alahelo an'i totofy
1. kala
(
02/07/2008 12:01)
Sali daholo,
Dia ho diso ve zà raha hiteny hoe "malahelo an'i totofy".
Koa ilazana izay mahita azy na mahafantatra azy mba hanoratra eto hifampizara ny tafa sy dinika
totofy > :* :* :* :* :* :* :*
"Parle-moi" Isabelle boulay dia mandrapanoratra ê!

répondu par kala le 07/07/2008 11:48
6. vale
(
03/07/2008 15:58)
kala> fa taiza foana koh njy eee! :-D :-D :-D noeveriko fa niara-nanjavona t@ i totofy!! :-D :-D :wink: ... i Totofy??? na izaho koa aza mba nanontany tena oe fa nankaiza i tototfy? tena efa elabeeeeee zah tsy nahita anazy niditra teto intsony!! :(
8. vale
(
03/07/2008 16:00)
xxx> :lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D totofy aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaah! :lol: :°)
9. kala
(
07/07/2008 11:48)
vale:
kala> fa taiza foana koh njy eee! :-D :-D :-D noeveriko fa niara-nanjavona t@ i totofy!! :-D :-D :wink: ... i Totofy??? na izaho koa aza mba nanontany tena oe fa nankaiza i tototfy? tena efa elabeeeeee zah tsy nahita anazy niditra teto intsony!! :(
vale > :D be zà mahita andry! :-* :-* :-* :-*
zà tsy manjavona zany fa mihena kely fotsiny :wink:
brado > zany totofy zany an! akama milay an! hoatran'ny akama rehetra ê! hoatran'anao io :-$ de :) de ampy an!
totofy ô! na any Comores na any France na Italie na Australie, mba iteneno aho ê!