mofo mangahazo

1. tslem ( 18/06/2008 17:22)
Sao dia mba misy mahay ny fanaovana an'ilay mofo mangahazo boribory (rouleau)asiana voanjo ao anatiny ireny kay ianareo?
Misaotra sahady :P
répondu par vale le 08/07/2008 14:16
2. fahamarinana ( 19/06/2008 07:33)
:arrow: tslem :jereo ity sao manampy anao,tsy dia detaillé loatra mais bon.. bitrokeli no nanao com azy,mpandefa 9(l)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47550e4a3f84e
3. tslem ( 19/06/2008 08:25)
ka efa nanao an'io nolazain'i bitrokel io mihitsy aho fa avy eo ilay mangahazo lasa boledaka be ohatry ny purée fa tsy nety nofisahina :(
sao dia asiana lafarina kely aza angamba e?
4. fahamarinana ( 19/06/2008 08:56)
:arrow: tslem :ny eritreritro hoe tsy asiana lafarinina fa mety lasa henjana ndray ilay pate fa ilay siramamy no tsy atao betsaka rehefa mahandro azy fa kely,na tsy asiana mihintsy koa aza oh satria lasa mampandranoka ilay mangahazo avy eo dia miboledaka.Dia amin'ny totom-boanjo vao sucré-na amin'izay.Eritreritra daholo io fa io zao no hitako mety hanala lay miboledaka.Andraso mba hanandrana koa aho am week-end dia iverenako eto am herinandro iny an.. (l)
5. tslem ( 19/06/2008 09:03)
mba andramo oe akia dia lazao zah raha mety? :-* :-* :-*
6. fahamarinana ( 19/06/2008 09:20)
:arrow: ok akia, efa rarakivy aby za mieritreritra azy.. :-D :-D :-* (l)
7. sariaka ( 19/06/2008 09:45)
tslem any Dago dia mitadiava laona e, totoy ny mangahazo efa masaka nasiana siramamy, tsy asiana ranony an fa natao ritra, alao aloha le tady ao amin'ny atiny iny zay vao totoina, na mety azo toroina amin'ny masinina koa fa tsy atao malemy be lasa puré. dia avy eo apatreho eo ambony hazo fisapisaka asio menaka ilay hazo fisaka sy ny tavoahangy mba tsy hiraikitra ny mofo dia hory amin'ny vata-tavoahangy mba ho talesaka tsara ilay toto-mangahazo, dia sorito ho rectangle tsara dia araraho eo amboniny ny toto-bonjo misy siramamy, io koa tsy totoina boledaka fa antonontonony dia ataovy rouleau amin'izay e. Mazotoa homana :) :)
8. tslem ( 19/06/2008 10:08)
sariaka >>> tena tsy manana laona akia zah a :(
9. Harikoeli ( 19/06/2008 12:56)
tslem =mety konko akia ra tsy tena atao malemy be de totona @ laona fitotoan-kena ireny a!na konko fourchette konko de potsihina otran'ny ovy !
tsy miboledaka zany fa nenay zao refa manao de zany de ny mangahazo konko nenay tonga de voasana de le izy lavalava be iny fa tsy tapahana fa tonga de iny no andrahoana ,
Fahamarinana=de mety ihany koa ra tsy asiana siramamy ra tsy efa voapotsitra zany hoe rehefa manafisaka anazy nji vao manisy siramamy anazy .
De farany refa mahandro anazy dia atao rano kelikely ihany fa iny konko mety mapi-boledaka anazy.
de maztou homana e! fa tsara be io an miam!miam :miam: :miam:
10. fahamarinana ( 19/06/2008 14:38)
:arrow: tena tsara tsidihiko any antranonareo any mihintsy i sariaka sy harikoeli rehefa tonga ilay andro an... :miam: (l)
11. haritianah ( 19/06/2008 20:48)
raha ts misy laona itotona azy dia raha misy fikikisana karoty le lavadavaka reny ko mety fa efa nanaovako de aza tatao modaka be ny mangahazo fa miraikitra dé mba hahazoana mamoritra tsara ny mangazo ho lasa rouleaux tsara dia rarafo la farinina manta kely aloa ny mangahazo efa voapotsitra tsara iny ts atao betsaka fa mba itazonana azy ts iforetaka io. Dé aorino moramora tsara.Afaka asianao tantely kely koa eo amboniny voanjo vao aorina lé mangahazo fa tsara be ko.
Dé mazotoa é
12. Harikoeli ( 20/06/2008 05:57)
Fahamarinana=tongava e !tonga de hanao bedabe tsika eo samy mibosibosika eo :miam: :miam: :miam: !de tsy misy mifampijery an!fa samy mankafy
:D
fa andramo de tantarao fa tsara be mints io atao goûter de miaraka @ ronono velona vao mafana nasiana tantely mmmmh!matsiro e! nona sahady a! zany hihihihi :D :D
13. ari.malala ( 20/06/2008 06:46)
andraso alou, nanaraka tsara ny dinika iany za fa otran ts azoko, izany hoe tsy misy fikarakarana b zany fa le mangahazo ftsn no andrahoina d totoina am laona na kikisana am rapy karôty, d fisahina refa vôkiky? d ny voanjo efa mendy totoina d araraka eo aminilay mangazo efa fisaka iny d ahorona otran'ny rouleau zay? azafady fa ts nazava tsara tamiko mantsy ilay izy!
14. fahamarinana ( 20/06/2008 06:53)
:arrow:ari. : zay koa no fahazoako azy aky,zany hoe tsy andrahoana intsony zany na atao bain-marie fa kosa koa ny tiako anontaniana hoe atao au frais elaela ve sa tonga dia azo hoanina tout de suite ? lasa ny saiko manko hoe tsy hiparasaka ve rehefa didina sa tonga dia rond tsara izay tapahana eo ? Misaotra mamaly zay efa nanao, (l)
15. Harikoeli ( 20/06/2008 08:09)
hoy ari=andraso alou, nanaraka tsara ny dinika iany za fa otran ts azoko, izany hoe tsy misy fikarakarana b zany fa le mangahazo ftsn no andrahoina d totoina am laona na kikisana am rapy karôty, d fisahina refa vôkiky? d ny voanjo efa mendy totoina d araraka eo aminilay mangazo efa fisaka iny d ahorona otran'ny rouleau zay? azafady fa ts nazava tsara tamiko mantsy ilay izy

ie tena tsy misy fikarakarana be ka mahandro mangahazo !dia avy eo totona !na rapena !

Fahamarinana=afaka asiana menaka keli ny tanana refa manao rouleau anazy na koa refa manapotsitra anazy dia amzay tsy miparitaka ny mangahazo
ny tena mety dia dobera nohepoina no atao
andramo fa tsara !mampiova ny tsirony le dobera mmmmh miam!miam:miam: :miam:
Maztou e! :wink: :wink:
16. fahamarinana ( 20/06/2008 08:18)
:arrow: ok,merci aky harikoeli a,dia hanandrana tokoa moa zany... :) (l)
17. ari.malala ( 20/06/2008 12:19)
ah dakor!! ary ndeha hanao marina refa mis mangazo ao antrano kle! misaotra betsaka! ny mahazatra mantsy d le andrahoina tetika d asina siramamy sy ronono kely d zay ftsn iany! am week end iny d'efa hanao zany hihihi! misaotra nizara e
18. vale ( 08/07/2008 14:16)
sotra betsaka am ilay re7 fa za koh ty be an\'ireny!!! ^:^ :miam: :miam: :miam: =D> :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3963