Saro-piaro

21. kirina ( 03/07/2008 10:46)
sady amizay le oul mody saropiaro reny mitsy no manao ny ataony deh mody fanina refa aveo! bref, ny fitiavana tsy kilalao ry zalah sy zavavy isany ee aleo samy mifanaja ihany no fanafodiny nefa kosa mou refa tsy mety tsy aleo ve samy mitarika ny lalany sa ahona hoy ianareo?? amiko lou refa tsy mety de samy barakay ee!! je prend pas la tête avec ça sauf ngah hoe ka efa mananjanaka izy roa !zay ndray zavatra hafa!!ho anareo mpifakatia sy efa manambady alou deh mahaiza mifandamina sy mifandefitra e! satria tsy hitako ny vahaolana akoatrizay!!! ny loharanony fitiavana ry zareo ny-fatokisana sy fandeferana ary koa ny fifanajana.
22. tsiafoi1 ( 03/07/2008 13:54)
Ny Fahasarotam-piaro, dia mifototra foana @'ny Tsy fifampitokisana (na ny andaniny, na ny ankilany). Mety ny tantaram-piainana nandalovan'ny ts11 no niteraka izany. Koa aoka samy handinin-tena lalina ny ts11. Tsy maintsy miafara @'ny faharavana io raha tsy voalanjalanja. Ny fanafodiny dia mamantatra ny antony ary misoroka izany.
23. karinah ( 04/07/2008 11:13)
fahasarotampiaro amiko tsy fahatokisana ny fitiavan'ilay olona tiavina, ary koa fitiavan-tena, fitiavan-tena satria tsy mahazo manao an'izao sy izao ilay olon-tiana, fa voafefy, ohatry ny hoe fanananao ery ilay oul!! fitiavan-tena ihany koa satria ny tenanao no tinao(mba ho tiaviny) ka raha vao mba mifandray aman'oul hafa izy de saro-mpiaro ianao, na mialona!! ^^
24. karinah ( 04/07/2008 11:17)
Ny tokony ho fihetsika: na dia maharary anao aza ilay fihetsika ataon'ilay olontinao, dia fadio ny mandrara sy miady aminy na miteniteny azy, azonao aseho kosa anefa ny alahelonao!! >>>mampieritreritra azy kokoa noho izy iadivanao!!!, raha tonga dia mitezitra ianao, dia mandray ilay oul toy ny "objet" (fanananao) . Raha hiadivanao koa ilay oul naha-sarompiaro anao dia hitsaràny ny toetranao izany ka mety handràva ny fiarahana .... :D 8) :°) :wink:
25. niry2007 ( 17/07/2008 12:27)
amiko aloha, ilaina ny hasarotam-piaro fa tsy atao diso toerana ( izany hoe be lôatra fa mila lanjalanjaina, asianafetrany eh) :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0532