Saro-piaro
1. rastafarai
(
01/07/2008 11:28)
Refa saro-piario énao d lazain'ny olona fa tsy manana fahatokisana,tsy saro-piaro énao lazainy tsy miraharaha...Tsy azoko intsony we inn ny tena marina @ ty fitiavana ty ry reto :roll:
répondu par niry2007 le 17/07/2008 12:27
2. xxx
(
01/07/2008 11:56)
rastafarai:de aleo saro-piaro sans exageration....rehefa tafahotra loatra manko io de bonjour les dégats ! de raha matahotra we misy milaza fa tsy miraharaha de ataovy entre les 2 !
Refa saro-piario énao d lazain'ny olona fa tsy manana fahatokisana,tsy saro-piaro énao lazainy tsy miraharaha...Tsy azoko intsony we inn ny tena marina @ ty fitiavana ty ry reto :roll:
ny fahasarotam-piaro amiko de midika we tena tia ! fa tsy mi-exagere fotsiny !
4. ainaheri
(
01/07/2008 13:56)
Naritsimba>> mety ho izay,nefa kosa amiko ny zvtr tsy tiako tsy mba ahasotiny ahy ,donc matoa aho sarotiny tiako izy zany,misy karazany maro ny fanomezana azy sy ny fandraisana azy,ka sarotra ny maminavina we iza no mety @ anona,araka ny tenin'i rastafari io
5. pissoa
(
01/07/2008 14:27)
rastafarai:
Refa saro-piario énao d lazain'ny olona fa tsy manana fahatokisana,tsy saro-piaro énao lazainy tsy miraharaha...Tsy azoko intsony we inn ny tena marina @ ty fitiavana ty ry reto :roll:
Raha olona iray no miteny an'ireo dia teneno izy hoe aza mila vaniny.
:-D :-D :-D
6. ail
(
01/07/2008 14:48)
bon raha aminko manoka aloha tsy reviko mihintsy le diso saropiaro hoe, tiako ihany koa raha ny olo-tiako no saropiaro aminko saingy misy fetrany fa tsy irony hoe vao manao an'izao kely ianao de bla bla bla, na miresaka kely any anona de etsy tamy, manjary makaleo be!!!
lasa mieritreritra ianao ny farany hoe ity olona ity ary ve tsy matoky ahy sa ahoana!!! :-w na efa lazaina sy hazavaina aminy aza mbola saropiaro ihany. aleoko aza hoe tsy saropiaro aminko izy ko izay irony tsy misy andro hiainana irony. fifatokisana no ilaina eo @fitiavan-olon-droa ka raha tena misy io ary mifampatoky zato isan-jato dia mande hoazy ny fiarahana ary ilay faha sarota-piaro mety tsy ho eo ankory aza.

7. andhysiah
(
01/07/2008 14:56)
refa saro-piaro iz de mba isaroto fiaro ko f m'lay ane ny saropiaro
f le le koznao alo marin eh
kapoh iz de amizai ts saropiaro tson
reveo milè any iz ref saropiaro eh
f le le koznao alo marin eh
kapoh iz de amizai ts saropiaro tson
reveo milè any iz ref saropiaro eh
8. RATOVOARY
(
01/07/2008 14:57)
Endrika roa no mety mahatonga ny hasarotampiaro:
1° Tena tiany le oul matoa izy saropiaro aminy, tsy tiany hozaraina @ hafa fa tiny ho azy irery.
2° Mety efa nisy toetra tsy tsara teo @le oul taloha ka izay no nahatonga ny fahasarotampiaro ( izany hoe : tsy fahatokisana intsony sao de mbola hanao indray )

9. nikah
(
01/07/2008 15:42)
Refa tiana dia maha saropiaro,saingy ny fanehoana azy no misy tafahoatra loatra.Na @tsika olombelona izany na @ fananatsika koa.Exp,saropiaro @ fananako aho satria nisasarako mafy ny nahazoana azy"
10. vale
(
01/07/2008 22:39)
Fahasarotampiaro= possession, (anefa oul iny fa tsy objet natao ho anao akory)... :-D , fahasarotampiaro= tsy fahatokisana ihany koa! fa na dia miaraka aza ilaina ny liberté_ny tsi11, satria tsy fanananao na ny lahy na ny vavy, fa izy koa mba manana kely izay mba maha izy azy, sy ny zavatra mba tiany atao!! Matoky = tia. Mety ve izany fanazavako izany? :^) hihih!
11. niryna
(
02/07/2008 00:19)
Ny fahasarotam-piaro dia midika fa tsy manana fahatokisan-tena (unsecure ) ilay olona. Ny olona tsy mba matahotra na mahatoky ny vadiny dia tsy mba saro-piaro.Matoa koa misy iray saro-piaro dia misy fihetsika tsy mendrika na mahasositra hitan'ilay iray ataon'ilay partener(tsy fahatokisana izany)mety mijilanjilana ,tsy manaja tena,mangata-maso izay hita ary mipelipelika na karikary maso dia mitondra fahasarotam-piaro ny iray koa izany. Ny olona matahotra ny hoe tsy tiana no tena saro-piaro satria matahotra ny ho laozana fa raha mahafantatra fa tia anao ilay vadinao dia tsy misy izany toetra izany.Ny lehilahy no misy saro-piaro rehefa tena tiany tokoa ilay vadiny ka atahorany fa hiova toetra.
Samy misy fotoana mahatonga ny olona ho mety ho saro-piaro ,miankina ny fihetsik'ilay vady io.Fa ny diso saro-piaro loatra dia miteraka pozina h
Samy misy fotoana mahatonga ny olona ho mety ho saro-piaro ,miankina ny fihetsik'ilay vady io.Fa ny diso saro-piaro loatra dia miteraka pozina h
12. niryna
(
02/07/2008 00:21)
tohiny.Ny diso saro-piaro loatra dia miteraka pozina ho an'ny vatanao satria izay fihetsika rehetra ataon'ilay olona dia ahitany loza daholo ary dia mety hiafara amin'ny disadisa na fisarahana mihitsa aza izany.Eo vao hoe tsy hitany izany jiro lasan'ny saka izany :D :roll:
13. melody
(
02/07/2008 06:20)
rastafarai:
Refa saro-piario énao d lazain'ny olona fa tsy manana fahatokisana,tsy saro-piaro énao lazainy tsy miraharaha...
marina mihintsy izany, mahazo tsiny fona fa bdb ireo torohevitra eto ambony ireo saingy ny fahasarota piaro amiko, rehefa tia enao d normal ilay izy fa tsy atao diso tafahotra lotra
:)
14. Mandefitra
(
02/07/2008 07:58)
tsy saro-piaro fa miaro, zay no tokony ho fihetsika rehefa tena tia.
Ohatra : samy tsy niasa madama sy ilay bandy miara-miasa aminy ny alakamisy 26 juin, ramose miasa.
Niantso lery hoe ho avy hanatitra vola (nindraminy), nefa ny zoma dia efa miasa.
Amin'ny fahatsorany dia nanaiky madama hoe tongava.
Eo ny bandy no mila an ilay hoe miaro : tsy resaka hoe tsy fahatokisana an i madama, fa raha hihaona ihany rahampitso, inona no antony hanaterany ny vola anio?
Donky mba tsy hisian ny ahiahy (io ilay miaro, fahamailona koa azo ilazana azy)de nanome soso-kevitra ramose hoe maninona moa raha antsoina i ranamana de hoe aleo rahampitso omeny ny vola fa hihaona ihany tsinona,
fa aza misahirana mankaty.
Raha olona saro-piaro ramose izao, dia zavatra hafa no nitranga: niadiavany ramatoa hoe haninn aty zany bandy zany? sa fantany za hoe miasa de manararaotra izy etc ....
Ny sipa mantsy tsotra loatra indraindray, ary ny bandy misy ny manararao-paty, ka mila mailo 8)

15. mangidy
(
02/07/2008 11:29)
salut!
Izaho aloha de saropiaro e! nefa moa samy manana ny fanehoany ny asarotapiarony kosa e!http://www.dailymotion.com/video/x2qfr7_poopy-satria-tiako_music
fa raha be loatra manjary azahoana aretina :-D
Izaho aloha de saropiaro e! nefa moa samy manana ny fanehoany ny asarotapiarony kosa e!http://www.dailymotion.com/video/x2qfr7_poopy-satria-tiako_music
fa raha be loatra manjary azahoana aretina :-D
16. mbaliana
(
02/07/2008 18:15)
asio ihany ny fahatokisana e.. fa aza exagerer-ny hasarotam-piaro fa manimba zavatra
17. kirina
(
02/07/2008 18:33)
zah lou deh miray hevitra aminy niryna (hoe raha tina marina lay oul deh tokony hisy ny fahatokisana ) iza mou no tsy ho saropiaro @izay zavatra tiany saingy refa tafahoatra loatra lasa zavatra hafa lasa aminy ilay teny vahiny hoe:ce pas l'amour ce la rage !
18. ainaheri
(
03/07/2008 07:42)
Io zany arakarak'ilay oul ee,misy ny lah na ny vavy giravy raha handainga, sy mitantara salady ,donc tsy misy zany ny confiance,mazava ho azy raikitra ny hasarotam-piaro, d tokony handini-tena ireny oul mpandainga velona ireny
19. cynthiagasy
(
03/07/2008 10:27)
Manaona daholo amiko aloha olona saro-piaro manafina ny ataony any ambadika ka tsy matoky ny tenanay izy rehefa avy nanao io zavatra io ka mody manao fihetsika mody saro-piaro eo nefa koa amiko tsy matoky tena koa fa raha mifampatoky de mandeha ho azy ny fitiavana e. :lol:
20. cynthiagasy
(
03/07/2008 10:35)
Zaho koa mahita misy olona sao-piaro tianay marina ny vadiny ne mba matokisa (valeur)matoa izy mijanona aminao ao ny fitiavana aza asiana lay fasarotam-piaro fa tambitamby foana de ampy e :-*