difference d'age II
21. tess
(
18/06/2008 18:47)
belami: oui possible oue misy zamour ho an'ny hafa fa amiko toa tsy possible :°) raha zokiko 15 ans alou tsy de mbola maninona e! fa plus efa ita ihany hoe zvtr hafa no tedavin'i kala....zà manokana io fa tsy ho an'ny vevavy makafy miaraka am antitra na zokiny be an
22. rakapy
(
19/06/2008 00:20)
Ka eo indrindra anie ry Tess no mipetraka ilay blem. Ny mampalahelo dia matetika ny vhv avy @ tany mahantra na ireo izay tsy ampy fianarana firy no tena tratra @ ity blem ity. Misarangotra sy manao izay azony atao mba hanambadiana ilay rangahy nefa rehefa mandeha eny ny fotoana dia mitaraina. Satria nahoana?
Niseho nanaraka ny revin'i baina t@ vao niaraka fa tsy mba nampiseho ny personalite-ny .Nefa rehefa aty aoriana te-hanaraka ny modernasisation de eo fa mifanipaka ilay revy. :-D :-D :-D :-D
Niseho nanaraka ny revin'i baina t@ vao niaraka fa tsy mba nampiseho ny personalite-ny .Nefa rehefa aty aoriana te-hanaraka ny modernasisation de eo fa mifanipaka ilay revy. :-D :-D :-D :-D
23. xxx
(
19/06/2008 05:05)
rakapy: dia ny fiafarany anie misaraka ihany e! i kalakely no fetsy amin'izay nanao izay hialàna fotsiny any am lay taniny aloha e! fa i bainina no voa mafy, izay lay lazaiko hoe te hanao aminy eo...maninona raha vehivavy farafaharatsiny zandry kelinao ny alaina fa faly ny hilahatra am jeune fotsiny...
tokony tao antsainy hoe misy elanelany be na ny taona na ny gout na ny toetra sns dia tokony samy mi s'adpate....fa ilay bainina mi domine be knou! raha ny cas nlay sipa fatako zay alou.... :-D
zà manokana alou tsy mazàka sy tsy mahatanty anzany e!.....
raha miandr kely mety tojo izay olona mendrika anao ihany enao kou! ;-)

24. ari.malala
(
19/06/2008 07:51)
le zokiny be nge mis conflit de génération e! tsy ny ao am RAD iany no misy io conflit de génération io fa na am fitiavana iany kou aza! atao hoe enao génération 70 d le miaraka amnao tena 1945 na 1950 tany hoany ohatra, d inona ny zavatra mety hiraisanareo saina ao? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-enao zany mba te hande soiree d iz nefa efa ts amizany tsony ohatra fa aleo eo ambody cheminée no maka style (tsy hoe misy maharatsy ziany akory fa ihta b zany le fahasamihafan'ny revy e):-D :-D :-D :-D :-D ohatra ftsn we enao mba t hihaino RNB d nenazy reny le efa hira ntaolo bbbbbeeeeeee reny no ts maints henoina ao antrnao d in no fiainana milamina amizany!!! za manokana alou an, raha hatram 10 taona eo mbola ts mampanin ana , na hatram 13 na 15 aza fa raha mihoatra kosa efa tsisy tsony kosa ah kle :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
25. rakapy
(
19/06/2008 15:22)
Ka efa fantatra de ny any amboalohany ary izany de nahoana no mbola misisika ny hifanambady ihany nefa avy eo mifampandikiliky? :-D :-D :-D
26. tess
(
19/06/2008 17:37)
rakapy: ka i sipakely izao nieritreritra fa ho sambatra na koa hoe ho faty haingana i bainina :roll: :-D
27. rakapy
(
19/06/2008 22:35)
Dia midika izany fa manararaotra na koa mangalatra ankolaka i sipakely:-D :-D :-D
28. ari.malala
(
20/06/2008 11:08)
:-D :-D :-D ts mangalatra kosa fa mba mitsinjo avenir e:^) :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
29. tess
(
20/06/2008 11:36)
tena betsaka ny mangalatra ka, nisy zao any mada any sipany lay bandy de mody prezanteny tam bainina vaza hoe couzin ny hihihih
zao maty bainina fa nalaza be hoe nopozinilay sipa hono de mande ny ankety zao, maika hi toucher pension vaza ila sipakelyyyyyyy :°)
zao maty bainina fa nalaza be hoe nopozinilay sipa hono de mande ny ankety zao, maika hi toucher pension vaza ila sipakelyyyyyyy :°)
30. ari.malala
(
23/06/2008 10:31)
zany kosa efa ts lasa kle! fa ra za kou alou no am toeran'le bandy d efa byebye enao ry sipakely an!:-P