difference d'age II

1. rakapy ( 17/06/2008 03:32)
Ahoana indray no mba fahitanareo ireny sipa kely mbola tena tanora ireny nefa miaraka @ rangahy efa zokiny lavitra be. Ilay sipa kely @ io rehefa mihiditra fivarotana dia manangona izay akanjo izay tiany dia i Rangahy no tsy maintsy mi-payer! raha sendra manda i rangahy dia manangana mitomany mihintsy ilay sipa kely ao am-pivarotana!!!
Degouter be aho nahita ilay izy!
Dia ao koa ireo mikaoty vazaha efa zokiny lavitra mba te handeha hoa any an-dafy fotsiny nefa rehefa tonga any tsy mahita afitsoka dia manataka ny paosin'dragahy mba hividianana izao rendrarendra rehetra izao. Mila vola ny mamana any Dago fa sahirana, mila taomobila ny zandriko lahy hanaovana taxi, hividy trano ny fianakavina, hanao famadihina sns...fa mba omeo vola aho.
Dia rehefa tsy mahazo fahafaham-po i rasipakely dia mamoron-dresaka any @ namany sy ny fianakaviana hoe ampijalian'ilay rangahy hono izy.
Tena degoutant tanteraka!!!
répondu par ari.malala le 23/06/2008 10:31
2. tess ( 17/06/2008 05:00)
ilay bainina izany no vendrana koa, hita taratra avy hatrany anie izany toetra izany fa matoa nekeny sy hiaretany dia zakany lay sipa kely fetsy be :°) :-D
ta hanao aminy eo koa anie e! maninona raha olona farahafaharatsiny mba efa olondehibe na zandrinao fa zandrinao no alaina....tsy aleo ataon'i sipakely mirehitra ao :-D
3. haritianah ( 17/06/2008 05:03)
amiko indray alou de safidy sahala n safidy retra io é! ts mi géné anah ny maita zany rangaha efa zokiny iarahany sipa kely lazainao zany.
Tsy aleo v izy miaraka @ na rangà antitra everiny fa mba ahazony ny besoin materiels retra tozay anao makorelina eny @ arabé?
Normale amiko rà mifantina dé mifidy ary mitomany ny ividianana retra izy, ary normalé raha mitady zé mba tombotsoany fianakams izy, satry safidy ny azy oà, ajanona ny fiainana iaraka @ lelà mitovy taona fa maka ranga bé izy mba hanavotra azy @ materiels sy ny fianakams.Samy @ eritreriny doly io fa ts tokony i géné anao ny reviny sasany.Atao oé aka mitovy taona ary izy fa dé fadiranovana mamolava,miloka,mifoka,tsy ita ny vola dé aona oy anao?lé antitra koa anie tadidio fa mato izy maka an'ireny efa fantany kou fa any à sosy no takalony zay é.Fa ts oé nazo sipa kely kou dé anambaka.Aleoko alou maita sipakely manao toy zay dé mba mazo zé mba itomaniny eo alou izy toy zay maita reto sipakely tena mbola kely manao makorelina erany sisina arabé.
Refa anambaka kosa ve izy ts atao resaka é? amizao fotoana zao koa anié lé fitotongany faripiainantsika gasy mitsy no manosika ny zaza gasy vaomisondrotra iditra @ zay ka safidy io.
Revy samy manana ny azy io ka ts tokony haha géné ny hafa.
4. ari.malala ( 17/06/2008 08:14)
de miverina indray ilay hoe masika ianao ry fiaraha-monina!!!!! ilay sipakely aza mahazaka miaraka amin'ilay rangahy be, ilay rangahybe aza mahazaka miaraka amiay sipakely sady mahazka iangolangolany sy itomaniany ko! fiainandry zareo zany... i rakapy nga no nita ilay fitarainana hoe ampijalian'ilay rangahy sa any amindrakapy ilay sipakely no nitaraina?:-P raha mifankatia izy ireo tsitako izay olana raha mba mihata ividiana azavatra ikalakely... mety ho ts ampy affection tam rainy iz ohatra d mba any am le ranga no manarina ko hihihi
5. karinah ( 17/06/2008 10:52)
(hay ve rakapy namaky le dinika nataoko 1° eh! tsy mba nanome hevitra, fa eto vao hita ny heviny!! :wink: ) ny fahitàko azy alou de tena mandreraka be ny saiko, surtout le sipakely midongy sahala amin'ireny oe midongy @ dadany na dadabe-ny ireny, ary rangahy de manaraka ny ataony no tsy menatra ihany koa, za alou tena mitsikera be mintsy e, azafady ari.malala! :-P hihi! mitsikera aho satria ohatry ny mamoafady ny fijeriko azy, tahak'izany koa ny vhv efa zokiny be miaraka à bandy kely :-P hihihi! :wink:
6. ari.malala ( 17/06/2008 14:05)
hihihi, tsisy tsiny ka, samy manana ny fiheverany sy ny fahitany azy io :) hoanareo izany tsy met y fa ohanazy mety tsara ko!
7. tess ( 17/06/2008 15:43)
samy manao zé tsiny sy reviny e! rehefa interêt no iarahana amilay oul de izay izany, i bainina faly ery milatra miaraka am sipakely jeune, i sipakely mahazo zé tiny kou tsy mifameno ve zany e! :-P
8. Belami ( 17/06/2008 16:27)
tess:

samy manao zé tsiny sy reviny e! rehefa interêt no iarahana amilay oul de izay izany, i bainina faly ery milatra miaraka am sipakely jeune, i sipakely mahazo zé tiny kou tsy mifameno ve zany e! :-P



raha fintinina izany dia takalopatsa , vidimpihinanana

Eka ozy, fa safidy daholo izany :°)
9. kiadi ( 17/06/2008 16:40)
samy mitady hanatataka io e!!sipakely misy tataka de i baina voatataka!!
marina ny an'i belami io! :-D :-D
10. tess ( 17/06/2008 20:00)
belami: izay mitsy samy manana ny zvtr kendreny i bainina sy i sipakely :wink: :-D
11. karinah ( 17/06/2008 21:49)

samy mitady hanatataka io e!!sipakely misy tataka de i baina voatataka!!
marina ny an'i belami io! :-D :-D
-----------------------------------------------------------------------------------------------------
kiadi:


:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. rakapy ( 17/06/2008 22:07)
Karinah> Notohizako ilay dinika noforoninao fa misy point tiako ahatongavana nefa ilay adi-hevitra tao toa tsy hitako izay hidirana.
Amiko aloha dia tsy asiako olana mihintsy izany difference d'age izany. Mety nilaza aho fa degoutant tetsy ambony satria hitako fa mitongilana ny fitsaran'ny fiaraha-monina sy ny lalana manoloana ireny olona mifankatia nefa mifanalavitra be ny taonany.
Mitongilana hoy aho satria dia matetika dia ilay vhv tanora foana no mahazo rariny,fa ilay rangahy zokiny dia diso foana na eo @ fiaraha-monina na lalana.
Matetika dia miaro ilay sipa kely ny fiaraha-monina sy ny lalana satria hono natory niaraka t@ Rangahy izy, na koa izy no mikarakara toka-trano ka dia milaza fa mahatsiaro voambaka sy atao mpiasa hono izy. Nefa anie ka tsara lavitra ny fiainany hatram'izay niarahany t@ ilay rangahy.
Ari.malala> Aty amiko izy mivady no manao consultation ary mitantara ny problemany. Izaho dia mpihaino fotsiny.Ka rehefa nataoko ny kaonty dia ilay sipa kely(gasy) no tsy mahay mihaina. Manararaotra trop. Efa nividianan-drangahy(vazaha) tomabilina, mipetraka @ trano tsara, tsy mila mitady vola ,eny fa na dia ny reniny aza dia andefasan-dragahy vola isam-bolana.Ny akanjo sy ny revy moa izany dia manginy fotsiny fa gratuit.
Nefa dia mitarana amiko ilay sipa fa manambaka azy hono i rangahy fa matory miaraka aminy fotsiny fa tsy mba manampy ny fianakaviany!
Mampatsiaro ahy ity lhl Afrikana iray naka makorelina ka nanda ny handoha vola ity lhl satria hoy izy hoe " Toi contente, Moi content, pourquoi moi payer???" :-D :-D :-D
13. tess ( 18/06/2008 05:11)
tsy marina kosa hoe i rangahy bainina foana no mahazo tsiny am fiaaraha-monina fa ny sipakely milkingilingy miaraka am ireny bainina ireny no tena voatondro molotra....ataon'ny olona resaka....
izaho alou tsy tafa e! dejà na izaho milahatra aminy aza menatra , menatra ilay maso mijery sy ny kritika,
14. ari.malala ( 18/06/2008 07:41)
ilay sipakely kosa izany no tsy mahay miaina ko! fa tadiaviny ho inona inray hono? hihihihi! matoa anie i rangahy be afaka niaraka natory tamin'i sipakely d nanaiky alou i sipakely e! hafa indray raha resaka viol... fa raha sitrapony tsitako izay imenomenonany....
15. xxx ( 18/06/2008 08:34)
rakapy >>>
cas particulier ity lazainao ity,
ka tsy tokony nanambady io rangahy io izany no nataon'ilay sipa raha izany fa nivarotra tsotra fotsiny :-)
16. tess ( 18/06/2008 10:13)
raha resaka fividianana akanjo sy ny tariny ve no hiarertako am bainina , miasa aho afaka mividy zé tiko, fière kokoa zà amzay :-P
17. ari.malala ( 18/06/2008 14:44)
hita akyry tess hihihhiihi! roa izany isika no menatra hilahatra amina bain be ko hahahaha!
18. rakapy ( 18/06/2008 17:54)
Ari sy Tess> Fa angaha moa izany ataonareo hoe irony baina be efa hoatran'i dadabenoely irony, mitondra tehana be volo-mbava, sola paika sns irony... fa lhl mbola mitraka tsara fa zokin'i kala lavitra be fotsiny. Tsy misy hanomezako tsiny anareo raha toa ka menetra ny hiaraka @ olona zokibe nareo.
I tess no mahavidy akanjo avy @ volany fa tsarovy fa mbola misy ny vhv tsy afaka na tsy te hiasa ka na ny kilaotiny aza dia angatahana @ rangahy avokoa

19. Belami ( 18/06/2008 18:32)
tess:

raha resaka fividianana akanjo sy ny tariny ve no hiarertako am bainina , miasa aho afaka mividy zé tiko, fière kokoa zà amzay :-P



fa possible tena misy zamour koa ange na misy difference d age aza e
20. tess ( 18/06/2008 18:45)
rakapy:

Ari sy Tess> Fa angaha moa izany ataonareo hoe irony baina be efa hoatran'i dadabenoely irony, mitondra tehana be volo-mbava, sola paika sns irony... fa lhl mbola mitraka tsara fa zokin'i kala lavitra be fotsiny. Tsy misy hanomezako tsiny anareo raha toa ka menetra ny hiaraka @ olona zokibe nareo.
I tess no mahavidy akanjo avy @ volany fa tsarovy fa mbola misy ny vhv tsy afaka na tsy te hiasa ka na ny kilaotiny aza dia angatahana @ rangahy avokoa







:-D :-D :-D :-D :-D ka raha hita hoe misy elanelany be kosa , mba fotàna aho raha hiaraka aminy eo! sady izao! ireny zokiny be ireny wa kizitimbelona be, sady conservateur be! ny satroky ny dadabeny tehiriziny ahatona ao am salon fa tsy azo alàna eon ny basim-borona an'i dadabeny elabe tany atao haingotrano, misy namako zay mantsy nanambady zokiny be izy dia tsy azo ovaina ny fanaka sy ny haongotrano retra, nefa i kala mba mankafy fanaka moderne ohatra.....tsy ny vola ihany no mikonty eo am fiainana anie fa ny rehetra rehetra no mahasambatra e! ka raha resaka materiel fotsiny no erahiko aminy ankoatra izany tsy misy dia aleoko mikafiry ihany na izany aza ahita ny anjarako eny foana zà kou! mitovy toana amiko na zokiko folo taona
:-P
ary fangah dia tsy maitsy manantena ireny zokiny be ireny vao velona?????
tanora ny tena raha tsy miasa , miaty asa! mahita foana refa tena vonona dia afaka mi se permettre am zé tina.....sa????????? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0546