Fitiavana! Naôn no tsita nefa nmitady izy?
1. laotsy
(
23/06/2008 22:37)
Mino za fa mba efa mpazo ny rht zany e!
ny tiko lazaina de zao oe : ny tina matetika tsy tia, nefa ny hafa tsy eritreretina nefa tia. D aôn ny eritreritry ny maro @zany kay!

répondu par laotsy le 17/07/2008 21:37
3. Belami
(
23/06/2008 22:57)
laotsy:
ny tina matetika tsy tia, nefa ny hafa tsy eritreretina nefa tia.
fa misy ange le fiteny hoe sambatra izay mitia e :-D :-D
4. diamondra27
(
23/06/2008 23:08)
mahatsiarova sambatra hono refa misy miteny we je t aime
de mahaiza mi s aimer sy mi s etre aime
de mahaiza mi s aimer sy mi s etre aime
8. diamondra27
(
24/06/2008 20:20)
melody f anga moa ndry tsy nahazo je t aime tamiko e :-* :-* :-* :-* amie pour la vie :-D :-D :-D hahahah
9. melody
(
24/06/2008 20:34)
efa nahazo akia diams a, merci :-* :-* :-* fa na izany aza tatanta vaovao indry koa :-D :-D :-D
10. laotsy
(
24/06/2008 22:12)
toy ny labozia ny fanazavan-tsika!
développer-o kely svp! :?
za mantsy ra nadalina kely de toy ny manenjika rivotra ihany le mitady lay tena tina ka ra sendra ny ventilateur de toy ny oe manina ny olo-mahatsiaro, kanefa ny mitia ny tia de toy ny mitelina ozatra; sarotra atelina nefa ra voatelina aza toa hafa² any anaty any. tsy mitovy @lay oe ny fitia toy ny tanin-ketsa, ka azo afindra² !

11. sitlo
(
24/06/2008 22:44)
aleo izany atoro an'ialahy ny fahazoako ny hoe gentlman eh:
1- madio (na vatana, na saina, na fisakafo...)
2- mahay miaro sy mandrava ady (am-bava no tsaratsara koakoa fa ny sandry koa ilaina)
3- cultivé -- ampitoboy isan'andro ny fahaizana
4- tenim-pirenena
5- mitazona ny teny nomena
6- maharaka politika sy sport -- (za maka Allemagne)
7- mahay mihaino
Dia avy eo manaraka ny pitsopitsony:
- mahay mamatotra kravaty
- mahay misika
- manana briquet ...
raha ananan'ialahy ireo dia aza mametraka dinika tahaka itony intsony fa memezan'ny olona fotsiny.

13. kala
(
25/06/2008 06:14)
laotsy:
Mino za fa mba efa mpazo ny rht zany e!
ny tiko lazaina de zao oe : ny tina matetika tsy tia, nefa ny hafa tsy eritreretina nefa tia. D aôn ny eritreritry ny maro @zany kay!
marina mihitsy aloha zany ê!
le faharoa lasa fantasme eo fotsiny ê!
:-D :-D :-D
14. ari.malala
(
25/06/2008 07:30)
sitlo:
aleo izany atoro an'ialahy ny fahazoako ny hoe gentlman eh:
1- madio (na vatana, na saina, na fisakafo...)
2- mahay miaro sy mandrava ady (am-bava no tsaratsara koakoa fa ny sandry koa ilaina)
3- cultivé -- ampitoboy isan'andro ny fahaizana
4- tenim-pirenena
5- mitazona ny teny nomena
6- maharaka politika sy sport -- (za maka Allemagne)
7- mahay mihaino
Dia avy eo manaraka ny pitsopitsony:
- mahay mamatotra kravaty
- mahay misika
- manana briquet ...
raha ananan'ialahy ireo dia aza mametraka dinika tahaka itony intsony fa memezan'ny olona fotsiny.
otran tsitako izay idiran'ity resak'i sitlo ity amle dinika....
16. cynthiagasy
(
03/07/2008 10:45)
raha amiko ny fitiana tonga ho azy fa tsy tadiavina ary io an , zavatra maniri
17. Bola
(
11/07/2008 23:03)
Arimalala sy Stilo:
hahitsio aho raha diso:
Arimalala a, mety tian i stilo lazaina hoe rehefa manana ireo hono dia mety manintona ilay tiana ka lasa @ ilay tenin i Diamondra hoe tafahoana ny tia sy ny manina.
Fa io efa lazain ny rehetra na manam pahaizana na tsia hoe tsy tadiavina izany satria lasa tsy ilay tena izy sy ilainao no tonga aminao.
Ny izy hono, ianao manao izay mampety ny fiainanao ary mitovitovy @ ilay raisonnement an i stilo rehefa ianao mahavaha tena, mety ny fiainanao...tsy ho voasintona ho azy eo ve ilay olona tia ilay style de vie anao.
Ka isika aloha mila tia ny tenantsika, mikarakara ny momba antsika sy fiainantsika dia mivaoka ilay tena personalite dia tonga eo ilay tena izy...
Raha tsy izany sasatra mitady, ny personalite ny tena manokana tsy fantatra mazava akory ary na zay tadiavina aza tsy hay loatra dia olona ohatra izay koa no tonga...olona tsy dia hay loatra dia tsy tiantsika...
Sa ahoana...