ireo.
de ho itantsika eo,fa ny ankabeazan'ireo atleta ireo rehefa hanomboka ny fifaninanana dia somary mivavaka kely ,na silamo io na kristianina.
de lasa ny fifaninanana.
ka raha ilay silamo izany no mandresy de tsy nanao ny asany andriamanitra kristianina sa ny andriamanitra silamo no tena nanao asa be teo?
amiko mantsy dia tsy ilay vavaka kely no nandreseny,fa ny kotrana be nataony talohan'io fifaninanana io.

36. prime
(
15/07/2008 08:48)
fijo> (HS aho eto) ary raha nisy herika nampalama kianja ka na nikotrana be aza ilay athleta dia nianjera ka potraka... dia ahoana? ny fanapahakeviny tsy heverina (na nanohy na nijanona avy hatrany) fa ilay kotrana nandritry ny firy taona ve mahafehy ny toetrandro ohatra? ny zavatra maro izay fantatra fa tsy misy avy amin'olombelona? :)
37. Rasiligaoma
(
15/07/2008 10:36)
amin'ireo mpanao fanatanjahantena ireo ry prime misy ny silamo misy ny agnostics misy ny kominista tsy mivavaka, misy ny hindou boudistes....
ankoatran'ny Xtianina
dia iza amin'ireo no izy?
ankoatran'ny Xtianina
dia iza amin'ireo no izy?
38. pissoa
(
15/07/2008 16:03)
Ny hoe Andriamanitra no hisaorana voalohany dia tsy midika hoe tsangam-bato ny olona nanampy akory fa aza teren-ko masaka e :-D :-D :-D :-D :-D
39. fijo
(
15/07/2008 21:03)
prime,rah amisy ny herik a,na ny avandra,aza hadino,fa ilay herika sy havandra tsy hoe milatsaka eo amin'ny toeran amisy ilay mpino silamo irery ,na ilay mpino kristianina irery,fa iraisan'ny mpandray anjara rehetra,ka io izay tsara kotrana ihany no ahafehy ny zavatra miseho eo.