Nopehako

1. Belami ( 30/06/2008 19:56)
Ny bandy entre bandy no mpiteny hoe " Nopehako le sipa" na hoe "Tratrako le sipa" ...
Ny sipa koa ve mpiteny ohatrizany entre sipa ???
répondu par ari.malala le 09/07/2008 08:46
2. tess ( 30/06/2008 20:00)
non! jamais! tsy charlatantes ny sipa :^) :-D :-D :-D
3. Belami ( 30/06/2008 20:12)
tess:

non! jamais! tsy charlatantes ny sipa :^) :-D :-D :-D



de tsy misy miitsy ve hoe "novizaniko le bandy" ? =)) =))
4. tess ( 30/06/2008 20:19)
an a an! tsy miteny anzany kosa ny sipa e!
misy ihany alou lay manao fireska hoe : izaho sy i an efa ni hummmm be mitsy anefa aller voir kay tsy nisy :-D :-D :-D

de misy indray ilay hoe : izaho sy i an ( ilay sipany io) nanao otranzao sy izao anefa ny antsasany no nataony na tsy nisy akory :^)
izany hoe raha ny marina tsy mitatara ny marina otranareo :-P
5. Belami ( 30/06/2008 20:24)
tess:

an a an! tsy miteny anzany kosa ny sipa e!
misy ihany alou lay manao fireska hoe : izaho sy i an efa ni hummmm be mitsy anefa aller voir kay tsy nisy :-D :-D :-D

de misy indray ilay hoe : izaho sy i an ( ilay sipany io) nanao otranzao sy izao anefa ny antsasany no nataony na tsy nisy akory :^)
izany hoe raha ny marina tsy mitatara ny marina otranareo :-P



mety hoe fantasme zany no tena betsaka koa ?
6. yonikafopl ( 30/06/2008 20:40)
ny sipa ry belami tsy otran bandy aaa, zavatra intime zany tsy mba filazalaza aman'olona , na dia am namana be aza manahirana ihany kouu,

7. tess ( 30/06/2008 20:46)
belami: yeka ouz :°) :-D :-D :-D be fantasma be hihihihi

ny bandy aloha rehefa hiresaka izay tena danzzzzzzz e!
8. tess ( 30/06/2008 20:49)
sady izao koa e! misy tantara tena marina ity, ka lay sipa io mitsy no manao hoe izaho sy lay sipako nanao anzao sy izao tam lay sipa iray namany...
fa nanome fakampanahy anlay namany lay izy dia nokotiny lay bandy sipan'ilay namany nitantara de lasa drama be, he he he he!
izay angamba ny antony tsy hifampitantaran'ny sipa azy ilay atahorany sao ho kotin'ilay iraika :-P
9. tess ( 30/06/2008 20:51)
izany hoie ilay sipa no tantaraina ilay izy ndray no fantasmée de notaterahiny lay fantasma hihihih
de lay bandy no mitantara après! hoe "ny sipanao ve efa nanao anzao taminaoé kopy enao an! :-D
10. Belami ( 30/06/2008 21:48)
tess:

"ny sipanao ve efa nanao anzao taminaoé kopy enao an! :-D



aleo milamina zany fa ahitandoza
:-D :-D
11. ikaretsaka ( 30/06/2008 21:53)
y fahitako an'io tsy misy heo ny bandy na ny sipa.. fa samy manao aby rehefa te hizesta @ le fantasme
12. Belami ( 30/06/2008 21:55)
ikaretsaka : fa ny bady mety direct fotsiny reefa miresaka
13. ainaheri ( 01/07/2008 03:56)
Mety misy miteny iany fa zany we tsy mitantara fa miteny ao am-po lol(an'eritreritra mou zany ee) Kanefa kou misy sipa le degadeagany ,sahi² ireny tsisy dikany aminy miteny an'zany an lol
14. tess ( 01/07/2008 05:02)
ainaheri: sipa degadegany :-D
15. hery ( 01/07/2008 05:18)
Fa sur ve nareo fa miteny an'izany daholo ny bandy? :-)

Sao dia ireny bandy be zesta tsy mahazaka firy ireny no manisa ohatra an'izany. Ny bandy tena mahavita mipeka maro mantsy tsy mizesta fa mangingina fotsiny :-p
16. yonikafopl ( 01/07/2008 05:21)
ie marina zay an hery zay, fa le bandy tsy mahazaka sipa reny no tena be vava , fa le oll be tsy miteny reny nefa no tena krak :)
17. RATOVOARY ( 01/07/2008 05:34)
Le sipa tena mora misarangotra reny no tena werawera hoe : zah sy ann efa miaraka de zao sy zao sns, vitany hatramin'ny misolantsolana misakambina le kôf mitsy aza nefa le bandy mety tsy taitra aminy akory. Mety ho tonga hatrany @ famitana ny raharahan-dry zareo aza ny bilao atorany @io :-D :-D :-D . Sipa nôfa no tena mpanao an'io
18. tess ( 01/07/2008 05:39)
:-D :-D :-D ka in no tena marina e!
zà klou tsy tiko lay bandy charlatant nin nin am retraretra ndrindra fa io miresaka sipa io :-P
19. ni81 ( 01/07/2008 05:59)
ka in no tena marina e!
zà klou tsy tiko lay bandy charlatant nin nin am retraretra ndrindra fa io miresaka sipa io

Misy dia mamorona fotsiny tsotra izao nefa tsy nisy akory fa mba entin'ilay ambo fotsiny. Angamba koa heveriny fa voninahitra ilay milaza antsanga tsy aman'orana e! :roll:
20. kalointsika ( 01/07/2008 06:19)
"nous ne descendons pas aussi bas", zay no tena mahalaz az. ts voninahitr kos zan e! nahavoa koa nef ny lehilahy d maninn? d le oe mamorona, tsis ilàna an'zan. ôtran exploit reetr iany io: plu on en parl, plu ça perd de valeur. ok rangà mazotoa daholo. (vive les femmes) :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2573