Nopehako
21. orona
(
01/07/2008 06:27)
iza anefa no bevoka avy teo ???? -- vives les femmes -- :lol: :lol: -- vava fotsiny no ...
22. kalointsika
(
01/07/2008 07:30)
asakasak ze ho voa koa aloha! sitrapo io même si on tombe enceinte. manana choix foana ny tsirairay. za aloha, je suis fière d'êtr 1e femme e!
23. rabingogilabanga
(
01/07/2008 08:11)
belami:
Ny bandy entre bandy no mpiteny hoe " Nopehako le sipa" na hoe "Tratrako le sipa" ...
Ny sipa koa ve mpiteny ohatrizany entre sipa ???
tsia tsy miteny an'io ny sipa, valeur tsy mitovy io ry zandry:
tsy hiteny hoe nopehako, na novizaniko izany ny sipa, fa satria ompa izany aminy
nomeko fahafahampo, navelako hanao izay ilainy ny sipako, izay no valeur @ sipa
-Izay le côté chasseur ny lehilahy
-Izay le côté maternelle ny vehivavy
-fais moi mal, hoy ny vehivavy, satria izay no azahoany tsirony
-Hataoko mararirary mihintsy ianao, hoy ny lehilahy, satria izay no azahoany tsirrony
ka inona moa fa samy milaza azy ho nahavoa, no samy nahazo tsirony
miam, miam....mamy.. mamy an!
24. tess
(
01/07/2008 10:47)
rabingobilabanga: mety misy sipa mitenyanzany kosa! ireny lay sipa mpitondra camion be sandry be renyve tsy efa nisy niteny hoe efa nopehiko i lery :-D
25. ainaheri
(
01/07/2008 12:27)
tess:
ainaheri: sipa degadegany :-D
hihi ka tsy marina ve zany lol,fa ny sipa alou tsy iteny mitsy we ;nipehako iann ee :-D
27. RATOVOARY
(
01/07/2008 14:33)
fa miteny ny sipa hoe notatahiko ilay bandyIo no tena be mpiteny sy faheno inddra fa ny aty amorontsiraka,.....de nampiresahiko teo de aveo notatahako, nangatahako an'itsy, nasaiko nividy an'ity....sns
28. Samoana
(
01/07/2008 14:49)
Belami:
Ny bandy entre bandy no mpiteny hoe " Nopehako le sipa" na hoe "Tratrako le sipa" ...
Ny sipa koa ve mpiteny ohatrizany entre sipa ???
bandy mataho-behivavy na sendra reny masiaka be no manavy mpanao fantasme ôtr'izany. "Navy be lery" no fiteny rehefa sendra ireny :-D
33. tess
(
01/07/2008 20:41)
zà mbola tsy maharaka fa mbola nandra be! ho hita eo ihany izay fiteny :°)
34. patrick2002
(
02/07/2008 02:50)
ka ny bandy anie rehefa mahita vehivavy dia izay aloha ny reflexion ny voalohany eh! manao ahoana io raha :* :*
Ny an'i sipa kosa dia mba ho vita ve ny fiainako raha mahazo anio bandy io izaho ,izany hoe miankanjo tsara ,mi-voyage foana,mandeha salon de coiffure etc.etc ...
izany hoe rehefa avy manao firaisana izany ,ny an'i bandy efa vita ny tanjona iray , :P ,fa ny an'i sipa mbola manomboka ilay fantasme hoe ,efa voany izaho fa mba azoko amin'izay ve ilay vola-tantely :-D :-D :-D :-D

35. tess
(
02/07/2008 04:53)
patrick: tsy votery hanana bandy nge vao afaka mande mi voyage- miakanjo tsara - mande salon de coiff. e! :wink: :°) raha miasa ilay vehivavy...
mety possible ho an'i vehivavy tsy miasa ilay eritreritra....fantasma :-P
mety possible ho an'i vehivavy tsy miasa ilay eritreritra....fantasma :-P
36. malalatinasoa
(
02/07/2008 08:19)
Ny bandy miteny hoe nopehako iny.
Ny sipa rehefa mba te-te-hizesta @ namany dia hoe:
- i annnn nge akia ka tara be (t)amiko, fa zao sy zao. Efa niaraka t@ iny aho fa.... :lol: :lol: . Dia samy mivanitika eo :-D :-D :-D ,
- dia ahoana akia?
- an an an, tsy mamely dia nosarahiko, na oe milay be fa sao sy zao...
Dia avy eo ndray: Ary ann akia manao ahoana? ... sns sns.
Matetika aloha dia 18 a 22 ans eo hoe eo ny sipakely extravertie no befosa @ meilleure amie-ny ihany. Fa rehefa matotra kely ny resaka tsy misy be teny intsony.

37. kalointsika
(
02/07/2008 12:09)
- i annnn nge akia ka tara be (t)amiko, fa zao sy zao. Efa niaraka t@ iny aho fa.... . Dia samy mivanitika eo ,
- dia ahoana akia?
- an an an, tsy mamely dia nosarahiko, na oe milay be fa sao sy zao...
Hitanao zan ry orona, vive les femmes oa!
- dia ahoana akia?
- an an an, tsy mamely dia nosarahiko, na oe milay be fa sao sy zao...
Hitanao zan ry orona, vive les femmes oa!
38. xxx
(
02/07/2008 18:12)
misy sipa miresaka oé , iny bandy iny tsy mahay manann mintsy vetivety dia latsaka :-D :-D
39. xxx
(
02/07/2008 18:53)
tess> mpanataka ve no tinjy tenenina fa toa tena niova be :lol:
misy sipa njay miteny hoe iny bandy iny efa nohaniko, na hoe iny njay de tsy maintsy mbola hihinanako. :P
ny sipa aloha tsy d miresaka bandy raha nilay le zavatsa natao, fa raha tsy namely kosa !!!! "iny akia manatody fotsiny...." =))

40. Belami
(
02/07/2008 18:55)
tess:
zà mbola tsy maharaka fa mbola nandra be! ho hita eo ihany izay fiteny :°)
nandra ve ? zany a! =)) =)) =)) =))