Ny gasy.....fa ny vazaha angaha tsy mba mitovy amintsika?

1. niryna ( 01/07/2008 01:44)
Asa hianareo raha mba mahadinika fa misy olona miteny foana hoe "ny gasy" ,
Ohatra hoe minomino foana no ataoko ohatra an !
Dia tsy maintsy misy olona miteny foana hoe isika gasy ...toa sibatra foana isika,kanefa anie na ny vazaha koa aza minomino foana e (rumor no hilazana azy na tsaho na mampiely tsaho.)
sa inona ahoana tokoa no mahatonga izany? manao tsinotsinona ny gasy ve ? asa lahy !
:D
répondu par niryna le 07/07/2008 11:20
2. ikaretsaka ( 01/07/2008 02:06)
Superstition kosa angamba fa tsy rumor e...
3. xxx ( 01/07/2008 04:26)
Za aloha gasy ary fier de l'etre.Mandehana ianao mankany @ C.N.N ou BBC ou TF1 dia hilazao ry zareo hoe za nahita bibiolona fa tena scoop be mihitsy izany dia ho hitanao ny reaction ry zareo na tantarainao @ vazaha aty ivelany .Ny resaka OVNY aza aty azo camera betsaka ny temoin oculare,na ny pilote d'avion nahita t@ ecran de radar, mbola misy doute foana ihany ny misy ny manupilation ao,vao maika fa ny rumeur.Mba mpanaraka actualité ihany ny tenanay ,mba zavatra solide resahana surtout hoe olona aty ivelany dago ,micomprendre ihany aho raha tany ambanivohitra lavitra be tany no niteny an'izany,ary izany akory tsy midika hoe fanambaniana ny malagasy,fa noho ny tsy fahalalany.
4. ainaheri ( 01/07/2008 04:36)
Mazava ho azy le izy ka,satria tsika gasy d tsy maintsy tsika no voatonona,misy vazà manan'eritreritra otran'i nyrina io kou zao any @ forum zay lalovany any.
5. xxx ( 01/07/2008 04:42)
Tsy haiko na efa henonao le reportage momba ny 11septembre 2001 hoe 80/100 ny afghan araka ny sondage natao dia hoe court circuit nampamay ny tour jumelle iny,nefa mitovy amin'izay ve ny fomba fijeriny vazaha azy,ary @ firena arabo indray dia hoe complot service secret ny jiosy no nanao an'iny,hitanao amin'izany fa samy manana ny fisainany ny firenena tsi1 1,ary ny gasy koa manana ny fomba fijereny,donc tsy mitovy
6. xxx ( 01/07/2008 09:38)
tsy haiko hoe firy pourcent an'i vazaha no mino bibiolona dia firy pourcent gasy mino ny rumeur(tsaho).Ny tsaho sy ny honohono io no mahatonga ny olona tsy hampiasa lavitra ny sainy hikaroka,hany ka mora ny fitahana @ zavatra iray,ary mbola maro no voafitaka.Nisy nilaza teto hoe misy mitendry piano dia tsy hita akory,filme no nahitako an'izany fa tsy realité,hafangaro hatramin'ny angano aza moa
7. niryna ( 01/07/2008 16:37)
ikaretsaka:

Superstition kosa angamba fa tsy rumor e...

eny na minomino foana na manely tsaho dia hitovizana ilay izy fa tsy isika gasy irery,fa isika mateteka miteny foana hoe ny lehilahy gasy e,ny gasy e...

8. niryna ( 01/07/2008 16:40)
xxx:

Za aloha gasy ary fier de l'etre.Mandehana ianao mankany @ C.N.N ou BBC ou TF1 dia hilazao ry zareo hoe za nahita bibiolona fa tena scoop be mihitsy izany dia ho hitanao ny reaction ry zareo na tantarainao @ vazaha aty ivelany .Ny resaka OVNY aza aty azo camera betsaka ny temoin oculare,na ny pilote d'avion nahita t@ ecran de radar, mbola misy doute foana ihany ny misy ny manupilation ao,vao maika fa ny rumeur.Mba mpanaraka actualité ihany ny tenanay ,mba zavatra solide resahana surtout hoe olona aty ivelany dago ,micomprendre ihany aho raha tany ambanivohitra lavitra be tany no niteny an'izany,ary izany akory tsy midika hoe fanambaniana ny malagasy,fa noho ny tsy fahalalany.

misaotra an'i xxx fa mba mivoaha moa tao xxx e . Tsy ny malagasy any ivielany no teneniko fa ny fomba fitenintsika hoe isika malagasy.....izay foana kanefa na colombiana na mexicana na karana io dia manao tadikely misy fanafody ny tanany,ny dikany tsy tokony hanonina ny teny hoe isika gasy fa hitovizana daholo io e.asa aloha fa izay foana no hitako eto.
:D
9. niryna ( 01/07/2008 16:41)
ainaheri:

Mazava ho azy le izy ka,satria tsika gasy d tsy maintsy tsika no voatonona,misy vazà manan'eritreritra otran'i nyrina io kou zao any @ forum zay lalovany any.

tononina fotsiny izany amin'ny maha gasy antsika a ? Raha izay aho dia mba faly hi,hi

:D
10. niryna ( 01/07/2008 16:43)
xxx:

Tsy haiko na efa henonao le reportage momba ny 11septembre 2001 hoe 80/100 ny afghan araka ny sondage natao dia hoe court circuit nampamay ny tour jumelle iny,nefa mitovy amin'izay ve ny fomba fijeriny vazaha azy,ary @ firena arabo indray dia hoe complot service secret ny jiosy no nanao an'iny,hitanao amin'izany fa samy manana ny fisainany ny firenena tsi1 1,ary ny gasy koa manana ny fomba fijereny,donc tsy mitovy

tsy mazava ny tianao ho tenenina ka raha ny reportage navoakan'ny vazaha mikasika ny 11 sept aza anie tsy mitovy ny tranga tamin'io e.
11. niryna ( 01/07/2008 16:46)
xxx:

tsy haiko hoe firy pourcent an'i vazaha no mino bibiolona dia firy pourcent gasy mino ny rumeur(tsaho).Ny tsaho sy ny honohono io no mahatonga ny olona tsy hampiasa lavitra ny sainy hikaroka,hany ka mora ny fitahana @ zavatra iray,ary mbola maro no voafitaka.Nisy nilaza teto hoe misy mitendry piano dia tsy hita akory,filme no nahitako an'izany fa tsy realité,hafangaro hatramin'ny angano aza moa

ka vazaha vavy anie io bibiolona io ry xxx e ha,ha,ha
ny tsaho ry xxx dia hitovizana daholo a,tsy misy hoe gasy na vazaha,izahay izao no niaran'izao ny tamin'ny vao niditra niasa,tsaho,tsaho lava,farany nataonay fihomehezana fotsiny .Hatramin'izao hitenenaka izao mbola mandeha ihany ny tsaho.ka hoy aho hoe rehefa mpanely tsaho na mpanao honohono dia tsy ny gasy ihany fa ny firenena rehetra .
12. xxx ( 02/07/2008 10:00)
mitantaraha ianao bibiolona @ aty ivelany ,je te le jure, les gens il te prends comme de folle.Ataovy anie eh :-D :-D :-D :-D
13. xxx ( 02/07/2008 10:04)
samy hafa be mihitsy ny rumeur aty @ tany mandroso sy ny tany mahantra ,tsy he fanambaniana ny tany mahantra fa le resaka information mbola tsy mitovy mihitsy,fa ny mahagaga ahy mbola misy aty amin'ny tany lazaina fa mandroso ne fa fomba fisainana mbola mihemotra be

14. xxx ( 02/07/2008 10:12)
niryna:

xxx:

Tsy haiko na efa henonao le reportage momba ny 11septembre 2001 hoe 80/100 ny afghan araka ny sondage natao dia hoe court circuit nampamay ny tour jumelle iny,nefa mitovy amin'izay ve ny fomba fijeriny vazaha azy,ary @ firena arabo indray dia hoe complot service secret ny jiosy no nanao an'iny,hitanao amin'izany fa samy manana ny fisainany ny firenena tsi1 1,ary ny gasy koa manana ny fomba fijereny,donc tsy mitovy

tsy mazava ny tianao ho tenenina ka raha ny reportage navoakan'ny vazaha mikasika ny 11 sept aza anie tsy mitovy ny tranga tamin'io e.

ny tiako teneina aminao tsy mitovy ny fomba fijerin'ny firenena mahantra sy ny firenena mandroso,indrindra eo @ resaka information,zavatra tsy azo lavina io,ary ny resaka bibiolona anao io efa nanao reportage tany dago ny rfi sy fr2 il y a 2ans ,satria nandeha be ny tsaho,ny masoko izao mihitsy no nahita an'"le reportage
15. LazaDaddy ( 02/07/2008 10:23)
Ka aleo ihany izany ny sinoa mpitady ravin'ahitra any amin'ny firenen-kafa e :)
16. xxx ( 02/07/2008 10:50)
mahafinaritra ahy ny miady hevitra aminao saingy ny indro kely le preuve entinao hanohanana ny hevitrao tena tsy mandresy lahatra mihitsy,ary betsaka no mitovy hevitra aminao eto ,amiko tsy dia mahagaga loatra fahalalana no antony izany,satria sarotra amin'nolona mahalala no hiaky ny tsaho sy ny honohono ,araka ny teniko tery aloha hoe ny resaka OVNY aza efa nisy filmé sy preuve maro isankarazany mbola tsy nisy sahy niteny hoe nahita extraterestre en face fa mbola suposition foana hoe misy,
17. niryna ( 02/07/2008 16:46)
LazaDaddy:

Ka aleo ihany izany ny sinoa mpitady ravin'ahitra any amin'ny firenen-kafa e :)

hi,hi

:D
18. niryna ( 02/07/2008 16:49)
xxx:

mahafinaritra ahy ny miady hevitra aminao saingy ny indro kely le preuve entinao hanohanana ny hevitrao tena tsy mandresy lahatra mihitsy,ary betsaka no mitovy hevitra aminao eto ,amiko tsy dia mahagaga loatra fahalalana no antony izany,satria sarotra amin'nolona mahalala no hiaky ny tsaho sy ny honohono ,araka ny teniko tery aloha hoe ny resaka OVNY aza efa nisy filmé sy preuve maro isankarazany mbola tsy nisy sahy niteny hoe nahita extraterestre en face fa mbola suposition foana hoe misy,

hi,hi angaha moa ny tena itady ny hoe andresy lahatra e,forium ity misy manaraka ,misy mino misy ny manohitra ,izay foana no valinteny fa ilay hoe fiteny hoe isika gasy no tena tsy lanilanin'ny vavony mihitsy .hitovizana ny rehetra hoy aho io fa tsy hoe isaky ny miteny dia hoe isika gasy.

19. xxx ( 02/07/2008 19:12)

Tsy misy nieritreritra ny handresy lahatra teo fa mba mihezaka ny hamaly ny fanontanianao,ary raha ny resaka gasy tsy ianao irery no gasy ,fa mba gasy koa ny olona tsy minomino foana ohatranao sy izay gasy eto.Niehezaka nintantara ohatra maromaro aho teto,fa tsy nisy voavaly na ny iray aza,tsy azonao no tiako holazaina fa tsy mampaninona sady natao hoan'ny olona misaina fa tsy olona mihinana amambolony koa ny resaka nataoko teto merci
20. xxx ( 02/07/2008 19:37)
niryna:

xxx:

Za aloha gasy ary fier de l'etre.Mandehana ianao mankany @ C.N.N ou BBC ou TF1 dia hilazao ry zareo hoe za nahita bibiolona fa tena scoop be mihitsy izany dia ho hitanao ny reaction ry zareo na tantarainao @ vazaha aty ivelany .Ny resaka OVNY aza aty azo camera betsaka ny temoin oculare,na ny pilote d'avion nahita t@ ecran de radar, mbola misy doute foana ihany ny misy ny manupilation ao,vao maika fa ny rumeur.Mba mpanaraka actualité ihany ny tenanay ,mba zavatra solide resahana surtout hoe olona aty ivelany dago ,micomprendre ihany aho raha tany ambanivohitra lavitra be tany no niteny an'izany,ary izany akory tsy midika hoe fanambaniana ny malagasy,fa noho ny tsy fahalalany.

misaotra an'i xxx fa mba mivoaha moa tao xxx e . Tsy ny malagasy any ivielany no teneniko fa ny fomba fitenintsika hoe isika malagasy.....izay foana kanefa na colombiana na mexicana na karana io dia manao tadikely misy fanafody ny tanany,ny dikany tsy tokony hanonina ny teny hoe isika gasy fa hitovizana daholo io e.asa aloha fa izay foana no hitako eto.
:D

mialatsiny fa izahay tsy minomino foana ohatranareo sasantsasany eto ,ary tsy midika izany fa tsy malagasy izahay,ny hoe malagasy akory tsy natokana hoan'ny olona minomino foana na dia maro aza,@isika samy gasy micomprendre an'ireo bibinao ireo fa manaova ianao exposition dia lazao hoe misy any aminay ireo karazana biby ireo dia ho hitanao tsara ny fiheveran'olona anao,

:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1322