inn kay??
1. ail
(
21/06/2008 15:10)
miarahaba antsika namana rehetra ny tenako!!
saika mba naotany kely hoe inn kay no tena hiantsona hoe DITRA????
eo @ lafony fitiavana
fiainana andavan-andro
sns..
raha ho any vhv de tahaka ny ahoana
ary raha ho any lhl de ahoana??
sa mitovy ihany??

répondu par dziana le 08/07/2008 14:20
2. Noue
(
21/06/2008 15:47)
inona no atao hoe "ditra" ?
amiko ny atao hoe ditra dia izay zavatra ataonao nefa tsy azo atao !

3. Noue
(
21/06/2008 15:50)
fa firy taona aloha i "ail" no tsy mbola mahafantatra hoe inona no atao hoe ditra ?
satria io miankina @ taonanao !
satria io miankina @ taonanao !
5. ainaheri
(
22/06/2008 06:10)
Dray ..tena ao anatiny mitsy zany taona zany,revy ataovy milamina ary ny ditra ataovy antonontonony!!
Nofaritanana @ teny ankapobeny ny atao we"DITRA"
Ny olona tsi11 samy maninjara zay tsy mety sy mety aminy!!
Misy zao ny mivoaka alina na mbola mipetraka @ radr aza(misy milaza an'io ditra,misy tsia ;arakaraky ny fitaizana)
Ireny sipa mpitety bandy reny(misy milaza we ditra,misy milaza we mba mirevy)anjaranao no mandray zay tandrifinao,afaka mahatsapa ny tsara sy ratsy ary ny mahasoa sy ny mahafinaritra
Fanampiny mou zany ny ditra dia araka io voalazan'io namana ambony io,aza maka tahaka(ratsy) ny hafa ,raha fantatrao tsy mety dia aza anoharana,sao we maninn i ann manao an'zao,aona za tsy mba hanao kou.
D hendré tsara ,mahaiza mirevy f'aza maditra

6. diamondra27
(
22/06/2008 15:30)
ail: ahan faly mahafantatra anao eto ndray e
le ditra zany de refa tsy hendry toi ry ail :wink:

7. orona
(
23/06/2008 06:20)
maditra rehefa manao ratsy ka tratra
hendry rehefa mahay miafina rehefa manao ratsy
Betsaka le hoe hendry nefa mpiantsara velatsihy
Fa iray iany no atao hoe hendry, ireo hifanena any am fajakan'ny lanitra. :P

8. LazaDaddy
(
23/06/2008 07:07)
Maditra raha toa an'i LazaDaddy
Hendry rehefa mananatra an'i LazaDaddy :)

9. dziana
(
08/07/2008 14:20)
SAlut!
Ilay ataonao iny nefa aritreretinao oe bedin'i Dada sy Neny ... za zao raha vao fantany oe manao an'ty " :?: :!: ";nefa mbola ataonao ihany.;de le oz le namao oe " tairo fa tsy bleme io e? " :-w :-w :-w :-$ ^:^ ^:^ :snif: :snif: =((